Mahereza ianareo dia mampamangy

21. rhaj0 ( 17/02/2016 14:24)
tealala:
i rhaj0 a raha mamaky an'ity ianao dia iza izany no tena role amin'izy mianaka?
"Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon’ ny Raiko Izay any an-danitra."

tsy azoko tsara..

i Jesosy izany io ataon-dry RBNIR hoe, "Tompoko, Tompoko" lava io ??
22. tealala ( 17/02/2016 17:04)
ie, dia andriamanitra rainy no andriamanitra, na izaho ko aza tena tsy mahazo an izany tsy mety ho raisin'ny lohatsika izany e, tsy hoe mitovy isika sy rhaj0 amin'io fa samy tsy kôpy amin'ilay sainte famille e.
23. rhaj0 ( 17/02/2016 17:23)
hi hi hi... ilay quelle (sainte) famille moa ilay efa nahavalalanina :-)
- i bainina efa ho 80 taona, fa mahita mi-tir sipakely 12 taona
- zareo mbola tsy nivady, nefa i sipakely efa bikina
- i sipakely vita insémination artificielle, sy césarienne, ary hyménoplastie
- i sipakely malahelohelo lava fa tsy mba niteraka vavikely
- dia taty aoriana, rahefa lasa bôfy izy, dia nahazo ny hoe "fa zovy koa moa izay ianao" avy @ ilay zanany
- ilay zanany tsy mba nandimby ny asan-drainy, saripantié, araka ny fomba-tany, fa lasa nisavika asa (sy saranga) hafa any @ sinagaogy.
- dia ilay zanany lasa praiministra (tsy mahatapak'ahitra), fa ny tena Rainy moa (hono izany) no prezida pilénipotentiera
24. gasy1zay ( 17/02/2016 19:21)

rhaj0:

Izaho indray maniry anao mba "handray an-tanana ny fiainanao" @ izay (fa tsy hametraka izany fiainanao... any ho any intsony).

Raha ny finoana/fivavahana nefa moa no tsapanao fa maha-salanitra ny fi(s)ainanao ao, dia manantena aho, fa raisinao ho "inspiration" fotsiny foana ihany izany, fa kosa, ny fi(s)ainanao, dia hamarininao @ fahalalana sy fahalalahan'izao tontolo izao.

Dia... mba mivanitiha moa eee... :-)

Tena mbola fitahiana avy aminy foana rhaj0 no nahazoana asa vaovao tsara lavitra noho ilay teo aloha na dia tsy afaka hiserasera eto intsony aza, ka ahoana moa no hiova? Tena mahazo zay iriana rehefa manankina ny fiainana aminy.
25. endriny ( 18/02/2016 05:16)
Giravy tokoa aloha vao maita fisondrotana amin'ny asa eto, fa ny fianakams ihany aloha no omena toerana milay sy mahomby... dia mivavabavaka isaky ny alahady ohatran'ireny olomasina indrindra eto an-tany ireny.

Mahafinaritra be ity Madagasikara ity ka
26. rhaj0 ( 18/02/2016 11:44)
gasy1zay:
Tena mbola fitahiana avy aminy foana rhaj0 no nahazoana asa vaovao tsara lavitra noho ilay teo aloha na dia tsy afaka hiserasera eto intsony

eny azany re ry Gasy1zay aaa.. fa TSY mba nahazo fitahiana ho'a ianao mba ho afaka miserasera eto eeee... Fa dia ahoana loatrany azany ??

Raha manombatombana aho izao, dia TSY nameny izany fitahiana izany ianao, satria .. ny resaka arosonao toa.. vao mainka manala baraka mampa-ridicule ny kristianisma... sahala @ ilay nahavaky vava an'i pastera ary olombe Robertson in-1 mandeha hoe...

"Pat Robertson to Ken Ham: 'Let's Be Real, Let's Not Make a Joke of Ourselves'
"Soyons réalistes, ne faisons pas une plaisanterie de nous-mêmes."

