Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jj.be
(
26/09/2019 19:31)
Tsy natao ho anao
Mba nangataka ny fitiavanao aho mba hitsetra ity foko kely nanam-paniriana
Ka namentso ventso ny hiantsampy eo an-tratranao hiara-higoka hamamiana
Saingy ilay andro iray iny aho dia ankona tanteraka t...
tohiny
novalian'i Jj.be ny 18/11/2019 07:36
Jj.be
(
26/09/2019 19:04)
Gadanà
Ry Gadanà nahazo baiko
Tsy mivoha raha tsy vohaiko
Gadana tena mahaaro
Andrasany foana ny tompon-trano
Na rahoviana na firy taona
Ry Gadana eo ambaravarana foana
Izy dia tsy miamboho adidy
Mandrapaha...
tohiny
Jj.be
(
25/09/2019 12:39)
'Zaho hanao mpitsabo
'Zaho hanao mpitsabo
Médechine hafa kely
Hikaroka sy hitady
Hivezivezy toy ny tantely
Tsy avelako raha tsy hitako
Ny fanefitry ny fahafatesana
Fa ny fasana efa feno
Toa misy fitsetsefana...
tohiny
novalian'i alainscott ny 04/11/2019 23:16
RUZ9
(
20/09/2019 11:06)
TANTARA MIAFIN'I MADAGASIKARA
Tantara efa namboarina hifanaraka amin'izay tiana olombitsy sy hifanaraka amin'ny tombontsoany no nampianarina antsika hatramin'izay sy mbola voizina hatramin'izao,
eny, hatramin'ny angano aza namboar...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 07/06/2022 12:55
RUZ9
(
19/09/2019 11:01)
TANTARA MIAFIN'I MADAGASIKARA
Tantara efa namboarina hifanaraka amin'izay tiana olombitsy sy hifanaraka amin'ny tombontsoany no nampianarina antsika hatramin'izay sy mbola voizina hatramin'izao,
eny, hatramin'ny angano aza namboar...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 30/12/2019 10:28
RBNIR
(
10/09/2019 10:49)
TOKONY HO GAGA V IANAO ANKEHITRINY???
https://www.maxisciences.com/extraterrestre/selon-une-nouvelle-theorie-scientifique-les-extraterrestres-pourraient-deja-avoir-visite-la-terre_art43751.html...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2019 15:40
saho
(
08/09/2019 06:09)
Mirary tsodrano
Fotoana lehibe manandanja amin izao fahatongavan ny lehiben ny finoana kristiana origine izao
Inona no atao hoe origine finoana
Tantara manana ny azy ny finoana origine. tsy azo raisina fotsiny ny la...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/11/2019 02:50
RBNIR
(
04/09/2019 13:55)
ILAY FIANGONANA FARANY
Araka ny fampianaran'i Jesosy dia hoe...« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/02/2023 05:38
dongidongy
(
03/09/2019 11:43)
bail commercial
Miarahaba ny rehetra,
Mba mila fanampiana ara tsosokevitra, raha misy mpanofa bail commercial dia inona avy ny hevitra hanalana azy raha toa ka efa tapitra ny fifanarahana ka tsy mety miala izy fa mi...
tohiny
saho
(
28/08/2019 06:49)
Vola misy fetra ary azo faritana amin ny fitsipika sy fahendrena ny lanjany
Mahay momba ny fandaminana terms of money on economic ve enao
Betsaka no azo faritana izany saingy ny firenena tsirairay dia samy manana ny lanjambolany
Betsaka tokoa ireo vola kely miditra toa euros ...
tohiny
novalian'i f.j.Toriel ny 28/09/2019 11:27
RBNIR
(
27/08/2019 08:18)
NY ANDRO NAHAFATESAN'I JESOSY
Lasa ady hevitra be amin'ny mpivavaka ihany koa ny andro nahafatesan'i Jesosy, misy ireo milaza hoe andro alarobia, misy miteny hoe andro zoma,
Misy mihitsy aza miteny hoe izahay dia mivavaka amin'i...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/08/2019 14:53
harisoa32
(
26/08/2019 13:24)
Pour moi qui ai voyagé dans d'autres contrées anglo-saxonnes, l'ile Maurice est loin d'être un beau pays!!! Il faut que les Mauriciens comprennent cela!
Commentaire d’un touriste français sur l’ile maurice
(en tant que malgache vivant en Nouvelle-Zélande et ayant déjà voyagé dans plusieurs endroits, je partage totalement son avis)
La poube...
tohiny
harisoa32
(
26/08/2019 13:23)
Pour moi qui ai voyagé dans d'autres contrées anglo-saxonnes, l'ile Maurice pas toujours aussi belle!!! Il faut que les Mauriciens comprennent cela!
Commentaire d’un touriste français sur l’ile maurice
(en tant que malgache vivant en Nouvelle-Zélande et ayant déjà voyagé dans plusieurs endroits, je partage totalement son avis)
La poube...
tohiny
harisoa32
(
26/08/2019 13:23)
L'ile Maurice pas toujours aussi...paradisiaque!!! Point de vue d'un touriste français
Commentaire d’un touriste français sur l’ile maurice
(en tant que malgache vivant en Nouvelle-Zélande et ayant déjà voyagé dans plusieurs endroits, je partage totalement son avis)
La poube...
tohiny
novalian'i charminggirl4 ny 07/10/2019 01:26
harisoa32
(
26/08/2019 13:08)
Alternatives @ resaka fitsaboana sy fianarana any ivelany raha tsy possible ny visa schengen
Bjr daholo ry havana rehetra,
Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternativ...
tohiny
harisoa32
(
25/08/2019 07:13)
Une alternative à faire la queue pour un visa - voyez ces blogs si cela peut vous sauver du temps et plus!
Bjr daholo ry havana rehetra,
Tsara ho fantatrao raha maniry hianatra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternativ...
tohiny
harisoa32
(
25/08/2019 07:10)
Tsara ihany no misafidy tsara toerana hianarana fa aty ivelany fa avy eo maro ny malagasy manao regrets!o
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 25/08/2019 18:13
harisoa32
(
25/08/2019 07:08)
Mikasika an’i Dago, ny toekarena, ny resaka administrations, ny velabelatra @ resaka toekarena
Misy blog interessant ity mikasika an’i Dago, ny toekarena, ny resaka administrations, ny velabelatra @ resaka toekarena ary koa ny resaka immigration en général; ary resaka maro samihafa koa
(CL...
tohiny
novalian'i charminggirl5 ny 09/12/2019 04:30
harisoa32
(
25/08/2019 07:07)
Critique @ resaka delivrance visa
Salama daholo,
Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany:
http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20...
tohiny
RUZ9
(
21/08/2019 09:16)
IREO SATA ARA-KOLONTSAINA TSY NISY TETO IMERINA
Tsy nisy mpitondra ara-drazana teto amin'ny faritanin'Antananarivo, hatramin'ny fanjanahantany no mankaty.
Tsy nisy teto anivon-tany sy teto madagasikara ny statut toy ny hoe : mpitana hasina, satria ...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 02/01/2020 10:26