Ireo fampianarana na hevitra diso tsy mifanaraka amin'ny baiboly

101. rhaj0 ( 06/02/2020 17:36)
Hoy aho hoe, dia avelany hihinan'ny tsakaokany ao ianao, nefa ianao @ io mba lalodalovana na mba mitavozavoza (kely) fotsiny.

Dia hoe, "manome tsiny (an'Atra)" ve io ry Gasy1zay?

raha ny fahazoako ny hoe manome tsiny olona iray, dia hoe, manondro an'ilay olona fa diso, na tsy nanao ny tokony natao, na nanao ny tsy tokony natao; dia ilay manondro dia midika koa hoe nametraka andraikitra.

Ka ilay "omniscient/potent/present sy be fitiavana" ve tena mba omniscient/potent/present sy be fitiavana tokoany, sa ...

IZay ny fanontaniana(ko).

Ka ny valiny, rehefa TSY hanao Izy izany, dia TSISY TSINY io, fa hadalan'izay mino Azy... ho "omniscient/potent/present sy be fitiavana"
102. gasy1zay ( 06/02/2020 21:40)
afaka ambara koa hoe adalan'izay tsy te handray famonjena maimaimpoana! Ohatrany hoe omena assurance vie gratuite ianao rhaj0 dia hoy ianao hoe tsy mila aho fa ho hita eo ihany rehefa maty...
103. rhaj0 ( 06/02/2020 22:40)
... na hoe mamikitra @ ity assurance de vie IMAZINERA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1415