Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i RBNIR, milahatra araka ny daty
RBNIR ( 27/08/2019 08:18)
NY ANDRO NAHAFATESAN'I JESOSY
Lasa ady hevitra be amin'ny mpivavaka ihany koa ny andro nahafatesan'i Jesosy, misy ireo milaza hoe andro alarobia, misy miteny hoe andro zoma, Misy mihitsy aza miteny hoe izahay dia mivavaka amin'i... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/08/2019 14:53
RBNIR ( 14/08/2019 08:37)
TROU NOIR SAGITTARIUS A.....FA MISY INONA AO AMIN'IZAO FOTOANA IZAO???
Nahoana no tsy fantatry manampahaizana mialoha ny zavatra hitranga???? https://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/trou-noir-supermassif-trou-noir-centre-voie-lactee-devenu-subitement-75-fois... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/08/2019 12:21
RBNIR ( 29/07/2019 06:11)
MANOMBOKA MANDINIKA AKAIKY NY MOMBA IREO FARIHY AFO (TROU NOIR) NY MANAMPAHAIZANA
https://www.numerama.com/sciences/534769-comment-les-trous-noirs-tournent-ils.html... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/08/2019 08:42
RBNIR ( 28/06/2019 08:04)
kristiana pratiquant sy kristiana tsy pratiquant
Ankehitriny dia hita marina tokoa fa tena efa maro dia maro ireo kristiana, Rehefa apetraka amin'izy ireny ny fanontaniana hoe ianao v kristianina pratiquant sa tsia? Dia tsy vitsy ny mamaly mazava ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/08/2019 10:44
RBNIR ( 26/04/2019 09:51)
INONA NO TIANAO MBA HATAONY AMINAO?
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=6eMu-yedxQE[/youtube] « ka nanao hoe: Inona moa no tianao hataoko aminao? Ary hoy izy: Tompoko, ny mba hampahiratina ny masoko. » (Lioka 18:41) ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/05/2019 07:11
RBNIR ( 23/04/2019 10:48)
INONA NO TOHINY REHEFA.......
Misy olona maro ankehitriny no misafidy ny hamono tena rehefa misy olana mianjady aminy.... Efa mba nosainin'izy ireny ve anefa hoe mety ho inona marina ny tohiny rehefa tapitra ny ainy??? Hoy Jesos... tohiny
novalian'i RBNIR ny 25/04/2019 13:52
RBNIR ( 11/04/2019 06:08)
IZAY VAO TENA VOAPOROFO FA AFO BE MARINA ILAY TROU NOIR FA TSY (LAVA MAINTY ARA-BAKITENY.....
Izay vao tena hita porofo marina fa tena AFO BE marina ilay TROU NOIR fa tsy (lava-mainty ara-bakiteny)..... Io ny sary navaoka ofisialy tamin'ny 10-04-2019 https://www.futura-sciences.com/sciences/... tohiny
RBNIR ( 07/01/2019 08:27)
TRATRY NY TAONA 2019 INDRAY
Samy tratry ny taona 2019 daholo indray, Ho taona hitondra fahasoavana feno ho an'ny tsirairay anie ity taona vaovao ity... Ary mirary koa raha mirary mba hiposaka amin'ny isam-batan'olona amin'iza... tohiny
novalian'i AndKam ny 07/01/2019 15:02
RBNIR ( 20/11/2018 06:47)
TSY HO ELA INTSONY DIA TSY MAINTSY HIVOAKA NY MARINA MOMBA ILAY TROU NOIR SAGITTARIUS A
TSY HO ELA INTSONY DIA TSY MAINTSY HIVOAKA NY MARINA MOMBA ILAY TROU NOIR SAGITTARIUS A ARY HO TOY NY BAOMBA NY HANDRENESAN'IZAO TONTOLO IZAO NY VAOVAO AMIN'IZAY FOTOANA IZAY..... https://phys.org/n... tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/01/2019 11:58
RBNIR ( 11/09/2018 11:02)
MPITONDRA FIVAVAHANA MIROTSAKA HO FILOHAM-PIRENENA
Nahazo vahana tato ho ato : mpitondra fivavahana (na koa kristianina mafana fo) mirotsaka ho filoham-pirenena na koa tahakahakan'izany (satria voatendrin'Andriamanitra hoy izireo).... Raha ny baiboly... tohiny
novalian'i benem ny 08/11/2018 08:33
RBNIR ( 25/07/2018 16:05)
NAHITA ITY ROHY ITY AHO DIA NAMETRAKA FANONTANIANA IHANY......
https://www.futura-sciences.com/sciences/questions-reponses/civilisations-extraterrestres-extraterrestres-ne-montrent-ils-pas-7739/ Sao dia mba efa tonga tety izireo ary niseho tamin-tsika fa isika m... tohiny
RBNIR ( 25/07/2018 14:46)
EFA ANTOMOTRA ILAY ANDRO HAMALIAN'ANDRIAMANITRA NY OLONA
Fantatrao v fa efa antomotra ilay andro hamalian'Andriamanitra ny olona? « Efa antomotra ny andro lehiben'i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon'ny andron'i Jehovah... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/09/2018 03:44
RBNIR ( 21/03/2018 14:32)
FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....
« [Ny amin'ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran'izay maty ao amin'ny Tompo, ary ny andro fijinjana] Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filaza... tohiny
novalian'i midrou ny 30/10/2019 15:42
RBNIR ( 06/02/2018 13:34)
"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"
https://www.sciencesetavenir.fr/espace/astrophysique/il-se-passe-quelque-chose-au-centre-de-la-galaxie_34718 Eritrereto ange hoe inona no hitranga rehefa mitombo hatrany ny activité an'io trou noir ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 21/03/2018 15:37
RBNIR ( 09/01/2018 09:11)
FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY
Dia mbola faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao indray, Enga anie ka mba ho taona vaovao hiposahan'ny fahazavana ho an'ny maro ity taona ity.. Dia mbola mamporisika ny tsirairay hifa... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 20/02/2018 19:45
RBNIR ( 18/10/2017 07:12)
FANTARO NY FAHAMARINANA
Hoy ny tenin'Andriamanitra hoe: « Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24) Izay mivavaka amin'Andriamanitra dia T... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/11/2017 09:06
RBNIR ( 16/10/2017 12:34)
INONA NO ANTON'NY VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA!!!
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=zXmdk1uhUUE[/youtube]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/10/2017 07:13
RBNIR ( 30/08/2017 11:11)
INONA NY HERY ENTIN'ANDRIAMANITRA HANDEVONANA ITY GALAXIE LACTEE ITY
« Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. » (Matio 24:35) « Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. » (Marka 13:31) « Ny lanitra sy ny tany ... tohiny
novalian'i endriny ny 20/09/2017 03:48
RBNIR ( 21/07/2017 13:18)
AHOANA MARINA NY MIKASIKA NY FIAINANA MANDRAKIZAY SY NY AFOBE?
Fantaro ny antsipirihany momba ireo MANDRAKIZAY ANANKIROA (Fiainana mandrakizay sy ny Afobe na ny Afo maharitra mandrakizay) ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/07/2017 05:15
RBNIR ( 19/07/2017 10:13)
FIANGONANA FARANY
Raha nanangana ilay fiangonana voalohany i Jesosy dia izao no nolazainy « Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko; ary ho tonga... tohiny
novalian'i RBNIR ny 21/07/2017 10:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0476