Ny tena Fiangonana araka ny Baiboly

1. gasy1zay ( 29/11/2022 18:34)
Ny fiangonana dia tsy synagoga, tsy tempoly toy ny tempolin'ny Jerosalema, tsy katedraly ary tsy ilay trano fandehanan'ny mpino rehefa alahady (na sabotsy hoan'ny sasany).

Ny fiangonana araka ny baiboly dia izay voalaza eo @ Efesiana 5:23 "Car le mari est le chef de sa femme, comme le Christ est le chef de l’Église. Le Christ est en effet le Sauveur de l’Église qui est son corps."

Ny fiangonana ny tenan'i Kristy, izay mitoetra ao amin'i Kristy ihany izany no mitoetra ao @ fiangonana tena fiangonana izay toerana aram-panahy (lieu spirituel) tsy vitan'ny tanan'olombelona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6412