Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
midrou ( 23/10/2019 17:54)
METY VE NY MIVAVAKA FOTSINY NEFA TSY MAHALALA AKORY NY SORATRA MASINA?
Maro tokoa mantsy no mihevitra fa rehefa mivavaka @fo dia ankasitrahan A/tra.ny Mat .7:21-23 anefa dia milaza fa tsy ampy raha mivavaka fotsiny(Tompoko2)kanefa tsy manao ny sitrapon'A/tra..! Arak'i... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 10/12/2019 16:41
Timoty2009 ( 19/10/2019 05:01)
TARA LOATRA
Dada a,tara loatra ianao Fa i Neny efa nandao Noho ireny ditranao Herinandro lasa izay No lasa mamanay Nandao anay tsy satry Nalevina fa maty Nalefanay ny filazana Anonjam-peo sy anonjan-tsary Nefa ia... tohiny
novalian'i hery ny 18/04/2023 22:50
Rabaradaka ( 18/10/2019 12:30)
Sary indray mipika
Matetika ny bado tsy miaraka @ mahay ary ny mpandainga no tena tiany. Veloma... tohiny
Rabaradaka ( 18/10/2019 12:27)
Very aho
Tsy ny politique no mampiady fa ny fitiavan-tena. Velola ... tohiny
rhaj0 ( 14/10/2019 02:19)
Dia hoe ...
Dia hoe... Maty HONO i Jesosy, ary dia nalevina. Fa 3 andro taty aoriana, dia rahefa nankany ampasana ireo Raviavy, dia talanjona fa nivoha HONO ny varavarampasana; ary tsy tao intsony ny vatan'i Jes... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/01/2020 20:50
RBNIR ( 11/10/2019 13:59)
RAVA! RAVA BABYLONA LEHIBE!
Fantatrano v hoe iza i Babylona lehibe ary inona no antony handravana azy????... tohiny
novalian'i RBNIR ny 12/12/2019 08:08
tovorandria ( 07/10/2019 17:37)
jereo zany mba toe tsaina minisitra,
Jereo eo @ 3- 4 minutes ny valin tenin i ramatoa minisitra (minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana )ny zanak io no mianatra any ivelany d ny zanak ny gasy aleo ihinan ny tainy any ozio an ... tohiny
Tara-masoandro ( 29/09/2019 21:54)
DIA LAVITRA ANATIN'NY SAINA
Andao ianao fa ho entiko Hitety ny tontolo anaty saina ihany Ka ho voatetintsika, na lanitra na tany, Indrindra fa ny rano, ny tendrombohitra avo. Tsy ho adino ihany koa, ireo biby sy ny hazo. Henoy ... tohiny
Jj.be ( 26/09/2019 19:31)
Tsy natao ho anao
Mba nangataka ny fitiavanao aho mba hitsetra ity foko kely nanam-paniriana Ka namentso ventso ny hiantsampy eo an-tratranao hiara-higoka hamamiana Saingy ilay andro iray iny aho dia ankona tanteraka t... tohiny
novalian'i Jj.be ny 18/11/2019 07:36
Jj.be ( 26/09/2019 19:04)
Gadanà
Ry Gadanà nahazo baiko Tsy mivoha raha tsy vohaiko Gadana tena mahaaro Andrasany foana ny tompon-trano Na rahoviana na firy taona Ry Gadana eo ambaravarana foana Izy dia tsy miamboho adidy Mandrapaha... tohiny
Jj.be ( 25/09/2019 12:39)
'Zaho hanao mpitsabo
'Zaho hanao mpitsabo Médechine hafa kely Hikaroka sy hitady Hivezivezy toy ny tantely Tsy avelako raha tsy hitako Ny fanefitry ny fahafatesana Fa ny fasana efa feno Toa misy fitsetsefana... tohiny
RUZ9 ( 20/09/2019 11:06)
TANTARA MIAFIN'I MADAGASIKARA
Tantara efa namboarina hifanaraka amin'izay tiana olombitsy sy hifanaraka amin'ny tombontsoany no nampianarina antsika hatramin'izay sy mbola voizina hatramin'izao, eny, hatramin'ny angano aza namboar... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 07/06/2022 12:55
RUZ9 ( 19/09/2019 11:01)
TANTARA MIAFIN'I MADAGASIKARA
Tantara efa namboarina hifanaraka amin'izay tiana olombitsy sy hifanaraka amin'ny tombontsoany no nampianarina antsika hatramin'izay sy mbola voizina hatramin'izao, eny, hatramin'ny angano aza namboar... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 30/12/2019 10:28
RBNIR ( 10/09/2019 10:49)
TOKONY HO GAGA V IANAO ANKEHITRINY???
https://www.maxisciences.com/extraterrestre/selon-une-nouvelle-theorie-scientifique-les-extraterrestres-pourraient-deja-avoir-visite-la-terre_art43751.html... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2019 15:40
saho ( 08/09/2019 06:09)
Mirary tsodrano
Fotoana lehibe manandanja amin izao fahatongavan ny lehiben ny finoana kristiana origine izao Inona no atao hoe origine finoana Tantara manana ny azy ny finoana origine. tsy azo raisina fotsiny ny la... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/11/2019 02:50
RBNIR ( 04/09/2019 13:55)
ILAY FIANGONANA FARANY
Araka ny fampianaran'i Jesosy dia hoe...« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/02/2023 05:38
dongidongy ( 03/09/2019 11:43)
bail commercial
Miarahaba ny rehetra, Mba mila fanampiana ara tsosokevitra, raha misy mpanofa bail commercial dia inona avy ny hevitra hanalana azy raha toa ka efa tapitra ny fifanarahana ka tsy mety miala izy fa mi... tohiny
saho ( 28/08/2019 06:49)
Vola misy fetra ary azo faritana amin ny fitsipika sy fahendrena ny lanjany
Mahay momba ny fandaminana terms of money on economic ve enao Betsaka no azo faritana izany saingy ny firenena tsirairay dia samy manana ny lanjambolany Betsaka tokoa ireo vola kely miditra toa euros ... tohiny
RBNIR ( 27/08/2019 08:18)
NY ANDRO NAHAFATESAN'I JESOSY
Lasa ady hevitra be amin'ny mpivavaka ihany koa ny andro nahafatesan'i Jesosy, misy ireo milaza hoe andro alarobia, misy miteny hoe andro zoma, Misy mihitsy aza miteny hoe izahay dia mivavaka amin'i... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/08/2019 14:53
harisoa32 ( 26/08/2019 13:24)
Pour moi qui ai voyagé dans d'autres contrées anglo-saxonnes, l'ile Maurice est loin d'être un beau pays!!! Il faut que les Mauriciens comprennent cela!
Commentaire d’un touriste français sur l’ile maurice (en tant que malgache vivant en Nouvelle-Zélande et ayant déjà voyagé dans plusieurs endroits, je partage totalement son avis) La poube... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3305