Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i RBNIR, milahatra araka ny daty
RBNIR ( 11/03/2011 06:54)
FA INONA MARINA MOA NY ATAO HOE FAMONJENA?
FA INONA MARINA MOA NY ATAO HOE FAMONJENA? HO VONJENA AMIN'INONA TOKOA MOA NY OLONA?? MANINONA RAHA MIJANONA AMIN'IZAO FA TSY MITADY NA HANDRAY IZANY FAMONJENA IZANY?? TOETSAINA MANAO AHOANA TOKOA MOA... tohiny
novalian'i Miharena ny 04/04/2011 14:36
RBNIR ( 15/02/2011 09:38)
ATAOVY IZAY AHATAFIDIRANAO FA MANGIDY LOATRA NY AN'IREO HO VOAHIDY ANY IVELANY. MIDIRA AMIN'NY VAVAHADY ETY.
« Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna sy ny vohitra nampianatra sady nandroso hankany Jerosalema. » (Lioka 13:22) « Dia hoy ny anankiray taminy; Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 07/03/2011 10:27
RBNIR ( 01/12/2010 13:54)
HAJAO ANDRIAMANITRA, ARY MATAHORA AZY
« Ny zanaka manaja ny rainy, ary ny mpanompo ny tompony; koa raha Ray Aho, aiza ary izay hajako? ary raha Tompo Aho, aiza izay tahotra Ahy? hoy Jehovah, Tompon'ny maro, aminareo, ry mpisorona, i... tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/01/2011 06:58
RBNIR ( 26/11/2010 08:39)
AZA ADINO FA
Hoy Jesosy Tompo :« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21) Mila ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/11/2010 04:48
RBNIR ( 22/11/2010 15:06)
Mba fantatrao ve ?
« Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Matio 22:29)... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 04:14
RBNIR ( 16/11/2010 15:21)
HAFATRA
1 Pet.3:15... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:18
RBNIR ( 04/11/2010 09:27)
HAFATRA
JODA tok.1 : 1-25... tohiny
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.049