Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 28/06/2020 12:52)
Io Baiboly io
Resaka natambatra hita t@ Facebook dia zaraiko io ambany io. Fa io dia ny an'ny Baiboly irery, fa mila ampiana ny @ Bible hafa rehetra, - Oviana no nanoratana ny orijinaly - Firy ny version h@ izao,... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2020 12:46
rhaj0 ( 21/06/2020 01:26)
Nidoboka ny Masina (Saint)
Nadoboky ny "vahoaka" ny sary vongan'ny Masin-dahy (saint) Serra. Oye oye ;-) https://www.foxnews.com/us/ulysses-grant-statue-toppled-san-francisco [i]The statue was one of three knocked over Golde... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/06/2020 11:29
rhaj0 ( 12/05/2020 16:08)
Ireo Sekta ao Mada
Ireto avy hono ny Sekta ao Dago ao 1- Marc Tatandraza, Apostoly Ambasadaoron'ny Lanitra 2- Apostoly Tsaratsara, Mesia Jesosy Malagasy 3- Pasteur Mailhol, Apokalipsy na ny Fanambarana 4- Kohen ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/05/2020 10:39
rhaj0 ( 06/05/2020 15:58)
Rafahafatesana
Io no isan'ny maha-koditra an-dRaolombelona. Ary dia samy namoromporona izay mampandrimandry ny sainy ny isan'isany any @ fotoana sy jeogirafia nisy azy aby tany... naverimberina ny resaka ary dia las... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/05/2020 06:29
rhaj0 ( 15/04/2020 11:56)
Ny Didy 12
Tena nahaliana ahy ity dia zaraiko etoana. Azo vabahana tsara araka ny loha-hevitra, finoana sy fivavahana [quote=NY HELOKA 12 MAHAFATY TAMIN'ANDRIANAMPOINIMERINA (JR Ifaliana)] Namoaka Didy Andrian... tohiny
novalian'i WAISI ny 23/02/2023 12:09
rhaj0 ( 06/04/2020 13:02)
RESAKY NY 3eme ETAGE FATAON'I BOR2LAIS @ Atra
i Bor2lais moa mihambo hoe, efa any @ 3eme etage izy raha resaka finoana kristiana no atao, ka dia aleo amboarana sehatra izany izy, mba izarany ny tena manja ny @ izany @ serasera eto. Ka dia anao n... tohiny
novalian'i midrou ny 17/01/2021 09:34
rhaj0 ( 05/04/2020 18:26)
RESAKA FITARIHAN'NY FANAHY MASINA AN'i Gasy1zay ANDROANY
Dia tena anamboarako sehatra manja be manokana koa i Gasy1zay, mba ahafahany mizara ny "fitarihan'ny Fanahy Masina" an'i Gasy1zay ao, araka ny filazany ihany io. i Gasy1zay mantsy nilaza fa, rahefa b... tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/06/2020 04:56
rhaj0 ( 05/04/2020 17:10)
RESAKA TAKARIVAN'i JESOSY T@ RBNIR ANDROANY[
Io ry RBNIR aaa... TEna alamino dia aseseho eto ny [b][u]RESAKA TAKARIVAN'i JESOSY T@ RBNIR ANDROANY[/u][/b] I RBNIR mantsy toa mieboebo dia manandra-tena ho "miresaka @ JEsosy" HONO rahefa mivavak... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/06/2020 10:47
rhaj0 ( 22/03/2020 01:34)
paka 2020
ka ahoana izany no ankalazan'ny Kristiana ity Paka 2020 ity. Araky ny ao @ Hebreo 10:25, dia hoe: [i]aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, ... [/i] Kanefa raha hozy ny Siansa (sy ny fanjakana) hoe,... tohiny
novalian'i midrou ny 21/04/2020 16:32
rhaj0 ( 12/03/2020 17:34)
Coronavirus
Rahefa misy krizy toa itony, dia fotoanan'ny hamadibadihana izay azo halalinina izao, ary itaratarafana ny zava-misy... Ka mikezaka mafy, tsy mandry andro tsy mandry alina, ny Siantista mitady vaha... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/07/2020 14:54
