logiciel pour la gestion de budget de trésorerie gratuit

1. RBNIR ( 26/10/2011 04:56)
Faly miarahaba ny namana rehetra,

Sao dia mba misy afaka manoro lien hahafahana manao téléchargement "logiciel pour la gestion de budget de trésorerie gratuit" afaka manao gestion écart koa.
Tsy version demo, na koa version limité dans le temps.

Misaotra mialoha ry namana isany
novalian'i RBNIR ny 26/10/2011 07:18
2. hery ( 26/10/2011 06:40)
Sao dia mahaliana ity?

http://www.gnucash.org/

3. hery ( 26/10/2011 06:52)
Ito koa misy iray, samy gratuit daholo ireo

http://www.grisbi.org/
4. RBNIR ( 26/10/2011 07:18)

hery:

Ito koa misy iray, samy gratuit daholo ireo

http://www.grisbi.org/


Misaotra betsaka tamin'ireo fanampianao namana hery,

aleo fa hodiniko tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.144