Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i RBNIR, milahatra araka ny daty
RBNIR ( 20/08/2015 21:13)
FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA
2000 taona lasa izay Jesosy dia tonga tety an-tany nampianatra.... Tamin'izany no nilazany fa « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16) ... tohiny
novalian'i tealala ny 03/11/2015 13:44
RBNIR ( 27/03/2015 15:35)
RAHOVIANA VAO HO TONGA NY FARANY (Mat.24:14)
Faly misera namana « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14) Io no famantarana ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/04/2015 08:15
RBNIR ( 12/02/2015 16:48)
FIAINAN-TSI-HITA
Ry namana isany, betska ny zavatra nafenina an-tsika hatramin'izay, satria ny tanjon'ny devoly dia ny hahavery ny taranak'olombelona rehetra... Nafenina tamin-tsika ny fisian'izany atao hoe "Fiainan-... tohiny
novalian'i RBNIR ny 02/03/2015 22:56
RBNIR ( 31/01/2015 01:03)
FANEKENA TALOHA SY NY FANEKENA VAOVAO
Faly misera hatrany ry namana isany, Fampitahana : Ao amin'ny y fanekena vaovao dia 1- ny fitoerana masina (na tabernakely) dia tsy natao tanana fa nataon'Andriamanitra [url=http://www.smartbaiboly.... tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/06/2017 05:18
RBNIR ( 25/12/2014 00:43)
« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jao.4:24)
Faly misera amin'ny namana rehetra hatrany, Izay mivavaka amin'Andriamanitra dia : 1- Tsy maintsy amin'ny fanahy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54212619cb144/40](Vakio ato)[/url] 2- ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/12/2014 18:56
RBNIR ( 20/12/2014 03:32)
« Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay . » (Jao.3:16)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=cyh6nZ5w4MA[/youtube] Lehibe ny fitiavan'Andriamanitra an-tsika ry namana isany, Tena lehibe ka nafoiny hatramin'Ilay Zanany Lahy tokana (Ilay tiany indrindra... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/12/2014 19:02
RBNIR ( 29/11/2014 17:31)
INONA NY ANTON'NY VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA?
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=zXmdk1uhUUE[/youtube] ISA-MARAINA AMIN'NY 5ORA SY SASANY KA HATRAMIN'NY 6 ORA AO AMIN'NY KOLO TV (ALATSINAINY KA HATRAMIN'NY ZOMA) EFA HITANAO AMIN'NY CANAL ... tohiny
novalian'i ranthson ny 21/08/2015 07:47
RBNIR ( 08/09/2014 03:22)
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat. 24:14)
Faly misera amin'ny rehetra indray, 2000 taona izay no nitoriana an'io teny io. Ity filazantsaran'ny fanjakana ity hoy ny teny (tsy filazantsara hafa fa ilay notoriany tamin'izany andro izany no nolaz... tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/09/2014 18:01
RBNIR ( 15/08/2014 15:31)
SAO HISY MARO ANY...........
FALY MISERA NAMANA ISANY.... [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=q6D2kaokU3U[/youtube] « Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba hola... tohiny
novalian'i RBNIR ny 22/09/2014 11:53
RBNIR ( 10/09/2013 02:44)
ARAHO NY FANDAHARANA
Faly miarahaba an-tsika rehetra indray, Ho famonjena ny fanahinao ary mba hanananao fanantenana ny amin'ny fiainana mandrakizay (vie eternel) dia araho ny fandaharana Vitao ny Asan'ny Fahamarinana ao... tohiny
novalian'i RBNIR ny 12/03/2014 02:02
RBNIR ( 14/08/2013 09:14)
JE L AIME JE L AIME JE L ADORE, JE T AIME JE T AIME SEIGNEUR JE T ADORE
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=3vneVgrMdUg&feature=share[/youtube]... tohiny
novalian'i pisoonja ny 14/08/2013 13:48
RBNIR ( 30/05/2013 23:30)
Rohy mety mahasoa
Faly miarahaba, Rohy mety mahasoa http://www.tripleclicks.com/12725948 ... tohiny
novalian'i newsoul ny 28/01/2014 15:47
RBNIR ( 09/04/2013 07:32)
Installation Wordpress
Faly miarahaba ny namana mpisera rehetra, Manana olana eo @ fanaovana installation Wordpress, Niainga avy @ installation sy configuration xampp. Efa nahavita téléchargement Wordpress version farany ... tohiny
novalian'i Emma2019 ny 24/01/2019 04:59
RBNIR ( 19/03/2013 10:15)
filtre écran
Salama daholo, Mitady filtre écran (ho ana moniteur 17'') Eto Tana Misaotra mialoha ... tohiny
RBNIR ( 15/03/2013 05:56)
NY FIVERENAN'I JESOSY ENY AMIN'NY RAHON'NY LANITRA
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Ireo tokony ho fantarin-tsika mikasinany ny fiavian'ny Tompo indray. Jao.14:1-3 araka ny voasoratra ao dia Jesosy Tompo mihitsy no nanambara fa mbola hiverina ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:57
RBNIR ( 15/10/2012 10:04)
NY EVENEMENTS ESCHATOLOGIQUES NA IREO ZAVATRA HITRANGA HANAMBARA NY FIAVIAN NY FARANY
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Ara ny nambara dia hezahina zaraina eto ny zava-miafina rehetra, Misaotra Azy lehibe noho izany, Androany dia mikasika ny Evenements eschatologiques (ireo zava... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:55
RBNIR ( 14/09/2012 09:45)
FAHENDRENA ZARAINA
« Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana*; Fa ny fon'ny adala mamoaka fahadalana.» (Oha.12:23) Samia ho tahin'ny Tompo daholo,... tohiny
novalian'i Miharena ny 01/10/2012 16:39
RBNIR ( 30/08/2012 09:17)
FAHAMARINANA SY FAMONJENA
Faly miarahaba sy manasa ny namana rehetra, Fandaharana ao @ TN TV UHF 471.25 anio alina amin'ny 8h 30. Samia ho tahin'ny Tomp namana,... tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/09/2012 13:17
RBNIR ( 12/07/2012 06:49)
MIBEBAHA DAHOLO RY NAMANA ISANY MATAHORA AN ANDRIAMANITRA
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Raha Kristianina ianao mamaky ity dia hoy aho hoe MIBEBAHA, Maro ireo sitrapon'Andriamanitra nampianarina anao (tsy fantatro fa anao sy Andriamanitra irery ih... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/03/2013 07:20
RBNIR ( 19/04/2012 07:26)
AZA MENATRA, MIJOROA
Faly miarahaba ny namana rehetra indray, Inona avy no nambaran'ireo apostoly mikasika ny henatra momba ny filazan-tsara? « Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena iz... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 23/04/2012 02:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1737