Adihevitra Tsy mino an'Andriamanitra(Athé) Vs Kristianina (teny anglisy)

101. Strong3 ( 29/01/2015 11:47)
Ny fisian'ny hery tsy hita maso manerana ny tontolo no tsy ahafahana manilika ny fisia'ny finoana an'Atra.

ireo hery tsy hita maso dia zarain'izao tontolo izao ho roa.

ny athee no mamaritra fa ny fisian'ny tontolo tsy hita maso tsy azo porofoina dia natao ho an'ny olona ketrina sy badou

102. rhaj0 ( 29/01/2015 13:23)
Strong3:
Ny fisian'ny hery tsy hita maso...

Angaha ny "hery" dia "hita maso" ? Ny vokatry ny asan'ny hery no hita maso.. Fa rahefa "tsy hita" dia tsotsorina hoe "A.tra"... fa rahatrizay kOpy ianao dia hiova diska..

Rahefa "tsy kOpy" ianao dia TSY midika izany fa hoe "ketrina sy badou". fa fotsiny hoe, "tsy kOpy" fotsiny e... ny athee koa anie TSY kOpy @ zavatra hafa e...

Strong3:
tsy ahafahana manilika ny fisia'ny finoana an'Atra.

Izaho aloha TSY manilika an'izany e... Ny "finoanao", izay ao @ "imagination"-nao ao, dia ... ahoana no "hanilihina" an'izany?? Ianao ihany no erany.
103. gasy1zay ( 29/01/2015 14:26)

rhaj0:

Asa raha mitovy ny fahazoantsika ny hoe "inspiration".

Raha raisina ny famaritana mifandraika @ Finoana/Fivavahana dia hozy Larousse
Influence charismatique de Dieu sur les auteurs des livres saints

Izany hoe "influence" ilay izy (fa tsy God dictates), fa kosa avy eo, ny nosoratan'ireo "auteurs des livres" dia asan'ilay "auteurs" (fa tsy asan'i God).

Io no hitariko hoe... "interpretationS" an'ireo "auteurs" na koa ireo "olombe" ireo "voasoratra" ireo. Ireo "auteurs" sy "olombe" no tompon'ny vokatra (Baiboly, Dogme) fa TSY "God dictates".

Ohatra hafa koa. I Obama, raha ny fahazoako azy, dia nilaza t@ bokiny hoe, toatoa ny hoe:
Ny fivavahana/Finoana dia "inspiration". Fa rahefa ampihatra izay "inspiration" izay @ fiainana, dia mila amarinina/amafisina/ampanajana/... ny soatoavin'ny taona 2000 (zo aman-dalàna) sy ny psikolozia/sosiolozia/siansa/sns...

izany hoe, izay lazaina na ataon'i Obama, dia "inspiration" fa TSY God dictates... fa I Obama no nanita-kevitra, ary I Obama no tompon-kevitra...

Izay ny fahazoako ny lazain'ny "modern". Hitanao io fa sasanangy samy hafa tanteraka izany hoe
1- modern ... inspiration
2- "whatever" ... God dictates

ka ny sasanangin'iza ho'a no TSY diso eeee ???

ohatrany mapme ahy ilay remarquenao rhaj0, ianao ve dia mihevitra hoe hanoratra ao anaty définition na fanazavany ny Larousse hoe niditra tao anatin'ny olona nanoratra ny baiboly ny Fanahy Masina? Tsy maintsy maka position + ou - neutre izy fa sao tsy takatry ny sain'ny tsy mpino :)

Fanahy Masina dia Andriamanitra ihany hoy aho fa manazava anie izaho hoe maninona no lazain'ny sasany hoe inspiration ilay izy ao @ testamenta vaovao e, satria tsy niteny mivantana Andriamanitra fa niditra tao @ mpianatra t@ endriky ny Fanahy Masina, ka io voavalinao io ny fanontaniana hoe "God dictates" ve no izy sa "inspired by God" dia ianao izany mahita fa "God dictated" daoly , io dia samy manana ny fandraisany azy fa averiko hoe raha mino ianao hoe Fanahy Masina dia Andriamanitra dia ekenao hoe avy amin'Andriamanitra daoly izay voasoratra na niteny nivantana t@ mpaminany izy na nampiteny t@ Fanahy Masina izy.

