TSY ARITRA

1. Java ( 29/06/2023 06:56)
Rahoviana nga vao mba hisy fandrosoana eto madagascar eto. Toa ze toanga ao dia mampandiso fanantenana daholo.
novalian'i emeraldclas ny 12 andro lasa
2. hery ( 01/07/2023 16:15)
Fa ny fandrosoana izany andrasanao hoentin'ny mpitondra foana? Mila mitondra ny anjara birikiny koa ny tsirairay. Ohatra hoe manaramaso ny ataon'ny mpitondra. Rehefa tsy mamely ny ataon'ny mpitondra dia manana fahefana manala azy eo amin'ny toerany.
3. JerryMorin ( 16/05/2025 09:04)
hery:
Fa ny fandrosoana izany andrasanao hoentin'ny mpitondra foana? Mila mitondra ny anjara birikiny koa ny tsirairay. Ohatra hoe manaramaso ny ataon'ny mpitondra geometry dash. Rehefa tsy mamely ny ataon'ny mpitondra dia manana fahefana manala azy eo amin'ny toerany.

Eny samy manana ny andraikiny ny mpitondra sy ny tsirairay amin’ny fandraisana anjara amin’ny tena fandrosoana.
4. Azrael666 ( 28 andro lasa)
"fohazy aho rehefa mandroso i Madagasikara" hoy Ratsiraka. Ny mpitondra eto dia voarara mihitsy tsy hampandroso tanteraka, fa fampandrosoana madinidinika ihany no azony atao. Aiza ny vidin'ny harem-pirenena ohatra? Misy mihinana! Mianiana daholo izay Filoha tonga eo, saingy ny paosiny aloha no fenoiny vao fampandrosoana madinidinika. Handroso ihany isika, fa mbola tsy latsaka ny siècle iray vao hisy izany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0534