Liste des messages

Liste des messages, inserés par gasy1zay, par ordre de date
gasy1zay ( 29/11/2022 18:34)
Ny tena Fiangonana araka ny Baiboly
Ny fiangonana dia tsy synagoga, tsy tempoly toy ny tempolin'ny Jerosalema, tsy katedraly ary tsy ilay trano fandehanan'ny mpino rehefa alahady (na sabotsy hoan'ny sasany). Ny fiangonana araka ny baib... suite
gasy1zay ( 24/11/2022 19:00)
Batisan'ny fibebahana vs Batisa (kristiana) vs Batisan'ny Fanahy Masina
Miarahaba antsika mpamaky, fa maninona ny Kristiana Malagasy no miovaova fiangonana ary misy natao batisa in-2, in-3 nefa tsy mety afa-po? Ny kristiana malagasy dia maro no tsy mahalala ny hevitry ny... suite
répondu par RBNIR le 05/05/2023 08:46
gasy1zay ( 19/04/2022 15:33)
Mbola eto ve nareo RBNIR sy rhaj0?
Efa ela zay tsy nahatazana anareo sy nahita anareo nametraka lohahevitra vaovao eto... Mbola salama aby ve?... suite
répondu par midrou le 31/03/2024 19:53
gasy1zay ( 15/03/2020 02:33)
mba zaraina hoan'ireo siantifika
https://emcitv.com/page/video/la-question-des-origines-et-la-notion-de-creation-132588.html... suite
répondu par rhaj0 le 20/03/2020 12:41
gasy1zay ( 08/01/2020 14:28)
Ireo fampianarana na hevitra diso tsy mifanaraka amin'ny baiboly
Maro ireo hevitra diso na fampianarana diso vohizin'ireo fiangonana kristiana lehibe na zandriny ka maro ny kristiana tsy mahalala intsony ny tena marina, ny marina dia ny tenin'Andriamanitra, zay azo... suite
répondu par rhaj0 le 06/02/2020 22:40
gasy1zay ( 20/12/2017 21:07)
Noely hoan'ireo namana tsy mino an'Andriamanitra
Ho antsika kristianina dia tonga ny mpamonjy 2000 taona lasa izay ary efa vita ny famonjena ka azontsika raisina amin'ny finoana sy fandraina an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy antsika. Hoan'ireo ... suite
répondu par rhaj0 le 24/12/2017 15:08
gasy1zay ( 23/11/2017 17:10)
Mahery ilay Andriamanitra ivavahantsika kristianina
Mba te hizara fotsiny aho hoe tena mahery ilay Andriamanitra ivavahantsika ary aza matahotra fa na inona na inona olàna mahazo anao anio dia hainy ny mamaha izany fa ankino aminy ny fiainanao.... suite
répondu par Miharena le 27/11/2017 08:25
gasy1zay ( 09/11/2017 20:44)
Statistika hoan'i rhaj0
hono hoy aho rhaj0, mba tokony hoe adiny firy isan'andro ingahy no mamaky sy manoratra eto isan'andro? dia nanomboka taona firy raha tsy mahadiso?... suite
répondu par rhaj0 le 12/12/2017 18:07
gasy1zay ( 18/10/2017 16:27)
Iza nareo no efa nahita ny videon'i Andres Bissoni t@ youtube
Ahoana ny hevitrareo @ ito : https://www.youtube.com/watch?v=PEgoItDo_ew... suite
répondu par Miharena le 31/10/2017 05:16
gasy1zay ( 27/06/2017 17:56)
Hafatra hoan'i rhaj0
Mba niheno ity Pastera canadiana ity aho dia nahatsiaro an'i rhaj0 : http://www.enseignemoi.com/joel-spinks/audio/rachetez-le-temps-21459.html#track1 aux derniers jours des moqueurs viendront, marcha... suite
gasy1zay ( 16/02/2016 15:23)
Mahereza ianareo dia mampamangy
Noho ny fitadiavana sy ny asa aman'andraikitra dia mety tsy hanampotoana hiseraserana amintsika eto intsony ny tenako ka dia mametrabeloma sy maresaka ho antsika rehetra, misaotra betsaka an'i rhaj0 s... suite
