FALY MIARAHABA ANTSIKA TRATRY NY TAONA VAOVAO INDRAY

161. gasy1zay ( 20/02/2018 17:18)

rhaj0:

mouah ha ha.. ilay baiboly angaha tsy "lovan-tsofina".

fa ianao koa ve ry Gasy1zay mahay noho ireo pretra sy papa katolika, izay 24/24 su 7/7 nihevoka Baiboly tao, ary nobitsihin'Andmntra tao an-tsofiny tao aa..

Fa eritrereto tsara ry Gasy1zay aa..
Rehefa "sambatra béat" iny izy, dia izay iilay "tena izy"

raha tsy @ io état "sambatra béat" io ianao ry Gasy1zay, dia mihevera-tena. Ry Katolika @ io efa nisongona anao @ lalan'ny lanitra :-)


Ny baiboly ry rhaj0 boky voasoratra ary afaka hamarinina ny texte original nandikana azy a! Ny lovan-tsofina dia resaka " de bouche à Oreille", fa tsy maninona fa raha mahatoky ny fahamarinany anie rhaj0 dia tsy sorena amin'zany aho e!

Raha ny resaka fahasambarana indray no tadiavin'i rhaj0 dia maro ny antony hahazoana fahasambarana ao anaty baiboly ao fa tsy voatery hitady any ivelany ka, ireto ny santionany :

Sambatra ny olona izay tsy isain’ i Jehovah heloka, ary tsy misy fitaka ny fanahiny.
sambatra izay olona mialoka aminy
sambatra izay olona matoky Anao.
Sambatra izay mitandrina ny mety Ka manao ny marina mandrakariva
Sambatra izay mitandrina ny teni-vavolombelony Ka mitady Azy amin’ ny fo rehetra
Ary izay matoky an’ i Jehovah no ho sambatra.

ary ny tena zava-dehibe hoan'i rhaj0 dia ito : sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.
Halleloia ...!!!

162. rhaj0 ( 20/02/2018 17:46)
reviser-o tsara hoe ry Gasy1zay ny "lakilen'ny fahasambarana" Kristiana anareo ao izao.. Hamorony loha-hevitra manokana mihintsy iaraha-midinika, dia apetraho lisitra mazava tsara.

Fa ho ampitahaiko @ lakile-n'ny fahasambarana an'ny TSY Kristiana
163. gasy1zay ( 20/02/2018 19:45)
tonga dia atomboy ao ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4339