Miarahaba antsika rehetra tompoko,
Mba mila fanampiana azafady indrindra, resaka comptabilité E/se en BTP,
Misy écriture ireto no manahirana ahy no mi-imputé azy ao anaty N°DE COMPTE: Ecriture releve bancaire
Echéance crédit
Commission caution
Recouvrement impayé
Fournisseur
Intérêt report chèque
Intérêt de retard chèque
Lettre de change/Traite
Mialatsiny mialoha, fa mbola vao2 @ resaka comptabilité, efa nanao asa comptable iahany fa mbola tsy dia niditra lalina be. Ka izay no mba angatahiko fanampina tompoko.
Misaotra mialoha