TORHEVITRA MOMBAN'NY FANAOVAN-TRANO

1. ketaka_hanitra ( 10/08/2022 12:59)
Miarahaba tompoko,

Mikasa hanagana trano ka mila hevitra aminareo ,mirefy 6m*4m lay tany de atao misy rihana efitra2 ny ambony ,ny ambany efitra 1 malalaka ,miampy ambony lakozia ,ambany douche ,

ny fanontaniako de izao ts maintsy manao beton poteau ve vao afaka manao dalle sa azo atao mira 35 de mazaka dalle satria mba hiala @ilay vidina fer sy ciment lafo be
Misaotra anareo rehetra zay mamaly tompoko
2. naritsimba ( 11/08/2022 06:52)
Miarahaba e!
Mila manao beton dia ahenao mur 22 ny rindrina, sao mbola mihevitra ny hampiakatra any aoriana any.
3. ketaka_hanitra ( 11/08/2022 07:15)

naritsimba:

Miarahaba e!
Mila manao beton dia ahenao mur 22 ny rindrina, sao mbola mihevitra ny hampiakatra any aoriana any.


mankasitraka tompoko @ famaliana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4523