Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0
(
15/04/2020 11:56)
Ny Didy 12
Tena nahaliana ahy ity dia zaraiko etoana.
Azo vabahana tsara araka ny loha-hevitra, finoana sy fivavahana
[quote=NY HELOKA 12 MAHAFATY TAMIN'ANDRIANAMPOINIMERINA (JR Ifaliana)]
Namoaka Didy Andrian...
tohiny
novalian'i WAISI ny 23/02/2023 12:09
Lovsa98
(
06/04/2020 20:31)
Mpanera tsy hita maso omena Commission
Miarahaba e,
Sambany ny mba hanofa trano dia mba mila hevitra avy amintsika.
Hiala ny trano handeha any ampita ny namako iray dia nandefa annonce tao amin'ny Facebook izy momba ilay trano. Teo no nahi...
tohiny
novalian'i hery ny 26/04/2023 21:45
rhaj0
(
06/04/2020 13:02)
RESAKY NY 3eme ETAGE FATAON'I BOR2LAIS @ Atra
i Bor2lais moa mihambo hoe, efa any @ 3eme etage izy raha resaka finoana kristiana no atao, ka dia aleo amboarana sehatra izany izy, mba izarany ny tena manja ny @ izany @ serasera eto.
Ka dia anao n...
tohiny
novalian'i midrou ny 17/01/2021 09:34
rhaj0
(
05/04/2020 18:26)
RESAKA FITARIHAN'NY FANAHY MASINA AN'i Gasy1zay ANDROANY
Dia tena anamboarako sehatra manja be manokana koa i Gasy1zay, mba ahafahany mizara ny "fitarihan'ny Fanahy Masina" an'i Gasy1zay ao, araka ny filazany ihany io.
i Gasy1zay mantsy nilaza fa, rahefa b...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/06/2020 04:56
rhaj0
(
05/04/2020 17:10)
RESAKA TAKARIVAN'i JESOSY T@ RBNIR ANDROANY[
Io ry RBNIR aaa...
TEna alamino dia aseseho eto ny [b][u]RESAKA TAKARIVAN'i JESOSY T@ RBNIR ANDROANY[/u][/b]
I RBNIR mantsy toa mieboebo dia manandra-tena ho "miresaka @ JEsosy" HONO rahefa mivavak...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/06/2020 10:47
rhaj0
(
22/03/2020 01:34)
paka 2020
ka ahoana izany no ankalazan'ny Kristiana ity Paka 2020 ity.
Araky ny ao @ Hebreo 10:25, dia hoe: [i]aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, ... [/i]
Kanefa raha hozy ny Siansa (sy ny fanjakana) hoe,...
tohiny
novalian'i midrou ny 21/04/2020 16:32
charminggirl5
(
16/03/2020 06:29)
J'envoie certains chancelleries à mada se faire cuire un oeuf!
Salama daholo,
Hi All,
My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! One of the reasons being... I do not like Fren...
tohiny
charminggirl5
(
16/03/2020 06:28)
Salama daholo,
Hi All,
My name is Cecilia, I am...
Salama daholo,
Hi All,
My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! One of the reasons being... I do not like Fren...
tohiny
novalian'i niainaa798 ny 24/03/2020 10:24
RezendeMarouf
(
15/03/2020 16:13)
Bizina
Salama eh.
Mbola misy mpandray Mercure v ato?
Le mb mpividy direct nu tena ilaina fa ts mpanera....
tohiny
novalian'i MIANTSA08 ny 18/04/2024 14:20
gasy1zay
(
15/03/2020 02:33)
mba zaraina hoan'ireo siantifika
https://emcitv.com/page/video/la-question-des-origines-et-la-notion-de-creation-132588.html...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/03/2020 12:41
rhaj0
(
12/03/2020 17:34)
Coronavirus
Rahefa misy krizy toa itony, dia fotoanan'ny hamadibadihana izay azo
halalinina izao, ary itaratarafana ny zava-misy...
Ka mikezaka mafy, tsy mandry andro tsy mandry alina, ny Siantista
mitady vaha...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/07/2020 14:54
hugh_hary
(
11/03/2020 11:49)
Misy vevavy ato mankafy lalaovina ny tongotrany
Tsy aiko fa izaho vo mahita tongotra vevavy ka tsara dia ohatriny hoe ex b zany n vatako...
tohiny
novalian'i hugh_hary ny 26/04/2020 18:08
charminggirl5
(
11/03/2020 05:09)
J'ai choisi de partir dans un pays anglophone au lieu d'aller en France pour étudier, puis pour y immigrer. Je ne le regrette pas
Miarahaba antsika malagasy rehetra!
Malagasy ny tenako, mipetraka aty New Zealand. Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay dis...
tohiny
novalian'i RezendeMarouf ny 15/03/2020 16:01
charminggirl5
(
11/03/2020 05:06)
Je ne pense pas du bien ni de la France, ni de la réunion!
I AM MALAGASY LIVING IN NEW ZEALAND, AND I HAVE TO ADMIT, I HATE FRENCH PEOPLE!
THIS BOLG, AMONG OTHERS WHOCH I HAVE WRITTEN, HAVE MANY THINGS YOU WOULD NOT THINK ABOUT FRANCE!!
http://etudierhorsde...
tohiny
charminggirl5
(
03/03/2020 07:42)
La France: un pays qui sait tromper et escroquer!
DES CHOSES SUR LA FRANCE QUE BEAUCOUP NE SOUPÇONNENT PAS
http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2020/01/11/brutalites-de-militaires-francais-denoncees-par-une-association-de-pecheurs/...
tohiny
charminggirl5
(
03/03/2020 07:41)
Soa ihany fa misy ny Malagasy mba mihevitra fa tsy tsara i la Frantsa!
MANY THINGS YOU WOULD NOT THINK ABOUT FRANCE!!
http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2020/01/11/brutalites-de-militaires-francais-denoncees-par-une-association-de-pecheurs/...
tohiny
endriny
(
01/03/2020 07:19)
Ny fanambadiana arak’i Jesosy
Mahavariana ahy fa samy manana ny fandikany ny izany hoe fanambadiana Kristianina izany ny sekta tsirairay. Ao ny hoe izay natambatr’Atra tsy azo sarahin’olombelona. Misy anefa ny hafa afaka misol...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/04/2020 21:47
RBNIR
(
28/02/2020 00:02)
ATSANGAKO NO TANAKO
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=gvjT_tU_w0w[/youtube]...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/03/2020 08:54
rhaj0
(
27/02/2020 14:32)
zanak'Atra sy Zanak'Atra
Akisako eto ity fa tena zava-dehibe loatra
[quote=gasy1zay]Tadidio fa lasa zanak'Andriamanitra ianao... [/quote]
[quote=RBNIR]Ny tian'i gasy1zay lazaina v izany dia hoe ianareo ilay mirehareha eo ana...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/03/2020 18:30
rhaj0
(
25/02/2020 13:20)
Tena tsy mety azoko mihintsy ho'a
Tena mbo tsy mety azoko mihintsy ho'a hoe, fa maninona nareo efa olondehibe ao io, ohatra ry Gasy1zay sy RBNIR, mba efa secure @ fi(s)ainana ihany, nefa dia roboka @ finoa(noam-poa)na.
Ny olona misy...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/03/2020 11:57
