Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RBNIR
(
28/02/2020 00:02)
ATSANGAKO NO TANAKO
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=gvjT_tU_w0w[/youtube]...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/03/2020 08:54
rhaj0
(
27/02/2020 14:32)
zanak'Atra sy Zanak'Atra
Akisako eto ity fa tena zava-dehibe loatra
[quote=gasy1zay]Tadidio fa lasa zanak'Andriamanitra ianao... [/quote]
[quote=RBNIR]Ny tian'i gasy1zay lazaina v izany dia hoe ianareo ilay mirehareha eo ana...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/03/2020 18:30
rhaj0
(
25/02/2020 13:20)
Tena tsy mety azoko mihintsy ho'a
Tena mbo tsy mety azoko mihintsy ho'a hoe, fa maninona nareo efa olondehibe ao io, ohatra ry Gasy1zay sy RBNIR, mba efa secure @ fi(s)ainana ihany, nefa dia roboka @ finoa(noam-poa)na.
Ny olona misy...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/03/2020 11:57
tibao
(
21/02/2020 16:08)
Anaram-bolana
Miarahaba antsika rehetra,
Inona ny fanoratra amin'ny anaran'ny volana:
[list]
[*]Jiona sa Jona
[*]Avrily sa Aprily
[*]May sa Mey
[*]Marsa sa Martsa
[/list]
...
tohiny
novalian'i Lovsa98 ny 06/04/2020 20:20
RBNIR
(
19/02/2020 07:54)
NY ANDRO NAHAFATESAN'I JESOSY
Mahabe resaka ny mpino kristiana ihany koa ity resaka andro nahafatesan'i Jesosy ity ankehitriny,
Misy mihitsy aza mpitondra fivavahana mampianatra ny mpino ao aminy hoe isika mivavaka amin'Ilay Jeso...
tohiny
novalian'i randyrandy ny 09/05/2021 04:17
charminggirl5
(
18/02/2020 19:46)
Critique sur le visa schengen à Mada et en Afrique en général!
Salama daholo,
Hi All,
My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons!
Ity misy Blog iray izay amiko, analyse object...
tohiny
novalian'i malagasyinaustraliacanada ny 22/04/2020 08:50
charminggirl5
(
18/02/2020 19:44)
Voilà pourquoi nous avons tous opté pour un pays anglophone !!!! MES CRITIQUES sur certaines chancelleries!
Miarahaba antsika malagasy rehetra!
Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay diso miseko any Madagasikara any nefa olona
Pour...
tohiny
Nav
(
18/02/2020 14:41)
Ny Fomba fanisana malagasy (4)
NY FOMBA FANISANA MALAGASY (4)
Fampianarana manisa amin’ny teny malagasy
Fitsipika II: Fandaharana Sokajin’isa Mijotso/Havia-Havanana
--------------
Soa: Amin’ny firy izao, aza fady?
Jao: Am...
tohiny
novalian'i Nav ny 19/07/2023 17:07
Nav
(
17/02/2020 16:03)
Fampianarana manisa amin'ny teny malagasy (2)
NY FOMBA FANISANA MALAGASY (3)
Fampianarana manisa
Fitsipika I: Mitenena teny malagasy
--------------
Soa: Firy moa ilay N°-tel-nao anankiray, aza fady?
Jao: Indro àry, raiso, tononiko tsirairay ...
tohiny
novalian'i Nav ny 24/07/2023 16:57
Nav
(
14/02/2020 15:28)
Fampianarana manisa amin'ny teny malagasy (1)
Fampianarana manisa amin'ny teny malagasy
FITSIPIKA FOMBA FANISANA
Fomba fanisana manara-penitra (manaraka ny fitsipika matematika) ary mahomby.
Fitsipika I : Mitenena teny malagasy
0 ...
tohiny
novalian'i Nav ny 26/07/2023 08:04
tianaharisoa
(
11/02/2020 02:28)
Permis de conduire
Miarahaba antsika rehetra indray ary misaotra sahady
Mipetraka aty Guadeloupe aho . Tsy hita fa very tany Mada ny permis ko tamin andro nialako tany.
Natao ny fikarohana fa tsy hita mihitsy. Niova...
tohiny
jojomi
(
10/02/2020 08:18)
devis trano
efa misy calcul de base oe otrinona ny m2 ra ohatra ka hanao dalle d fer 10 sy 12 no ampiasaina?...
tohiny
novalian'i Setam ny 14/09/2021 21:54
charminggirl5
(
07/02/2020 22:46)
DES CHOSES SUR LA FRANCE QUE BEAUCOUP NE SOUPCONNENT PAS
DES CHOSES SUR LA FRANCE QUE BEAUCOUP NE SOUPÇONNENT PAS
http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2020/01/11/brutalites-de-militaires-francais-denoncees-par-une-association-de-pecheurs/...
tohiny
novalian'i alex32 ny 20/09/2022 23:41
RBNIR
(
06/02/2020 23:18)
HARA-MAGEDONA
Maro ireo olona no maneho ny heviny mikasika ny atao hoe HARA-MAGEDONA ao amin'ny bokin'ny apokalipsy tokoa faha 16 moa no ahitana an'io teny io Apok.16:12-16
Ao ny manambara fa ady lehibe faha 3 izy ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 25/02/2020 16:55
RBNIR
(
03/02/2020 19:57)
IREO MANDRAKIZAY 2
Fantatrao v fa mandrakizay 2 no hiandry ny zanak'olombelona?
Na fiainana mandrakizay any amin'ilay fanjakan'Andriamanitra, na kosa fijaliana mandrakizay any amin'ilay atao hoe farihy afo sy solifara.....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/02/2020 12:53
endriny
(
02/02/2020 04:54)
Efa manomboka ny fahatanterahan'ny apokalipsa
Efa manomboka tsy ho hay intsony ny fiandohan'ny fahavaratra sy ny ririnina ary ny fararano. Miha maro ny valan'aretina. Ka mibebaha ianareo izay mbola variana, fa ho avy tsy ho ela ny andro farany.
...
tohiny
novalian'i graharimanana ny 13/03/2020 07:17
rhaj0
(
31/01/2020 22:04)
Jesosy communiste miampy finoana
(akisako eto kely indray ity fa tena hotsahotsan'ny tena zava-dehibe :-)
[size=18][i][b]Galatiana 3:28[/b]
Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa[b][u] iray...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 24/03/2020 05:25
charminggirl5
(
28/01/2020 04:28)
Voilà pourquoi nous avons tous opté pour un pays anglophone !!!! MES CRITIQUES sur certaines chancelleries!
Miarahaba antsika malagasy rehetra!
Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay diso miseko any Madagasikara any nefa olona
Pour...
tohiny
novalian'i jojomi ny 10/02/2020 08:13
rhaj0
(
15/01/2020 13:05)
Tena tsy mety azoko mihintsy
Akisako eto fa tena tsy mety mahazo valiny mazava
[quote=rhaj0]
Tena tsy mety azoko mihintsy hoe, fa maninona no nororitina ny elastika, ary ahoana ny lojikany:
-- nahantona teo @ ilay lakroa I Jeso...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 17/03/2020 06:15
rhaj0
(
13/01/2020 13:46)
Imazination
Akisako kely eto ity
[quote=rhaj0]Danz be ihany ilay imazination-nareo rey olona (kristiana)
Raha hoe ilay tantara-angano ("imazinera" ilay lafiny "angano") t@ l'an-zero, no hoe inoana fa marina sy ...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 30/01/2020 16:28