Dia izay mahalala fa miaraka amina Sekta i RBNIR, Sektan'ilay Pasitera Fitiavan Herinirina, dia hahita taratra ny fampianaran-dison'ilehio
io tokoa somary mahagaga ihany ankehitriny ny antony mahatonga ny olona tsy tia sekta.
raha ny fantatro mantsy ny atao hoe sekta dia fiangonana kely niala t@ fiangonana lehibe iray...
ka raha izany angeh i Jesosy mihitsy izany no lehibe nitarika ny sekta e.....ka tsy hitako izay tokony haharatsy azy
Izaho kosa tsy niteny mihitsy hoe fihevitro no nozaraiko teto fa io ilay fampianarana avy any an-danitra nentin'i Jesosy dia ny baiboly no manamarina azy e!
Fa izao hitako hoe tsara hanokafana lohahevitra hafa marina tokoa....
satria tsapako hoe bdb ankehitriny no tsy mahafantatra ny tena antony tokony hivavahana ....