PASKA

1. RBNIR
(
28/03/2024 09:58)
Faly misera amin'ny namana rehetra indray,
Mirary Soa sy fanambinana ary fahasoavana ho an'ny rehetra
Inona no fantatrao momba ny paska fa ho avy indray ity fety manandaza eran-tany ity?
Misokatra ny forum
Malalaka ny fanehoan-kevitra izay isaorana feno dia feno an'ireo mpandrindra namana....

novalian'i kundewayne ny 7 andro lasa

2. alicent23
(
19/02/2025 04:22)
RBNIR:
Faly misera amin'ny namana rehetra indray,
Mirary Soa sy fanambinana ary fahasoavana ho an'ny rehetra
Inona no fantatrao momba ny paska fa ho avy indray ity fety manandaza eran-tany ity?
Misokatra ny forum
Malalaka ny fanehoan-kevitra izay isaorana feno dia feno an'ireo mpandrindra namana....
Ny Paska dia iray amin'ireo fety kristianina manan-danja indrindra, mankalaza ny fitsanganan'i Jesoa Kristy tamin'ny maty, araka ny voalaza ao amin'ny Testamenta Vaovao.

3. Azrael666
(
11/04/2025 15:16)
Herintaona aty aoriana dia mamaly aho: PASKA? Velona Jesosy! Tonga olombelona aho satria nomeny "indray" ilay "fofon'aina mahavelona" ("Rehefa nilaza izany Izy dia nanisy fofon'aina"...); tsy olona aho,fa olombelona. Velona Jesosy. Velona aho! Amena.

4. kundewayne
(
7 andro lasa)
RBNIR:
Faly misera amin'ny namana rehetra indray,
Mirary Soa sy fanambinana ary fahasoavana ho an'ny rehetra
Inona no fantatrao momba ny paska fa ho avy indray ity fety manandaza eran-tany ity?
Misokatra ny forum
https://forum.serasera.org/forum/message/m66053f4a205edfnf
Malalaka ny fanehoan-kevitra izay isaorana feno dia feno an'ireo mpandrindra namana....
Ny Testamenta Vaovao dia manoritsoritra ny fitsanganan’i Jesoa Kristy tamin’ny maty, ary iray amin’ireo fetin’ny Kristiana manan-danja indrindra ny Paska, izay mankalaza io fisehoan-javatra io.