Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
MyhAndry ( 27/12/2021 03:34)
Pejy
Ho antsika mpankafy tononkalo malagasy, manasa antsika hitsidika ny pejy facebook "Myh'Andry", Ho anao mpanoratra te handefa ny asa soratrao anaty pejy, alefaso hafatra miafina ny sangan'asanao fa... suite
répondu par azrael666 le 24/11/2022 13:14
ibey ( 25/08/2021 14:06)
ny halavany.
Nataoko iany ny tsy antany fa manitikitika ahy ilay izy. Raha mijery ny moyenne longeur penis @ internet aho dia mahita fa eo @ 13 cm eo ny halavany. nefa an'drizareo mena sofina anefa izay. ka eto te... suite
répondu par MyhAndry le 27/12/2021 03:30
RUZ9 ( 24/06/2021 11:53)
Manomboka mikomy izao ny natiora. Misoko toy ny ro...
Manomboka mikomy izao ny natiora. Misoko toy ny ron-gisa ny olana samihafa eto Madagasikara sy eran-tany. Hihamafy izany ary holazaiko ao aoriana ny tohiny, ato amin'ity rohy ity kosa ny hahafahana ma... suite
randyrandy ( 19/05/2021 13:32)
Aza miresaka anarana andro
Rehefa miresaka famonjena izao tontolo izao amin'ny fahotana dia tsy afaka mandalo fotsiny an'i Jesosy Kristy. Ahoana no tsy hiraharahianao an'Ilay nanolotra ny ainy teo amin'ny Hazofijaliana nefa Izy... suite
répondu par RBNIR le 19/05/2021 15:41
randyrandy ( 09/05/2021 04:06)
PASKA Jiosy, Misy diso fandray
PASKA Jiosy, Misy diso fandray Nisy lohahevitra iray izay efa nandeha teto hoe: TELO ANDRO SY TELO ALINA. Rehefa manaraka tsara io ady hevitra io anefa aho dia hitako fa miorina amin'ny tsy fahazoana... suite
répondu par RBNIR le 11/05/2021 11:57
KALITABEMANGISO ( 05/03/2021 04:12)
Mba te hifanerasera @ TSIKY IRAY DIA AMPY inona no...
Mba te hifanerasera @ TSIKY IRAY DIA AMPY inona no tokony ataoko?... suite
répondu par MattNix le 12/01/2022 20:35
RUZ9 ( 25/02/2021 08:02)
MISAOTRA AN'ILAY AO AMBONY NOHO NY FAHAVITAN'ITY SARIMIAINA ITY
Tontosa ihany ity sarimiaina long métrage malagasy ity, rehefa nampian'ilay ao ambony, hoa nao orinasan-tserasera sy ny fikambanana miankina sy tsy miankina indrindra ity : [url=http://]cyrius.unblog... suite
RUZ9 ( 25/02/2021 07:56)
SARIMIAINA VOKATRY NY TANY
Salama e, havanana amin'ny multimédia ny tena, nampian'ny talenta ka ity ny sarimiaina malagasy long métrage vokatra : [url=http://]cyrius.unblog.fr/?p=2583[/url]... suite
RUZ9 ( 25/02/2021 07:52)
MAMPIHOMEHY ITY SARIMIAINA ITY
Noforonina tanteraka ity sarimiaina lon métrage malagasy ity, koa raha misy olona fantatrao misy itovizana amin'ireo mpandray anjara ao, dia kisendrasendra ihany no anton'io fitoviana io : [url=http:... suite
répondu par alex32 le 01/07/2022 06:12
RUZ9 ( 25/02/2021 07:48)
INDRO ILAY SARIMIAINA NAMPANANTENAINA
Ho anao orinasa misehatra amin'ny serasera ; ny fikambanana miankina na tsy miankina indrindra ity sarimiaina malagasy long métrage ity : [url=http://]cyrius.unblog.fr/?p=2583[/url]... suite
RUZ9 ( 25/02/2021 07:45)
MASAKA NY SARIMIAINA NOTONTOSAIN'I RUZ9
Tsy fahita ny sarimiaina long métrage Malagasy, itony misy sady niangaliana fatratra : [url=http://]cyrius.unblog.fr/?p=2583[/url]... suite
RUZ9 ( 25/02/2021 07:41)
Politikan'ny sarimiaina
Ny manandratra ny sarimiaina malagasy izao no politika noketrehiko, ity ny masaka : [url=http://]cyrius.unblog.fr/?p=2583[/url]... suite
répondu par RUZ9 le 09/03/2021 06:51
RUZ9 ( 25/02/2021 07:38)
SARIMIAINA MALAGASY NOVOKARIN'I RUZ9
Itony ny sarimiaina vokatry ny tany e, tsy manampaharoa ity : http://cyrius.unblog.fr/?p=2583... suite
RUZ9 ( 25/02/2021 07:36)
SARIMIAINA 100/100 MALAGASY
Tsy firy ny sarimiaina long métrage malagasy, mety ho ity angamba no voalohany ka tohano : http://cyrius.unblog.fr/?p=2583... suite
midrou ( 17/01/2021 10:01)
TOMBO-KASE FAHAEFATRA!!!!
Ry namako isany! Mba efa fantatrao ve hoe tombo-kase faha4 isika izao. [u]FANONTANIANA[/u] 1- Inona no zavatra tena manamarika ny tombo-kase faha4? 2- Inona no tokony ho hataonao? ... suite
répondu par RBNIR le 29/06/2021 11:40
hery ( 05/01/2021 17:22)
Andri Joel Harison
Andri Joël Harison Video nalaina tamin’ny 01 Oktobra 2020 teo no nandraisana tao amin’ny « Grande salle de diffusion de l'ORF Radiokulturhaus de Vienne ». Conductor / Dirigent: Andri Joël Ha... suite
répondu par tiambola0019 le 03/04/2021 08:46
RUZ9 ( 04/01/2021 13:55)
Ho anao mitovy hevitra amiko hoe ilaina ny miaina milamina
Misy vidéo fohy [url=http://cyrius.unblog.fr/?p=2567 ]ao anatin'ity rohy hotsindrinao ity[/url] : miantso fiaraha-miasa aminao ka araho. Rehefa avy mijery azy ianao dia ity ny kaontiko facebook : sed... suite
répondu par randyrandy le 09/05/2021 03:54
RUZ9 ( 04/01/2021 07:07)
Bande annonce : tantaran'i Madagasikara fahagola
Ela tsy niserasera i Ruz 9, mbola niketrika sarimiaina amin'ny teny malagasy, hivoaka tsy ho ela ny COVID69, Ao aorian'izay kosa no hivoaka ny tantaran'i Madagasikara fahagola fintinin'ity bande annon... suite
répondu par RUZ9 le 24/06/2021 11:38
RUZ9 ( 28/12/2020 06:28)
I Eofrata sy ny ampahany tamin'i Atlantida fahiny no i Madagasikara ankehitriny
Manana tantara miavaka i Madagasikara, voaresaka matetika ao amin'ny baiboly, saingy tsy fantantsika, Tsindrio ty rohy ity raha liana ianao : [url=http://]http://cyrius.unblog.fr/?p=2536[/url]... suite
charminggirl5 ( 24/12/2020 07:48)
J'habite en Nouvelle-Zélande et je haie les Français et les étrangers à madagascar
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay diso miseko any Madagasikara any nefa olona Pour... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3087