Ampy izay ary tena ampy mihitsy izay. Na hanova governemanta isan'andro aza ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa Hery Rajaonarimampianina dia ny omaly tsy miova.
Inona no andrasan'ny vahoaka tsy hitroatra manoloana ny antsojay ataon-Andriamatoa Filoha mamim-bahoaka Hery Rajaonarimampianina.
Ny ministra mangalatra, ny depiote mangalatra, ny HCC mandainga, ,y Loholona mamita-bahoaka, ny mba antenaina koa be resaka sy be filiriny.
Tapaka ny hevitro aleo harodana ny HVM
Raha mba azo atao moa ny maneho hevitra an kahalalahana ko aninona, ny mpitsangana ho mpanohitra aza d efa mapangovitra an drajao ts ekeny ko. Ny anatro d izao, tadidio ny fijaliana niainanareo nandritry ny fitondran drajao ry malagasy ary ataovy anatra izany