Mba ahoana ny hevitrareo @ ireo Franc Maçon

21. endriny ( 08/12/2014 06:28)

gasy1zay:

endriny:

Sarotra be ny manome vilona ho an'ny liona fa aleo tsorina fotsiny hoe: Ny Masaonika aoha dia tsy fivavahana... Ny tily sy ny Mpanazava na Antily sy Fanilo any am-piangonana dia nadika tamin'ny illuminati sy ny Templier

endriny > mba jereo kely ny définition ny réligion mba tsy hofitahin'ny olona mora foana ianareo

http://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/religion/67904
Réligion : Ensemble déterminé de croyances et de dogmes définissant le rapport de l'homme avec le sacré

La croyance en Dieu, Grand Architecte de l'Univers est la référence commune à tous les maçons de tradition

http://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/rite/69575

rite = Ensemble des règles et des cérémonies qui se pratiquent dans une Église particulière, une communauté religieuse

Jereo ireto karazana rite ataon'ny FM ka aiza no tsy maha fivavahana azy? averiko fa raha ny réseau no mahamaika anao hiditra ao tsy tonga saina akory ianao hoe efa misy zavatra tsy milamina anie ao ambadika ao e!

http://fr.wikipedia.org/wiki/Rite_ma%C3%A7onnique

Ito ny dogmes raha mbola tsy resy lahatra ianao ry endriny

http://en.wikipedia.org/wiki/Morals_and_Dogma_of_the_Ancient_and_Accepted_Scottish_Rite_of_Freemasonry

Ary mihitatra ohatry ny sima misioka ilay fanontaniana a...

Miaky ve aloha ianao izany hatreto fa ny mpitondra kristianina no mpanakorotana eto amin'ity firenena ity eh? Miantso vahoaka isaky ny mis 13 Mai?

Dia tohizako ny resaka?
22. gasy1zay ( 08/12/2014 20:51)

Aza mampihomehy ianao ry endriny fa ianao ve mihevitra hoe ilay mpiandry tsy misy mahalala akory izay anarany no nitarika olona teo @ 13 Mai? mba omeo ny anarany raha tadidinao na hoe fantatrao akory aza, amiko ireny no atao hoe "pion"

Pastera ve sa mopera no nanome vola ny miaramila hikomy t@ 2009?

Pastera ve sa mompera no nanao fanambarana fa lany 1er tour Ravalomanana t@ 2002

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.418