répondu par rbnir le 22/02/2016 18:12
gasy1zay ( 27/01/2016 15:54)
Ny fakampanahy sy ny fizahantoetra
Mba te hizara kely ny momba ny fakampanahy sy ny fizahantoetra satria misy olona manafangaro azy roa ireo. Ny fakampampanahy dia avy @ devoly/satana, ny fomba fisehony dia zavatra toa tsara na mahafi... suite
répondu par rhaj0 le 05/02/2016 17:13
gasy1zay ( 13/01/2016 15:38)
Ny fijangajangana ao @ baiboly
Ny Ntaolo malagasy dia tsy dia tena havanana loatra ny mifampiresaka "sexualité" hany ka somary voafetra ihany ny voambolana ampiasaina raha resaka sexualité no resahina eo @ fiteny andavanandro. M... suite
répondu par rhaj0 le 30/01/2016 21:35
gasy1zay ( 16/11/2015 14:47)
Pray for Paris
Mba te hanontany aho hoe ireo izay nametraka an'io t@ statut FB-ny na nanao j'aime t@ FB ve dia tena nivavaka tokoa sa mba nisy eritreritra nandalo fotsiny hoan'ireo maty sy naratra ary ny fianakavian... suite
répondu par rhaj0 le 08/12/2015 14:10
gasy1zay ( 09/09/2015 13:52)
Ny (mety ho) endrikin' ny divorce hoan'ny Katolika
Raha ny fanambarana eto dia efa nisy lalàna/procédure ihany kay mety manafoana fanambadiana katolika ary Papa François dia mikasa hanamaivana ny procédure "nullité" du mariage mba hahafahan'ny ma... suite
répondu par rhaj0 le 23/09/2015 12:42
gasy1zay ( 02/03/2015 20:00)
Fanontaniana hoan'ireo tsy mpino na mpino kristiana niverin-dalana
Mba saika hanontany an'ireo namana tsy mpino aho na ireo milaza fa kristiana fahiny fa niverina na niova lalana ankehitriny. Inona moa ny tena manosika anareo handresy lahatra ny olona fa tsy misy An... suite
répondu par fidinirina le 16/03/2015 07:28
gasy1zay ( 16/02/2015 16:44)
Ireo olona nijoro vavolombelona fa niakatra tany an-danitra
Misy ireo olona nijoro vavolombelona (témoignage) manambara fa niakatra tany andanitra izy ireo ary niresaka t@ Jesoa Kristy nivantana. Raha jerena ny baiboly dia nanambara i Jesoa t@ ireo mpianany ... suite
répondu par Strong3 le 17/02/2015 07:04
gasy1zay ( 06/02/2015 15:21)
Ny fomba fitaizana ny ankizy araky ny hevitry ny Papa François
Mbola manaiky ny fikapohana ny ankizy hono ny Papa amin'ny resaka fitaizana raha ny voalazany : http://www.moov.mg/actualite.php?articleId=837579... suite
répondu par 5laody le 10/02/2015 17:38
gasy1zay ( 23/01/2015 12:19)
Adihevitra Tsy mino an'Andriamanitra(Athé) Vs Kristianina (teny anglisy)
Hoan'ireo namana havanana @ teny anglisy na mba te hiheno ny adihevitra eo @ mpino sy tsy mpino [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=y8hy8NxZvFY [/youtube] [url=http://forum.serasera.org/media/i... suite
répondu par Strong3 le 16/02/2015 11:38
gasy1zay ( 21/11/2014 15:23)
Mba ahoana ny hevitrareo @ ireo Franc Maçon
Gaga ny gasy raha nahare fa Franc Maçon i Jean Louis Robinson Heritaona lasa izay, hita koa anefa fa ingahy Hery Rajaonarimampianina koa anefa dia mpikambana ao @ ito Franc Maçon ito. Ahoana ny fahi... suite
répondu par gasy1zay le 08/12/2014 20:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0301