FALY MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY TAONA 2012
1. RBNIR (
09/01/2012 07:40)
Faly manolotra ny arahaba ho an-tsika namana rehetra eto amin'ny serasera ary mirary soa ho an-tsika sy ny ankohonantsika rehetra tsirairay avy ihany koa amin'ity taona vaovao 2012 ity. Ny FAHASOAVAN'Andriamanitra anie hirotsaka amin-tsika amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompo Zanany. Dia samy mba hahatratra ny fahalalana ny marina tokoa anie isika rehetra hahatanteraka ny famonjena an-tsika (ITim.2:4) ary tsy hisy ho very fa samy mba ho tonga amin'ny fibebahana takian'Andriamanitra avokoa IIPet.3:9.
Misaotra e.Dia samy ho tahian'ATra avokoa isika rehetra ary ny fahasoavany anie no ho ao amintsika tsirairay avy.Andramo ka zahao fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindram-poNy