Amiko ny zava-dehibe dia hoe avy amin'Andriamanitra ilay teny voasoratra, ny an'i rhaj0 izany dia mbola hoe ahoana no maha avy amin'Andriamanitra azy. Tohizo ny fandalinana fa izaho sahy milaza hoe hain'Andriamanitra ny mandresy lahatra anao ny fisiany raha tena liana hahafantatra ianao saingy ... tsy haiko raha tena te hahafantatra tokoa i rhaj0 na tsy te hahafantatra. Tena mahafinaritra anie ny miaraka @ Andriamanitra e! Saingy tsy hainao ny hamaminy raha tsy nandramanao ilay izy, andramo hoy aho fa tsy mandoa vola ny manandrana .
104. rhaj0 ( 29/01/2015 14:51)
Hozy ny Kristiana "modern" hoe, "inspiration" ilay izy (fa tsy direct), izany hoe i raolona (na olombe izy na mpaminany) no tompon-kevitra, tompon'ny soratra, fa nindraminy, ary nataony t@ saosy nitiavany azy, ny nolazainy fa reny avy @ A.tra. Ary ny dikan'ny "inspi" @ io dia araka ny vokabolarin'olb ifankazahoana resaka (naravin'i Larousse).

Dia hozy ny "tsy modern" hoe, na inspi io na tsy inspi, hoz'enao, dia "avy Aminy" daholo daholo izany, ary tsy izay vokabolarin'olb sy Larosy no mamaritra ilay izy, fa rahefa "avy Aminy" dia "avy Aminy". Dia na "direct" koa io na tsy "direct", hoz'enao, dia ny "avy Aminy" dia midika mihoatra izay "direct"-nao any... ka dia minoa fotsiny dia mifalia..

KOpy aho e.. kOpy tsaratsara mihintsy... :-)
105. gasy1zay ( 29/01/2015 15:18)

Sarotra ny hanazava anao ilay izy raha tsy mino izany hoe fitarihan'ny Fanahy Masina izany ianao, raha tsy mino ianao hoe afaka miditra ao anatin'ny olona iray ny Fanahy Masina ka mitarika azy hanao ny sitrapon'Andriamanitra
"Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin’ ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan’ ny Fanahy Masina azy"

Ka raha tsy mino io asan'ny Fanahy Masina io ianao dia ho zava-poana ny adihevitra fa na tsy ho azonao na tsy hinoanao.
106. rhaj0 ( 29/01/2015 16:25)
avy @ fahitanao azy (point de vue kristiana) dia "sarotra" tokoany ny miresaka @ "tsy-kristiana",

fa azoko (compr) ihany anie ny anao e (miezaka mafy ee..) .. Ka amina(re)o dia misy ity "lakile"-n'ny zava-drehetra... h@ fahalalana izao tontolo izao ka h@ fahasambaran'ny tenabe ao...

fa raha mitsambikina aty @ fahitan'ny athee an'ilay "lakile" io ianao, ameo 5 segondra fotsiny ho'a, dia ho hitanao fa toatoa ilay mahazo ny Ankizy (kely) ihany io... "pensée magique"

[size=8]ka tsy haiko hoe inona ny "zava-poana" : ny "pensée magique" sa ny "adi-hevitra" eto :-)[/size]
107. Strong3 ( 30/01/2015 08:11)

rhaj0:

Strong3:
Ny fisian'ny hery tsy hita maso...

Angaha ny "hery" dia "hita maso" ? Ny vokatry ny asan'ny hery no hita maso.. Fa rahefa "tsy hita" dia tsotsorina hoe "A.tra"... fa rahatrizay kOpy ianao dia hiova diska..

Rahefa "tsy kOpy" ianao dia TSY midika izany fa hoe "ketrina sy badou". fa fotsiny hoe, "tsy kOpy" fotsiny e... ny athee koa anie TSY kOpy @ zavatra hafa e...

