RESAKA TAKARIVAN'i JESOSY T@ RBNIR ANDROANY[

201. RBNIR ( 12/06/2020 12:56)
rhaj0:

Ny fahitako azy, ny tsy ampy aminao dia "fahalalana". Ka toro-hevitro aminao, dia tohizo ny fitsikarokarohana miaraka @ Ineny Gogola.. hitaro ny fahalalana, na fizika astronomia na psikolozia sosiolozia. Fa na ho ela na ho haingana, dia ho hitanao fa dia tena nandra beuh mihintsy ianao nanidy ny sainao @ ity resaky ny moyen-orient-de-l'an-zero ity.

Fa izay ee... mifampiresaka eto isika afaka 10 taona, 1 May 2030 izy teo, dia @ izay aho no isaoranao fa mba lasa Atheist sahala @ olona normal @ izay ity ianao :-)

Izay mihitsy....enga anie ka tsy hanafina ny tena zava-misy marina mikasika ilay FARIHY AFO BE (TROU NOIR BE) ireo manampahaizana.....
202. rhaj0 ( 12/06/2020 13:33)
Nivadika ny pejy, fa dia aleo averiko kely indray ny hafatra ho an'i Midrou :-)


Ity hafatra @ ity valopy misokatra ity dia atolotra ho an'i Midrou:

Fa dia inona loatra ho'a no tsy ampy ao aminao ao ry Midrou, no dia miantsampy @ ireo mpanambaka ireo ianao ee?... Inona no tsy ampy:
- besoin fondamental? sakafo, securite.... nefa ny haren-dr-a-d-nao arianao any @ HRNRN sy Tsaratsara fotsiny
- besoin fitiavana?... f'angaha i HRNRN sy Tsaratsara hanome anao fitiavana? ny haren-dr-a-d-nao no tiany fa tsy ianao


Ny fahitako azy, ny tsy ampy aminao dia "fahalalana". Ka toro-hevitro aminao, dia tohizo ny fitsikarokarohana miaraka @ Ineny Gogola.. hitaro ny fahalalana, na fizika astronomia na psikolozia sosiolozia. Fa na ho ela na ho haingana, dia ho hitanao fa dia tena nandra beuh mihintsy ianao nanidy ny sainao @ ity resaky ny moyen-orient-de-l'an-zero ity.

Fa izay ee... mifampiresaka eto isika afaka 10 taona, 1 May 2030 izy teo, dia @ izay aho no isaoranao fa mba lasa Atheist sahala @ olona normal @ izay ity ianao
:-)


203. midrou ( 12/06/2020 15:42)
rhajO:

Nivadika ny pejy, fa dia aleo averiko kely indray ny hafatra ho an'i Midrou


Ity hafatra @ ity valopy misokatra ity dia atolotra ho an'i Midrou

Fa dia inona loatra ho'a no tsy ampy ao aminao ao ry Midrou, no dia miantsampy @ ireo mpanambaka ireo ianao ee?... Inona no tsy ampy:
- besoin fondamental? sakafo, securite.... nefa ny haren-dr-a-d-nao arianao any @ HRNRN sy Tsaratsara fotsiny
- besoin fitiavana?... f'angaha i HRNRN sy Tsaratsara hanome anao fitiavana? ny haren-dr-a-d-nao no tiany fa tsy ianao


Ny fahitako azy, ny tsy ampy aminao dia "fahalalana". Ka toro-hevitro aminao, dia tohizo ny fitsikarokarohana miaraka @ Ineny Gogola.. hitaro ny fahalalana, na fizika astronomia na psikolozia sosiolozia. Fa na ho ela na ho haingana, dia ho hitanao fa dia tena nandra beuh mihintsy ianao nanidy ny sainao @ ity resaky ny moyen-orient-de-l'an-zero ity.

Fa izay ee... mifampiresaka eto isika afaka 10 taona, 1 May 2030 izy teo, dia @ izay aho no isaoranao fa mba lasa Atheist sahala @ olona normal @ izay ity ianao :-)



Misaotra @ le torohevitra e:-)
Saingy indrisy !!!

Hoy i Jesosy zay t@ le vehivavy hoe:
Raha mba fantatrao mantsy ny fanomezan'A/tra (……) dia hianao no nangataka taminy……

Dia hoy koa aho hoe :
Efa mbo nanoro hevitra anao ihany aho hatrizay nahatongavako teto zay saingy indrisy.....

Fa mbola hiezaka foana e!!! :-)


204. midrou ( 12/06/2020 16:14)
[url=http://https://forum.serasera.org/forum/message/m5ec40816c023f[/url]ato
205. rhaj0 ( 15/06/2020 19:19)
Ka toa ny resaka t@ RBNIR, dia (heverinao fa) "ampy" ve ny fahalalanao ry Midrou ny @ fizika-astronomia, tantara-jeogirafia na koa psikolozia-sosiolozia?