rhaj0 ( 27/02/2020 14:32)
zanak'Atra sy Zanak'Atra
Akisako eto ity fa tena zava-dehibe loatra [quote=gasy1zay]Tadidio fa lasa zanak'Andriamanitra ianao... [/quote] [quote=RBNIR]Ny tian'i gasy1zay lazaina v izany dia hoe ianareo ilay mirehareha eo ana... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/03/2020 18:30
rhaj0 ( 25/02/2020 13:20)
Tena tsy mety azoko mihintsy ho'a
Tena mbo tsy mety azoko mihintsy ho'a hoe, fa maninona nareo efa olondehibe ao io, ohatra ry Gasy1zay sy RBNIR, mba efa secure @ fi(s)ainana ihany, nefa dia roboka @ finoa(noam-poa)na. Ny olona misy... tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/03/2020 11:57
rhaj0 ( 31/01/2020 22:04)
Jesosy communiste miampy finoana
(akisako eto kely indray ity fa tena hotsahotsan'ny tena zava-dehibe :-) [size=18][i][b]Galatiana 3:28[/b] Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa[b][u] iray... tohiny
novalian'i RBNIR ny 24/03/2020 05:25
rhaj0 ( 15/01/2020 13:05)
Tena tsy mety azoko mihintsy
Akisako eto fa tena tsy mety mahazo valiny mazava [quote=rhaj0] Tena tsy mety azoko mihintsy hoe, fa maninona no nororitina ny elastika, ary ahoana ny lojikany: -- nahantona teo @ ilay lakroa I Jeso... tohiny
novalian'i RBNIR ny 17/03/2020 06:15
rhaj0 ( 13/01/2020 13:46)
Imazination
Akisako kely eto ity [quote=rhaj0]Danz be ihany ilay imazination-nareo rey olona (kristiana) Raha hoe ilay tantara-angano ("imazinera" ilay lafiny "angano") t@ l'an-zero, no hoe inoana fa marina sy ... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 30/01/2020 16:28
rhaj0 ( 09/01/2020 17:58)
tsy (...) ho marina daoly zay ambarany
Tena mba reviko mihintsy io fantsin'i Gasy1zay io. Voninahitra anie ho an'i Gasy1zay irery ihany :-) I pasitera mihintsy no notondroin'i Gasy1zay t@ io. Ary dia mazava ho azy fa mihatra @ Kristiana... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/02/2020 14:34
rhaj0 ( 02/01/2020 16:09)
lozan'olona
Akisako eto ity fa zava-dehibe loatrany. [quote=rhaj0] Maro no mieritreritra fa "lozan'olona" ny mpino toa an'i RBNIR, satria rigide be @ dogme (efa lany andro) ao izy, ary dia mampiasa ary dia manin... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/02/2020 13:16
rhaj0 ( 14/12/2019 21:22)
Angano Arira an-tsary
[img]https://scontent.fxds1-1.fna.fbcdn.net/v/t1.0-9/79017676_1183044678752471_1337813704896413696_n.jpg?_nc_cat=106&_nc_ohc=d_k8Be8e1V4AQlizqeB87gjllFYi7abxbb4qdjXK6KdjIybxcxz7rRUxA&_nc_ht=scontent.f... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/02/2020 04:39
rhaj0 ( 26/10/2019 12:28)
Au nom de la religion
https://www.lemonde.fr/afrique/article/2007/02/13/france-afrique-la-fin-des-annees-chirac_866796_3212.html [quote=Jacques Chirac, 13 Fevrier 2007] [i]"Nous avons saigné l'Afrique pendant quatre siè... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 09/12/2019 16:44
rhaj0 ( 26/10/2019 12:27)
Lafrantsa
https://www.lemonde.fr/afrique/article/2007/02/13/france-afrique-la-fin-des-annees-chirac_866796_3212.html [quote=Jacques Chirac, 13 Fevrier 2007] [i]"Nous avons saigné l'Afrique pendant quatre siè... tohiny
novalian'i alex32 ny 20/09/2022 23:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1