Liste des messages

Liste des messages, inserés par RBNIR, par ordre de date
RBNIR ( 04/04/2012 10:59)
Olana eo amin'ny "Recherche sur outlook 2007"
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Manana olana eo amin'ny fanaovana "recherche sur outlook 2007". Tsy afaka manao recherche satria mbola en cours d'indexation ny fichier B dia B. Inona ny hevit... suite
RBNIR ( 26/03/2012 13:56)
EO FOANA I KRISTY HO ANTSIKA RY NAMANA MALALA ISANY
NY FIVERENAN-TSIKA NO TADIAVINY. N AIZA N AIZA MISY ANAO. N INONA N INONA ASANAO NA TOERANA MISY ANAO. IZAY SITRAPON ANDRIAMANITRA NAMPAHAFANTARIN ANDRIAMANITRA ANAO HATRAMIN IZAO ORA ANORATAKO IZAO ... suite
répondu par RBNIR le 26/03/2012 14:50
RBNIR ( 26/03/2012 11:35)
« Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa. » (Jakoba 3:2)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, « [Fananarana sy teny farany ho an'i Timoty] Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema*, dia ny an'i Jeso... suite
répondu par zoheri le 26/03/2012 12:20
RBNIR ( 23/03/2012 11:14)
MIBEBAHA DAHOLO, MATAHORA AN ANDRIAMANITRA, TANTERAO NY SITRAPONY REHETRA
« Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny. » (1 Jaona 2:3) « Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ar... suite
répondu par Miharena le 26/03/2012 12:48
RBNIR ( 23/03/2012 05:16)
FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA INDRAY
« Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany. » (Titosy 3:9) Samy ho tahin'ny To... suite
répondu par Miharena le 27/03/2012 05:43
RBNIR ( 08/03/2012 09:45)
MANDROSO NY FOTOANA AZA MANGATAKA ANDRO INTSONY MANAPAHA HEVITRA AMIN'IZAY
http://forum.serasera.org/forum/message/m4f1690d149c6e Samy ho tahin'ny Tompo daholo anie isika rehetra... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:46
RBNIR ( 08/03/2012 08:01)
FANTATRAO V?
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Fantantsika v ry namana fa efa nisy ny fanopoana an'Andriamanitra talohan'ny nifidianany ny firenen'i Israely? Tamin'izany dia efa nisy ny fitandremana ireny ... suite
répondu par Nehemiah le 22/01/2013 12:23
RBNIR ( 07/03/2012 08:56)
NAMANA AOKA HIHAINO ANATRA ISIKA
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Mila mitandrina tsara ihany isika ry namana isany amin'ny forum tahaka itony satria sao sanatria mahavita zavatra tsy mifanaraka amin'ny Sitrapon'Andriamanitra... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:41
RBNIR ( 08/02/2012 15:14)
AZO ATAO V NY MANOTA AO AMIN I KRISTY JESOSY?
RAHA ARAKA IRETO TENY REHETRA IRETO DIA TSIA DIA TSIA TOKOA « Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. » (Efesiana 4:26). « Izay man... suite
répondu par RBNIR le 13/02/2012 06:56
RBNIR ( 07/02/2012 13:55)
IZA NO MANAO NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA?
Hoy Jesosy Kristy Tompo : « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:2... suite
répondu par Miharena le 13/02/2012 04:02
RBNIR ( 07/02/2012 07:54)
ANATRA HO AN-TSIKA REHETRA
Faly miarahaba ry namana isany, Ny tenako no asiako ho mangana voalohany saingy tsy adinoko koa ianao namana, «Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo ... suite
répondu par niryna le 11/02/2012 21:18
RBNIR ( 31/01/2012 13:24)
TEMOIGNAGE
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Inty mba nisy témoignage nataoko tamin'ny vazaha anankiray nandalo tao amin'ny fiangonana misy ahy mba hozaraiko amin-tsika namana rehetra eto: Zava-nisy iza... suite
répondu par rhaj0 le 10/12/2015 12:20
RBNIR ( 18/01/2012 09:28)
AZA MANGATAKA ANDRO, MANAPAHA HEVITRA DIENY IZAO
Faly miarahaba ny namana rehetra indray: Vakio ange e! : « Satria efa niantso Aho, fa nandà ianareo; Efa naninjitra ny tanako Aho, fa tsy nisy nitandrina; » (Ohabolana 1:24) « Fa no... suite
répondu par RBNIR le 26/01/2012 06:40
RBNIR ( 09/01/2012 07:40)
FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY TAONA 2012
Faly manolotra ny arahaba ho an-tsika namana rehetra eto amin'ny serasera ary mirary soa ho an-tsika sy ny ankohonantsika rehetra tsirairay avy ihany koa amin'ity taona vaovao 2012 ity. Ny FAHASOAVAN'... suite
répondu par niryna le 12/01/2012 05:00
RBNIR ( 07/12/2011 09:41)
O IZANY DIAKO
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=9p3-rloaxVQ[/youtube] 1. O ! Izany diako mahitsy hatrany re Ho any Aminao (Aminao ry Tompo) Fa ny hany tiako Ka hotompoiko anie dia Ianao. 2. Na hisompatra a... suite
répondu par RBNIR le 09/12/2011 12:31
RBNIR ( 15/11/2011 10:58)
TENA MISY ANDRIAMANITRA, MATAHORA AZY, OMEO VONINAHITRA IZY MIBEBAHA DAHOLO ARY ANDEHA HANAO NY SITRAPONY REHETRA
Faly miarahaba ny namana rehetra, Mety ho kristianinana ianao, mety ho hafa finoana koa (silamo, boudhiste, hindouiste sns.....), mety koa olona tsy mino izay mety ho Andriamanitra mihitsy aza ianao,... suite
répondu par AndriambyII le 16/11/2011 11:09
RBNIR ( 26/10/2011 04:56)
logiciel pour la gestion de budget de trésorerie gratuit
Faly miarahaba ny namana rehetra, Sao dia mba misy afaka manoro lien hahafahana manao téléchargement "logiciel pour la gestion de budget de trésorerie gratuit" afaka manao gestion écart koa. Tsy ... suite
répondu par RBNIR le 26/10/2011 07:18
RBNIR ( 13/10/2011 08:29)
ANDAO MBA HANAO TOY ILAY LAHIMATOA DAHOLO RY NAMANA
« Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin'ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin'ny tanim-boaloboko anio. » (Matio 21:28) « Fa... suite
répondu par RBNIR le 14/10/2011 06:45
RBNIR ( 12/10/2011 09:01)
HAJAO NY LOHAHEVITRY NY NAMANA TSIRAIRAY AVY RY NAMANA ISANY
« ........ ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana, » (1 Petera 3:1... suite
répondu par RBNIR le 12/10/2011 13:30
RBNIR ( 19/09/2011 08:14)
FANTARO NY MARINA ARY ATAOVY SATRIA HOY NY SORATRA MASINA HOE
« Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy. » (1 Jaona 3:7) Ary ho an'ny mifanohitra amin'izay kosa dia izao : « Fa izay manao n... suite
répondu par JAONARILALA le 13/10/2011 14:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758