Strong3:
tsy ahafahana manilika ny fisia'ny finoana an'Atra.

Izaho aloha TSY manilika an'izany e... Ny "finoanao", izay ao @ "imagination"-nao ao, dia ... ahoana no "hanilihina" an'izany?? Ianao ihany no erany.

Ny imagination dia faritan'ny saina nandray ... ka raha miova ny sary dia miova ny finoana; toa izany avokoa ny olon-drehetra.
ny RAD no nametraka sary voalohany tao antsainy. hoy ny silamo :"muslim sa satria nateraka muslim ary tonga muslim koa ny zanako..."
izay le kOpY araka ny filazanao; toa izany ihany no imagination ao amin'ny athée ... ny sainy no andriaminy

HOy ianao tsy afaka ahilika ny finoana; Tsia! __ afaka ahilika izy amin'ny alalan'ireo fahalalana vaovao izay maharesy lahatra anao indray (nefa afaka iverenana indray izy aoriana)

ny fisian'Atra dia tsy hinoana na ilana fandalinana manokana. fa tahaka ny fisian'ireo planeta miantona amin'ny rivotra dia toa izany no hiantonan'izao fiainana izao eo herin'Andriamanitra
Ambaran'ny baiboly fa Fanahy Izy; Fanahy=rivotra= Tsy hita maso nefa misy endrika ; vatana iray nefa manenika izao rehetra izao na eo amin'ny hita na eo amin'ny tsy hita.

Fahadalana ny manaporofo ny fisian'Andriamanitra, ary fahadalana mihoatra noho izany koa ny manamporofo ny tsy fisiany.
Satria ny saina rehetra dia miara-manaiky Azy na ankolaka na mivantana, fa miezaka ny manilika Azy, na manaiky azy tsy fidiny angamba.
108. rhaj0 ( 30/01/2015 12:35)
Strong3:

Fahadalana ny manaporofo ny fisian'Andriamanitra, ary fahadalana mihoatra noho izany koa ny manamporofo ny tsy fisiany.

- K'efa hoe efa "misy" Izy ao @ imagination-n'ny Mpino Azy. Io dia tsy mila iadian-kevitra na iporofoina na ifanakalozana akoriny fa efa mazava tsisy tomika fa kOpy an'io daholo na ny Mino na ny TSY-Mino.

- Dia "tsy misy" koa izy ao @ imagination-n'ny TSY Mpino Azy. io indray aloha dia mbola ho ela vao hi-click @ Mpino hoe, ka toa izany anie ny ao @ imagination-n'ny TSY-Mpino. Tena bloqué-borné giravy izany zareo Mpino @ io.

Ka dia hotry ny dia mampiady imagination (fa tsy mampiady karajia) izany no atao eto raha izany :-)
109. vincent15 ( 03/02/2015 19:10)
Afatra ambarako @nareo dia fisiany an'Andriamanitra iadivanareo hevitr alinadro eo ianareo. Fanotaniana hoe raha tsisy Andriamanitra avy taiza ianao?
110. vincent15 ( 03/02/2015 19:11)
Afatra ambarako @nareo dia fisiany an'Andriamanitra iadivanareo hevitr alinadro eo ianareo. Fanotaniana hoe raha tsisy Andriamanitra avy taiza ianao?
111. rhaj0 ( 04/02/2015 11:34)
Io ry Vincent15 dia efa noresahina tatsy a...

Fa raha ampiasainao mafy koa ny imagination-nao, dia mety ianao ihany dia hahita valiny @ fanontanianao io... ary mety TSY A.tra ny valin-teninao... Ianao ve tsy ahavita valin-teny tsaratsara kokoa noho ireo olombe taloha e ?... :-)
112. Strong3 ( 10/02/2015 07:43)
téôlôjianina.... filôzôfa nikaroka manokana momba ny tontolo tsy hita maso; nivadika ho mpivavaka na kristiana na hebraika; ... sa ilay voambolana no niova ho an'ireo mpivavaka angaha?? (hihihi!!!)

heveriko fa TSY MPINO NO ANARAN'IREO MPIVAVAKA MITADY POROFO NY FISIAN'Atra.

