You are here: home > Forum

Critique resaka visa!

Lohahevitra : Eritreritra mandalo
Fitohizan'ny hafatra : Critique resaka visa!
Valiny : 1
charminggirl5 - 14/12/2019 05:48
Salama daholo,

Ity misy blog nataoko hanaovana critique constructive ny resaka délivrance de visa. Misy Blog hafa koa nosoratako izay manoro hevitra resaka immigartion, resaka fitsaboana any ivelany (raha hoe tsy tia angataka visa ianareo nefa misy urgences) ary koa misy pejy FB izay ety ahitanareo soa:

http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20/analyse-et-critique-sur-le-systeme-de-delivrance-de-visa-transit-faite-par-une-malgache-vivant-ici-a-auckland-en-nouvelle-zelande/


Voici la page FB ho ahitanareo infos samihafa:
https://www.facebook.com/Alternative-Places-425323798282753/?modal=admin_todo_tour

Bon courage daholo!
Valio | Miverina eny ambony
mariahr507 - 14/12/2019 20:51
misaotra betsaka amin'ny information
Valio | Miverina eny ambony