Comptabilité/ Imputation

1. CHARD61 ( 27/08/2020 06:01)
Miarahaba antsika rehetra tompoko,
Mba mila fanampiana azafady indrindra, resaka comptabilité E/se en BTP,
Misy écriture ireto no manahirana ahy no mi-imputé azy ao anaty N°DE COMPTE:
Ecriture releve bancaire

  • Echéance crédit
  • Commission caution
    Recouvrement impayé

Fournisseur

  • Intérêt report chèque
  • Intérêt de retard chèque
    Lettre de change/Traite


Mialatsiny mialoha, fa mbola vao2 @ resaka comptabilité, efa nanao asa comptable iahany fa mbola tsy dia niditra lalina be. Ka izay no mba angatahiko fanampina tompoko.
Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1283