Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
RBNIR
(
03/01/2020 06:16)
Statistika....
http://forum.serasera.org/forum/topics
Misaotra an Andriamanitra fa efa manomboka mitodika amin ny fivavahana ny mason ny olona taloha dia ny mifanohitra amin izay no hita rehefa forum tahaka izao.....
suite
répondu par tianaharisoa le 11/02/2020 02:03
rhaj0
(
02/01/2020 16:09)
lozan'olona
Akisako eto ity fa zava-dehibe loatrany.
[quote=rhaj0]
Maro no mieritreritra fa "lozan'olona" ny mpino toa an'i RBNIR, satria rigide be @ dogme (efa lany andro) ao izy, ary dia mampiasa ary dia manin...
suite
répondu par rhaj0 le 12/02/2020 13:16
saho
(
02/01/2020 11:59)
Taona 2020
Mirary taona 2020 fandinihina sy fitsinjovana ny MG tsirairay
Antsika jiaby MG
Antsika akora baibay iray vohitra
Diniho ny ho avin ny mpianatra university rehetra eny Ankatso, ireo no ho avin ny f...
suite
RBNIR
(
02/01/2020 03:49)
MIRARY SOA HO AN NY REHETRA.,,..
Arabaina tratry ny taona vaovao 2020 ary mirary soa sy fanambinana ho an ny rehetra ,.... Ny fahasoavan Andriamanitra anie hirotsaka amintsika sy ny ankohonantsika tsirairay avy,. ...
suite
répondu par rhaj0 le 02/01/2020 15:20
charminggirl5
(
26/12/2019 06:06)
Visa schengen - mes critiques et les raisons pour lesquelles nous avions choisi de tourner le dos au pays de Macron
Salama daholo,
Ity misy blog nataoko hanaovana critique constructive ny resaka délivrance de visa. Misy Blog hafa koa nosoratako izay manoro hevitra resaka immigartion, resaka fitsaboana any ivelany...
suite
bor2lais
(
24/12/2019 13:14)
Andro Malaza
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e :
- na ny [b]magy vaovao[/b] (izay nikaroka dia nahita ary feno fifaliana sy niova làlana rehefa avy nihaona tamiNY )
- na ny [b]heroda vaovao[/b] (izay...
suite
répondu par rhaj0 le 02/01/2020 00:45
charminggirl5
(
23/12/2019 05:58)
Ce pays que bcp de Malagasy envient et qui pourtant, devient de moins en moins parfait chaque jour...
Miarahaba antsika malagasy rehetra!
Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay diso miseko any Madagasikara any nefa olona
Pour...
suite
rhaj0
(
14/12/2019 21:22)
Angano Arira an-tsary
[img]https://scontent.fxds1-1.fna.fbcdn.net/v/t1.0-9/79017676_1183044678752471_1337813704896413696_n.jpg?_nc_cat=106&_nc_ohc=d_k8Be8e1V4AQlizqeB87gjllFYi7abxbb4qdjXK6KdjIybxcxz7rRUxA&_nc_ht=scontent.f...
suite
répondu par rhaj0 le 07/02/2020 04:39
mariahr507
(
14/12/2019 21:00)
tao trano
Salama tompoko!
mba hanotany ho an'izay mahalala:
- raha mikasa hanao trano kay dia inona no taratasy tokony hatao?
- biriky firy no mety hahavita trano iray mirefy 10m2(10 metre carrée)
- ny hazo t...
suite
charminggirl5
(
14/12/2019 05:48)
Critique resaka visa!
Salama daholo,
Ity misy blog nataoko hanaovana critique constructive ny resaka délivrance de visa. Misy Blog hafa koa nosoratako izay manoro hevitra resaka immigartion, resaka fitsaboana any ivelany...
suite
répondu par mariahr507 le 14/12/2019 20:51
charminggirl5
(
09/12/2019 04:34)
Miarahaba antsika malagasy rehetra!
Ho antsika Ma...
Miarahaba antsika malagasy rehetra!
Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay diso miseko any Madagasikara any nefa olona
Pour...
suite
jaspyfanoela
(
05/12/2019 04:27)
Misy nana kely mivoaka ny maha lehilahy
Salama tompoko !! Mba mila torohevitra sy fanampiana avy aminareo.
Izaho dia 2 andro Zay no nisy nana kely mivoaka ny maha lehilahy ahy, talohan'io dia nangidihidy aloha ilay izy dia avy eo hitako ny...
suite
répondu par colian53 le 03/12/2024 15:40
RUZ9
(
29/11/2019 09:39)
IRENY NO ATAO HOE ORANA MANASARA-TAONA
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra.
Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : [url=http://cyr...
suite
répondu par RUZ9 le 13/12/2019 09:53
RUZ9
(
29/11/2019 09:37)
ORANA MAMPISARA-TAONA ILAY TEO Ô
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra.
Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : [url=http://cyr...
suite
répondu par RUZ9 le 13/12/2019 09:36
RUZ9
(
29/11/2019 09:35)
ORANA MANASARA-TAONA IHANY ILAY TEO E
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra.
Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : [url=http://cyr...
suite
RUZ9
(
29/11/2019 09:14)
ORANA MANASARA-TAONA ILAY TEO Ô
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra.
Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : [url=http://cyr...
suite
répondu par RUZ9 le 13/12/2019 09:38
RoseEliade
(
25/11/2019 13:33)
Ny fanalana zaza na avortement eto Madagasikara.
Miarahaba tompoko, mpianatra ny tenako ary mangataka fiaraha-miasa avy aminareo raha mba mety. Mitodika aminareo vehivavy manokana ny tenako. Manao fanadihadihana momba ny avortement/ fanalan-jaza/fam...
suite
répondu par Felantsoa14 le 27/11/2019 17:10
Nav
(
16/11/2019 07:50)
Momba ny teny malagasy, tsy hitako tsara raha tsar...
Momba ny teny malagasy, tsy hitako tsara raha tsara fiditra aho fa eto amin'ity lohahevitra "Fanabeazana" ity no hanoratako.
Fanasana no ataoko: asaina ianareo hanaraka ny lahatsoratra "NY ABIDIA MALA...
suite
répondu par Nav le 29/06/2024 17:33
midrou
(
03/11/2019 17:30)
MANDALO DIA MIRARY SOA E!!!
Mandalo dia mba mirary soa e,samia mazoto @ izay rehetra hatao avokoa,namana isany a!!!!!
Mahereza daholo......
suite
répondu par midrou le 12/06/2020 20:12
Daran
(
02/11/2019 04:30)
Misy gasy mipetraka Inde ve ato o?
Salama daholo, mba mitady gasy mipetraka Inde aho fa Mila renseignement?
Merci...
suite