Dia aleo avantana ary tsorina ny resaka. Nahavitanao fianarana hoe, Bacc, sa 2 taona eny @ U, sa 4 sa 5+. Tsy hoe "hitsaratsarana" anao io, fa tena tiako ho fantatra ny ambaratongam-pahalalanao fototra anananao ao. @ izay rehefa miresaka i Midrou, na rehefa milingilingy ry RBNIR, dia mba mazava tsara hoe, resaky ny garabola ve sa resaka mitaingin-tamboho na miani-kazo sa resaky ny Bacc sa... indrindrindrindra rehefa miresaka Siansa.

Ny ahy izao ny tantara-jeogirafia na koa ny biolozia dia niveau Bacc.. fa mba mikezaka manara-baovao dia mba mahatakatakatra ihany ny fandehany.
Ny fizika-astronomia dia 5+, ary ny psikolozia-sosiolozia dia 2.


Sa ny anareo ry Midrou (sy RBNIR) dia ny "fahalalana ny BAiboly" ihany no mikaonty?

Ny ahy izao, dia t@ izaho 8-10 taona aho no niala malaky tao. Fa mba mikezaka manara-baovao dia mba mahatakatakatra ihany ny fandehany. Dia torak'izany koa ny "fahalalana an'i PN perinoely na BN bilansinezy", latsaky ny naha-8 taona ahy.
206. RBNIR ( 16/06/2020 09:18)
Efa impiry naverimberina teto fa ny fahalalan hananantsika olombelona dia tsy misy dikany raha oharina amin'ny fahalalan'Andriamanitra...
Teto izao hoy aho dia nanao operation Andriamanitra dia avy eo nanao clonage nahazoana an'i Eva

« Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia natory izy; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony. » (Genesisy 2:21)
« Ary ny taolan-tehezana izay nalain'i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy. » (Genesisy 2:22)
« Ary hoy ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin'ny taolako sy nofo avy amin'ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy. » (Genesisy 2:23)

1- nahasondrian-tory = anesthésie générale
2- naka ny taolan-tehezana (côte) ka nanakombona nofo = opération novoaina dia nakombona nozairina
3- taolan-tehezana natao tonga vehivavy = clonage humain...

Dia tato koa hoy aho i Jesosy nanao description mazava fa hisy trou noir be (Afo be) iray handevona izao tontolo izao (kintana volana masoandro tany sns.....)

http://forum.serasera.org/forum/message/m5d3e8e2616077

ka mba saintsaino ihany hoe otran'iza marina re izao Andriamanitra izao no tamin'izany fotoana izany dia efa navita ny zavatra manomboka ketrehin'ny sain'olombelona ankehitriny???
efa tany amin'ny taona 0 mbola tsy misy ny telescope sy ny satelite nefa dia efa nahavita nanao desription mazava ny momba trou noir lehibe ????

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
207. rhaj0 ( 16/06/2020 10:27)
Atoa RBNIR ministry ny fampianarana ambony ao @ sekta Pasitera Herinirina:
1- nahasondrian-tory = anesthésie générale
2- naka ny taolan-tehezana (côte) ka nanakombona nofo = opération novoaina dia nakombona nozairina
3- taolan-tehezana natao tonga vehivavy = clonage humain...

mouah ha ha... Biolozia-bacc+2 ve no mampiteny anao io ry RBNIR sa Baiboly+30?

Ireo eo ihany, ary avelao ho vita cadre eo hihomehezan'ny Ankizy mandrakizay fa... :-) :-)

Fa iza koa HONO no vavolombelona tao ry RBNIR?
Ilay bainina t@ taona -1200 nitantarana angano dia nametraka izany an-tsoratra?

Mbo hainao ve ry RBNIR ny tantaran'i Rakodenika? Angano Malagasy tsisy pentina? :-)
208. RBNIR ( 16/06/2020 10:38)
tsy ilaina vavolombelona fa raha olona misaina tokony handinika hoe ahoana no nahavoasoratra an'izany nefa ry zalahy mpanoratra tokony tsy hanana ny fahalalana momba an'izany akoriny????
209. rhaj0 ( 16/06/2020 10:47)
Indrisy dia indrisy fa TSY "mahalala" an'i Rakodenika i RBNIR..
Raha ny marina, dia tsisy ifandraisany ary tsisy idiran'i Rakodenika ny resaka, fa izay mampirima resaka tsisy ifandraisany izay moa ny fatao(nao) eto, dia mbo notsatohako koa ianao :-)

Fa ity vao tena izy... Hainao indray azany ve i Nostradamus?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1983