Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
Rabaradaka ( 18/10/2019 12:30)
Sary indray mipika
Matetika ny bado tsy miaraka @ mahay ary ny mpandainga no tena tiany. Veloma... tohiny
Rabaradaka ( 18/10/2019 12:27)
Very aho
Tsy ny politique no mampiady fa ny fitiavan-tena. Velola ... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2017 07:24)
Hay vehivavy mitapy kay iny
Iza moa ilay ramatoa mpilaza vaovao tamin'ny télé iny ka lasa filohan'ny fikambanan'ny mpitondra taxi ? Vehivavy efa lalaovin'ny olona sady kentrina mihitsy, ny vody zaraina, ny tena lasa mpitondra ... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2017 07:19)
D'où vient le budget de campagne ?
Manodidina ny 350 milliards Fmg no vola efa vononahiatrehan'ny MAPAR ny fifidianana rehetra. In-droa na in-telon'izany ny an'ny HVM. Avy aiza ireo vola ireo? Ataovy mazava aloha izay vao aroso ny fifi... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2017 07:13)
Potika ny ENAM
Fa dia mitampina inona loatra ny mason'ny mpitondra no jerena fotsiny ny adalan'ny mpitantana sy ireo Directeurs ao amin'ny ENAM ? Nytena moa tambanivohi-dahy dia tsy mahalala zavatra fa hay moa mando... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 17/12/2017 14:53
rabaradaka ( 25/10/2017 07:09)
Boda ny lohan'ingahy Filoha hajaina mamim-bahoaka Rajaonarimampianina
Sahiran-tsaina sy very hevitra ny Filoha hajaina mamim-bahoaka Hery RAJAONARIMAMPIANINA. Mankany ivelany, olon-tsotrano mandray fa tsy mbola noraisin'ny Filoha (Allemagne sy Angletera), eto amintsika ... tohiny
novalian'i BENEM ny 25/09/2018 08:28
rabaradaka ( 28/06/2017 06:55)
Efa tena tsy rariny intsony mihitsy
Efa tena tsy rariny intsony mihitsy ! Na dia tsy tehiteny aza ny tena dia mba tsy rariny intsony kosa ny zava-misy iainan'ny vahoaka malagasy. 1- Ao amin'ny ministera misahana ny fananan-tany (Domaine... tohiny
rabaradaka ( 23/05/2017 10:45)
mahazo fahafinaretana be amin'ny vehivavy antitra
Tanteraka ihany ny nofinofiko ry zalahy fa nahazo vehivavy cougard aho, efa lehibe mihitsy, 60 taona mahery be, fa tsara ny manao aminy e, tena manana expérience sady madio tsara. Izaho indray no tsy... tohiny
rabaradaka ( 23/05/2017 10:34)
Hay ve sekoly fôpla ity ENAM ity e
Ny tena moa tambanivohi-dahy tsy mahay sy tsy mahita izay fahitan'ny olona nefa na izany aza mba misy mitsipalotra hain'ny tena ihany. Ny sekoly ambony ENAM dia mahagaga mihitsy fa aiza ve ka ny Tale ... tohiny
novalian'i Monjalaza ny 07/03/2018 19:09
rabaradaka ( 18/01/2017 08:33)
Les chiffres de la pauvreté selon le PNUD
Plus d’un milliard d’êtres humains vivent avec moins d’un dollar par jour. 448 millions d’enfants souffrent d’insuffisance pondérale. 20% de la population mondiale dét... tohiny
rabaradaka ( 18/01/2017 08:29)
Filoha hajaina mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa Hery Rajaonarimampianina
Ampy izay ary tena ampy mihitsy izay. Na hanova governemanta isan'andro aza ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa Hery Rajaonarimampianina dia ny omaly tsy miova. Inona no andr... tohiny
rabaradaka ( 06/01/2017 07:27)
Ho potehin'i Maharante ny ENAM
Fanahy iniana hanapotika sa tsy fananana olona fa dia mahagaga raha ry MAHARANTE Jean De Dieu no mbola ministre ihany nefa ange ka dia tsy misy zvatra ataon'io olona io mihitsy e, afera maloto sy bizn... tohiny
novalian'i dodakely1 ny 09/01/2017 12:01
rabaradaka ( 30/12/2016 12:32)
Panique totale dans le camp de HVM
Des réunions, des ateliers, des forums partout ! Panique totale au sein du HVM. Ce qui m'étonne dans cette histoire, il y a des fonctionnaires qui ont osé participé à des réunions politiques du ... tohiny
rabaradaka ( 16/12/2016 08:45)
Mpanao gazety tsy milay
Maheno an'ingahy Heninkaja mpanao gazetin'ny KOLO TV taloha ao amin'ny radoin'ny mpitondra aho (I-BC) dia kivy tanteraka mihitsy, mihevitra ve razandry io fa hateza eo io HVM io ? Ny vava anefa tsy vo... tohiny
rabaradaka ( 16/12/2016 08:40)
Jiolahim-boto lasa mpitondra firenena !
Ny marina tsy mba maty, ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina; hoy ny Ntaolo fa hoy ah indray hoe matesa faty any ! Nitrandraka volamena teto Soamahamanina ry Augustion Andriamananoro sy Mamy Ra... tohiny
rabaradaka ( 08/12/2016 13:21)
Potehin'ny fianakavian'i Hery ny firenena
Efa mazava ange ny zavatra noteneniko teto mikasika ilay zandrin'i Hery Rajaonarimampianina e, i AINA RAKOTOARIMANANA, fa io rangahy io no mifehy ny fitrandrahana vato sarobidy eto Madagasikara. Fa ma... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2016 19:39
rabaradaka ( 08/12/2016 13:07)
Sombiny amin'ny sampin'i Rajoelina
Saika tsy hitantara an'ity zavatra soratako ity aho, nefa mahatsiaro ho manana adidy ka tsy maintsy tantaraiko. Miala tsiny sahady ho an'izay tsy mahatanty. Olona iray nandray anjara tamin'ny fandeven... tohiny
rabaradaka ( 15/11/2016 09:14)
Potika ny taranaka noho ny adalan'ny mpitondra
Raha ny zava-misy ankehitriny dia ho potika ny firenena satria lalaovin'i Paul Rabary sy ny manodidina azy ny fanabeazana izay ain-dehiben'ny firenena. Omena toerana daholo izao sipan'i Paul Rabary re... tohiny
rabaradaka ( 24/10/2016 14:05)
Ny bizna diso tafahoatra ataon'ny rahalahin'ny Filoha hajaina Hery
Misedra olana izahay atyItasy noho io Soamahamanina io, aryizay no tsy nahitana ahy elaela. Ny marina dia izao : ny rahalahin'i Hery Rajaonarimampianina no ao ambadiky ny olana miseho eto Madagasikar... tohiny
rabaradaka ( 04/08/2016 11:56)
Vahaolaa haingana raha sendra tsy velona ny lataka
Ny firaisana ara-nofo na koa raha tsorina hoe ny milely dia ahazoana fahafinaretana sady mampisokatra ny lalan-drà mankany amin'ny fo. Tandremo anefa fa tsy azo terena io rehefa tsy velona ny filahia... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0559