Mila hevitra @ fanangananna trano

1. tiavanafi ( 14/07/2023 14:21)
Bonjour daholy, 
Saika mba agnontany za mana vola 200 millions fmg afaka atomboka vé n'y fanaovana trano sa mbola  tsy ampy ? Marihiko fa trano tiko atao trano vato étage satria kely n'y tokotaniko izay mirefy 300 m carré eo eo,  donc  1 chambre salon de cuisine toilette allé de bain ambany de chambre telo  ambony.
Misaotra @ valinteny tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1186