Heb 11; ny atao hoe mino dia manaiky ny tsy hita maso ary matoky fa misy izany .
113. rhaj0 ( 10/02/2015 11:16)
Iieeee... raha vao "mitady porofo" ilay olona dia tonga dia "hevero" hoe "tsy-mpino"...
(dia tonga koa dia dakao hivoaka ny fiangonana fa mpihatsara velatsihy)
114. endriny ( 11/02/2015 04:53)

Strong3:

téôlôjianina.... filôzôfa nikaroka manokana momba ny tontolo tsy hita maso; nivadika ho mpivavaka na kristiana na hebraika; ... sa ilay voambolana no niova ho an'ireo mpivavaka angaha?? (hihihi!!!)

heveriko fa TSY MPINO NO ANARAN'IREO MPIVAVAKA MITADY POROFO NY FISIAN'Atra.

Heb 11; ny atao hoe mino dia manaiky ny tsy hita maso ary matoky fa misy izany .

Mba farito ange aza fady ny dikan'ny hoe tsy hita maso e?
Dia ahoana moa izany no ianarana zavatra tsy hita maso? Nofy ve sa inona?
Araka io famaritana nomentsika ny mino io izao. Dia io ilay atao hoe minomino foana...
115. Strong3 ( 12/02/2015 11:11)
hay ve???

misy antanan-tohatra ny fidirana ho mpino.

hoy ny famaritana izany : « Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy. » (Romana 10:17)

1/ Fantarina ilay miteny
2/ Fantarina ilay Teny lazainy
3/ Raisina ho fananana ilay Teniny

Koa inona moa lieee rou finoanoampoana amin'izany eh???

____

inona moa ilay hoe tsy hita maso eh?
__ ngamba tsy hiresaka miverimberina isika; fa manondro ny tontolom-panahy izany. dia ny Fanjakan'ny lanitra izay ao akohatr'izao fiainana eto antany izao . izay torian'ny Soratra Masina.
raha handray TA isika ohatra ; Jaona 6 , milaza ny fihinana ny mofo Izy ... hita maso ve izany namana endriny???

116. endriny ( 12/02/2015 14:16)

Strong3:

hay ve???

misy antanan-tohatra ny fidirana ho mpino.

hoy ny famaritana izany : « Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy. » (Romana 10:17)

1/ Fantarina ilay miteny
2/ Fantarina ilay Teny lazainy
3/ Raisina ho fananana ilay Teniny

Koa inona moa lieee rou finoanoampoana amin'izany eh???

Diso ve izany ny teny Malagasy aminao ka mila mindrana ny baiboly mihintsy ianao mamaly azy?
Raha ny Malagasy ve no namorona ny teny hoe mino sy izay Andriamanitra ao aminy dia tsy mino ianao.. Fa rehefa ny vazaha no miteny aminao sy manoratra angano mba ho entina anasana ny lohanao dia mino ianao?

Aza fady fa somary masiaka aho ...

Eto moa fivavahana sy finoana ny adihevitra ka dia ekeko atsasany io lazainao io, satria mbola eo koa ireo heritreritra any anatin'ny sain'ny tsirairay any, ilay atao hoe hery miafina, sy ny nofinofy. Tsy hiverenako ilay Atoma nolazainao satria sarotra be aminao ilay zavatra...
117. Strong3 ( 16/02/2015 11:38)

endriny:

sarotra be aminao sa amiko hihihi... ataovy mazava ny resaka
hoy izaho: " hery avy aiza no na nampivoivoy ny maolekiola sy ny ataoma ka nahatonga azy hamorona zavaboahary vaovao?"

__ ny filazana ny hoe: angano mbazaha dia tsy firaharahiana ny fivelarana amin'ny hafa amiko.
nahaona ianao no eto raha tsy tia ny vazaha sy ny zava-bitany. sa ny baiboly ihany no angano fa ny siansa entiny mety aminao ihany. (hafa saina ianao raha izany an hihihihi....)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2936