HAFATRA

1. RBNIR ( 16/11/2010 15:21)
1 Pet.3:15
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:18
2. rijadolly ( 17/11/2010 04:44)



I PETERA 3: 15 fa manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8. 12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,

Misaotra e!
3. Miharena ( 19/11/2010 06:30)
Tsimpona mazava ho an'ny olona manana fijery anaty.

Misaotra mizara
4. RBNIR ( 19/11/2010 06:50)
Ny Tompo ihany no aoka isaorantsika fa Azy irery ihany ny Voninahitra.Izay nomena maimaipoana Aoka hizara maimaipoana. Amen.
5. niryna ( 20/11/2010 16:34)

rijadolly:




I PETERA 3: 15 fa manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8. 12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,

Misaotra e!
mba misy afaka manazava ve ny teny tiana tenenina eto
6. RBNIR ( 22/11/2010 07:10)
niryna:

I PETERA 3: 15 fa manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8. 12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,


[/quote] mba misy afaka manazava ve ny teny tiana tenenina eto
[/quote]

Bonjour ianao,

"ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana",
Misy olona tsy kristianina eto, mba te ahalala ny antony fanantenana misy ao amin'ny kristianina izy ka dia tokony hivonona mandrakariva ny kristianina hamaly azy, nefa raha hamaly azy ianao dia aoka ho amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana.

Fa alohan'izany dia "manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo."

Manantena aho fa voavaly ny fanontanianao.

7. Miharena ( 22/11/2010 12:03)
Raha hazavaina araka ny fahazoako isaky ny mamaky Baiboly aho io andalan-tsoratra 1 Petera 3 io, dia milaza an'i Kristy velona ao anaty. Misy HAZAVANA tiaNY hampitaina ny olombelona dia ny maha-zanak'Andriamanitra Ray antsika ka tsy tokony ho voasaron'ny zava-poana tsy mahasoa izany Voninahi-dehibe izany ao am-pontsika sy ao amin'ny ati-fanahintsika. Izany indrindra no hifanajana samy olombelona satria izay endrik'Andriamanitra izay no tokony ezahina ho tafita amin'ny mpiara-belona.
8. niryna ( 12/12/2010 03:15)

rijadolly:




I PETERA 3: 15 fa manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8. 12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,

Misaotra e!
misaotra rija a.Tsara tokoa mba omena ilay tenin'Atra raha azo atao fa tsy ny toko sy andiny fotsiny e
9. niryna ( 12/12/2010 03:18)

RBNIR:

niryna:

I PETERA 3: 15 fa manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8. 12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,


mba misy afaka manazava ve ny teny tiana tenenina eto
[/quote]

Bonjour ianao,

"ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana",
Misy olona tsy kristianina eto, mba te ahalala ny antony fanantenana misy ao amin'ny kristianina izy ka dia tokony hivonona mandrakariva ny kristianina hamaly azy, nefa raha hamaly azy ianao dia aoka ho amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana.

Fa alohan'izany dia "manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo."

Manantena aho fa voavaly ny fanontanianao.


[/quote] misaotra anao fa mazava be.Marina izany ,ny fanetrentena no tena zava-dehibe ary rehefa tsy mahalala ny olona dia manazava izany amin'ny fo madio sy feno fitiavana isika.Raha toa ka manontanitany ,izany hoe tsy misy kosa aloha ny fanontaniana kidaladala e,matoa manontany dia mba te ahalala ,dia tokony ho valiana araka izany koa izy satria tsy mahalala dia izay mba fantatra no lazaina ,rehefa tsy hay moa dia tsy mahamenatra koa ny miteny hoe tsy haiko izany sa ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1812