Liste des messages
Liste des messages, inserés par Tara-masoandro, par ordre de date
Tara-masoandro
(
29/09/2019 21:54)
DIA LAVITRA ANATIN'NY SAINA
Andao ianao fa ho entiko
Hitety ny tontolo anaty saina ihany
Ka ho voatetintsika, na lanitra na tany,
Indrindra fa ny rano, ny tendrombohitra avo.
Tsy ho adino ihany koa, ireo biby sy ny hazo.
Henoy ...
suite
répondu par Tara-masoandro le 05/10/2019 08:14