Loharano: http://www.christianpost.com/news/pat-robertson-to-ken-ham-lets-be-real-lets-not-make-a-joke-of-ourselves-114063/

Fa na izany na tsy izany, dia aza miala ry Gasy1zay aaa.... mba misy (iarahana) ivanitihana eee.. :-)
27. booboo ( 18/02/2016 12:38)
Ho tahianY hatrany hatrany e. (nisy nahasoa ny namaky ny fizarana bla² tato)
28. gasy1zay ( 18/02/2016 14:23)

rhaj0:

gasy1zay:
Tena mbola fitahiana avy aminy foana rhaj0 no nahazoana asa vaovao tsara lavitra noho ilay teo aloha na dia tsy afaka hiserasera eto intsony

eny azany re ry Gasy1zay aaa.. fa TSY mba nahazo fitahiana ho'a ianao mba ho afaka miserasera eto eeee... Fa dia ahoana loatrany azany ??

Raha manombatombana aho izao, dia TSY nameny izany fitahiana izany ianao, satria .. ny resaka arosonao toa.. vao mainka manala baraka mampa-ridicule ny kristianisma... sahala @ ilay nahavaky vava an'i pastera ary olombe Robertson in-1 mandeha hoe...

"Pat Robertson to Ken Ham: 'Let's Be Real, Let's Not Make a Joke of Ourselves'
"Soyons réalistes, ne faisons pas une plaisanterie de nous-mêmes."

Loharano: http://www.christianpost.com/news/pat-robertson-to-ken-ham-lets-be-real-lets-not-make-a-joke-of-ourselves-114063/

Fa na izany na tsy izany, dia aza miala ry Gasy1zay aaa.... mba misy (iarahana) ivanitihana eee.. :-)

Titosy 3:10 : Izay mpanao hevi-diso , rehefa nanarinao indray maka na indroa, dia ialao,

Aza manahy ianao rhaj0 fa efa vita ny adidiko fa ny safidy dia an'izay nanambarana azy, na handray izy na tsia, Andriamanitra anie tsy manery antsika e, tiany isika hoe hanantona azy amimpitiavana sy ny finoana fa tsy @ tahotra. Mahaiza misafidy fa mandalo ny androntsika ety.
29. rhaj0 ( 18/02/2016 14:37)
o ry Gasy1zay aa... tsory dia ataovy mazava azany hoe:
(iza @ eto @) ny serasera izany no "(n)anarinao indray maka na indroa, dia (n)iala(na)o"...

Raha izaho aloha io, satria moa izaho voasingana t@ hafatrao voanalohany koa, dia mampalelo ihany ny serasera.. raha izay izaho no nahatonga anao "iala" @ serasera

Raha ny serasera mihintsy indray moa no "ialanao", dia mampalelo ihany ny serasera..

Sa ianao no mampalelo eee ??
30. gasy1zay ( 18/02/2016 18:06)

Efa nambarako ny antony fa resaka fitadiavana fa tsy inona akory, tsy voatery hiova hevitra ianao, na i endriny na i RBNIR na izay rehetra tsy mitovy fomba fijery amiko @ resaka finoana, Andriamanitra, fijangajangana, andro sabata, fahafolonkarena sns...vao vita ny adidiko nizara ny voalazan'ny baiboly fa mba mizara ny kely fantatro aho, saingy ny kely fantatro io dia tena araky ny voaosoratra ka izay fandraisan'ny mpamaky dia tsy ahy intsony fa ny manambara ny voasoratra no nataoko.

Aza manahy ianao rhaj0 fa tsy mampalahelo aho fa tena manana fiadanana miaraka @ i JK. Mitsiditsidika ihany rehefa manampotoana kely, sao mba lasa rhaj0 niova fo no hitako indray andro any.
31. rhaj0 ( 19/02/2016 02:26)
Raha izaho k'lou no antenainao ho lasa kristiana dia ho vasoka eo ianao... koa na t@ mbola kely azany ho'a aho, dia efa TSY mahatsapa ny revirevinareo, ka hoe, nivavaka nangataka (fitahiana) t@ ilay nain-kely-miankanjo-superman-fotsy tato @ imagination-ko tato...

