Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i RBNIR, milahatra araka ny daty
RBNIR ( 29 andro lasa)
PASKA
Faly misera amin'ny namana rehetra indray, Mirary Soa sy fanambinana ary fahasoavana ho an'ny rehetra Inona no fantatrao momba ny paska fa ho avy indray ity fety manandaza eran-tany ity? Misoka... tohiny
RBNIR ( 17/04/2023 23:09)
Paska Pentekosta Voalohambolana mbola tokony hankalazaina v?I
Araka ny fampianara mivantana avy amin'i Jesosy... « Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosi... tohiny
RBNIR ( 27/03/2023 08:19)
NANAPAKEVITRA AHO HANARAKA AZY!!!!
https://www.youtube.com/watch?v=FFHzbOV-Y7M... tohiny
novalian'i RBNIR ny 20/04/2023 12:21
RBNIR ( 24/02/2023 16:52)
FAMPIANARANA AVY ANY AMBONY (AN DANITRA)
Ahoana no hahafantarana fa fampianarana avy any an danitra ny fampianarana iray?... tohiny
novalian'i midrou ny 26 andro lasa
RBNIR ( 12/12/2022 13:49)
Inona indray no ambaran'ny teny ao amin'ny 2 Petera 3:10?
« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany s... tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/12/2022 09:46
RBNIR ( 08/11/2022 09:21)
Izao indray ary e! Inona no tena ambaran'ity teny ity? Gen.2:21-23
Gen.2:21-23 21Ka nataon'ny Tompo Andriamanitra renoky ny torimaso ralehilahy, dia natory; ary nalainy ny taolan-tehezany anankiray fa nofo no nakombony ho solony 22Ny taolan-tehezana nalain'ny Tompo A... tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/12/2022 03:33
RBNIR ( 15/09/2020 12:32)
INONA INDRAY KOSA NO HITRANGA REHEFA VITA NY ASAN'IREO ANJELY 3 AO AMIN'NY APOK. 14?
Aleo angamba hotohizana eto indray izy ity.... https://forum.serasera.org/forum/message/m5f3fb770e9c4a Inona indray kosa ny zavatra hitranga rehefa vita ny asan'ireo anjely telo ao amin'ny bokin'ny ... tohiny
RBNIR ( 21/08/2020 12:00)
FANTARO NY AMPITSO DIA MIOMANA DIENY IZAO.....
Raha nanonofy i Farao fahiny dia nitebiteby fatratra ny amin'izay mety ho hevitry ny nofiny...(Gen.41:1-24) Rehefa nambara taminy ny hevitry ny nofiny (Gen.41:25-32) dia natoro an'i farao ny zavatra... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/09/2020 12:38
RBNIR ( 28/07/2020 07:31)
FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....
« [Ny amin'ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran'izay maty ao amin'ny Tompo, ary ny andro fijinjana] Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filaza... tohiny
novalian'i midrou ny 17/01/2021 09:45
RBNIR ( 02/07/2020 05:15)
FANTARO FA.....
Tena misy Afo lehibe dia lehibe miendrika farihy afaka mandevona kintana tahaka an'io masoandro hitantsika io...... https://www.futura-sciences.com/sciences/videos/rencontre-apocalyptique-etoile-trou... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/07/2020 06:53
RBNIR ( 11/05/2020 06:29)
Inona marina moa no antony tokony hivavahana????
Maro no tsy mahafantatra ny tena antony tokony hivavahana ankehitriny ka zary laza manao fahazarana sy fomba fomba fotsiny ihany rehefa mivavaka... Hoy i Jesosy indray andro rehefa nahita ireo olona ... tohiny
novalian'i midrou ny 14/05/2020 10:37
RBNIR ( 28/02/2020 00:02)
ATSANGAKO NO TANAKO
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=gvjT_tU_w0w[/youtube]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/03/2020 08:54
RBNIR ( 19/02/2020 07:54)
NY ANDRO NAHAFATESAN'I JESOSY
Mahabe resaka ny mpino kristiana ihany koa ity resaka andro nahafatesan'i Jesosy ity ankehitriny, Misy mihitsy aza mpitondra fivavahana mampianatra ny mpino ao aminy hoe isika mivavaka amin'Ilay Jeso... tohiny
RBNIR ( 06/02/2020 23:18)
HARA-MAGEDONA
Maro ireo olona no maneho ny heviny mikasika ny atao hoe HARA-MAGEDONA ao amin'ny bokin'ny apokalipsy tokoa faha 16 moa no ahitana an'io teny io Apok.16:12-16 Ao ny manambara fa ady lehibe faha 3 izy ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 25/02/2020 16:55
RBNIR ( 03/02/2020 19:57)
IREO MANDRAKIZAY 2
Fantatrao v fa mandrakizay 2 no hiandry ny zanak'olombelona? Na fiainana mandrakizay any amin'ilay fanjakan'Andriamanitra, na kosa fijaliana mandrakizay any amin'ilay atao hoe farihy afo sy solifara..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/02/2020 12:53
RBNIR ( 03/01/2020 06:16)
Statistika....
http://forum.serasera.org/forum/topics Misaotra an Andriamanitra fa efa manomboka mitodika amin ny fivavahana ny mason ny olona taloha dia ny mifanohitra amin izay no hita rehefa forum tahaka izao..... tohiny
RBNIR ( 02/01/2020 03:49)
MIRARY SOA HO AN NY REHETRA.,,..
Arabaina tratry ny taona vaovao 2020 ary mirary soa sy fanambinana ho an ny rehetra ,.... Ny fahasoavan Andriamanitra anie hirotsaka amintsika sy ny ankohonantsika tsirairay avy,. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/01/2020 15:20
RBNIR ( 11/10/2019 13:59)
RAVA! RAVA BABYLONA LEHIBE!
Fantatrano v hoe iza i Babylona lehibe ary inona no antony handravana azy????... tohiny
novalian'i RBNIR ny 12/12/2019 08:08
RBNIR ( 10/09/2019 10:49)
TOKONY HO GAGA V IANAO ANKEHITRINY???
https://www.maxisciences.com/extraterrestre/selon-une-nouvelle-theorie-scientifique-les-extraterrestres-pourraient-deja-avoir-visite-la-terre_art43751.html... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2019 15:40
RBNIR ( 04/09/2019 13:55)
ILAY FIANGONANA FARANY
Araka ny fampianaran'i Jesosy dia hoe...« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/02/2023 05:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6779