Fa hono ho'a... 'ngo dia mi-deprime azany ianao ao io izany ry Gasy1zay, fa hotsahotsan'ny malahelo (fa tsy mampalelo) izany eee... misy doute kely ve sa... tena be di-doha dia mampahery tena mamikitra mafy ao fotsiny ?...
32. gasy1zay ( 19/02/2016 15:01)

nahazo promotion ve ry rhaj0 dia hidéprime a! Ny kristiana koa anie mba miasa fa tsy hoe mivavaka fotsiny e!

Mampahafantatra anao ny soa miaraka @ i Jesoa Kristy aho ary mijoro vavolombelona fa tena tsara ny miaraka aminy, mino izany ianao dia faly aho, raha tsy mino ianao dia malahelo ihany aho satria manahy aho ny amin'ny hoavinao, fa tsy midéprime anefa satria efa fantatra ary efa nambara fa hoe any amparany any hisy ny hihemotra, hisy ny mpaniratsira ( toy an-dry charlie, toa an'i rhaj0 mivanitika fotsiny ...), raha zavatra efa fantatra tsy tokony hampidéprime.
33. rhaj0 ( 19/02/2016 15:49)
Raha ny fahazoako azy, dia ilay hoe "déprime" dia mitodika @ lasa. Ilay hoe "anxiété" indray dia mitodika @ ho avy.

Ka ny anao izany ny "ho avy" dia, miaraka @ asa vaovao, dia ampianao manao "be di-doha dia mampahery tena mamikitra mafy ao fotsiny"

Fa "ny lasa" ho'a... tsy mba tonga saina (kely) ve ianao, fa dia ahoana loatrany azany no nanaiky nofahanana lalitra izay fahazazana sy fahatanorana (sy efa akaiky fahanterana) ao izao io?? :-)
34. gasy1zay ( 19/02/2016 17:02)

Raha tsy narary ka nihinana fanafody tsy mahalala hoe mahasoa ny fanafody, io misy olona tsy mahatoky fanafody fa hoe chimique hono io ka dia ny recette de grand-mère ihany no ampiasainy rehefa marary izy.

Ianao rhaj0 tsy nampiasa an'i Jesoa ho fanefitry ny olana sy aretina rehetra teo @ fiainanao dia ianao mora aminao ny milaza hoe tsy miasa io na tsy manankery, fa izaho manoratra eto tena nampiasa azy t@ finoana dia tena nivaha daoly ny olako rehetra, na mino ianao na tsia tsy mampiova na inona na inona satria toy ilay jamba nositranin'i Jesoa nanontaninan'ny fariseo dia hoy aho hoe hafa ny fiainako taloha, noho ny nivavaka aho dia niova ny fiainako ary azoko zay nangatahiko taminy. Na mino ianao na tsia tsy mampiova ny fifaliako sy ny fiadanako miaraka aminy izany. Fa kosa tsy maintsy ambara fa tena mamaly vavaka izy e! Na misy mino na tsia, izay ilay hoe fijoroana vavolombelona.
35. rhaj0 ( 19/02/2016 17:17)
eny azany eee... ampiasao tsara ao ny imafination.. Raha ohatra ka niakatra ianao fa nidina ny hafa, satria moa misy ny hoe, conservation de la masse sa de l'énergie, dia ... ianao izany no rôle fa ilay hafa teo nahazo ny sahaza azy koa e... tena mahavita azy i Jesoa
36. rhaj0 ( 22/02/2016 17:17)
F'i Gasy1zay ho'a TSY mba "notahiaNY" hiresadresaka eto ee... nefa jereo ry RBNIR fa tena mbola nahazo "fitahiana" ny hiresaka eto ihany, na dia lehibe azany ny asa aman'andraikiny ao.. Misaotra RBNIR mitsinjo anay [size=4]hivanitika[/size] aaa...
37. rbnir ( 22/02/2016 18:12)

rhaj0:

F'i Gasy1zay ho'a TSY mba "notahiaNY" hiresadresaka eto ee... nefa jereo ry RBNIR fa tena mbola nahazo "fitahiana" ny hiresaka eto ihany, na dia lehibe azany ny asa aman'andraikiny ao.. Misaotra RBNIR mitsinjo anay [size=4]hivanitika[/size] aaa...

Amiko ny lehibe indrindra dia ny manavotra olona iray tsy ho very any amin'ny Afo maharitra mandrakizay....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1843