Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i RBNIR, milahatra araka ny daty
RBNIR ( 13/07/2017 05:15)
Ahoana marina ny momba ireo jentilisa?
Noho ny hetahetan'ny namana vitsivitsy dia aleo hanokafana lohahevitra vaovao ato mihitsy izy ity? ahoana marina ny hevitr'Andriamanitra momba ireo Jentilisa? Moa ve nataon'Andriamanitra tsinontsino... tohiny
novalian'i tealala ny 28/07/2017 07:57
RBNIR ( 05/07/2017 13:54)
Azo ivavahana v i Jesosy?
Azo ivavahana v i Jesosy? Manompo sampy v ny mivavaka Aminy? Ahoana marina no tokony andraisana Azy? Ahoana marina ny hoe 3 izay 1? ... tohiny
novalian'i Tealala ny 16/08/2019 08:36
RBNIR ( 04/07/2017 09:22)
NY ANDRO NAHAFATESAN'I JESOSY
Mampihady hevitra be io andro nahafatesan'i Jesosy io...Misy mihitsy aza fiangonana milaza fa ry zareo dia ilay Jesosy maty alarobia no inoany fa tsy Ilay Jesosy maty Zoma, Araho hatramin'ny farany i... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/07/2017 16:11
RBNIR ( 20/06/2017 07:44)
MBOLA BETSAKA IREO MISITERY TSY TAKATRY NY SAIN'NY ZANAK'OLOMBELONA
http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/espace-ver-redescend-iss-deux-tetes-mystere-scientifique-67698/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20170620-%5BACTU-Un-ver-redescend-de-l-ISS-avec-deux-tetes-:-u... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2017 13:49
RBNIR ( 16/06/2017 11:34)
FANTATRAO V IZAO TENY IZAO (SY NY TENA HEVINY MARINA)?
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14) ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/06/2017 05:14
RBNIR ( 25/04/2017 09:47)
ILAY VALA TOKANA
Lasa maro dia maro ireo vala miforona ankehitriny, Hoy anefa Jesosy hoe: « Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko; ary ho ton... tohiny
novalian'i RBNIR ny 16/05/2017 17:17
RBNIR ( 27/03/2017 15:18)
FA HANDOSITRA HO AIZA ISIKA E????
Inona no tena mampitahotra mafy ireo mpitondra ambony ireo ka hitadiavany làlana mankany amin'ny planeta mars any? http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/vol-habite-mission-humaine-vers-... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/04/2017 12:12
RBNIR ( 27/03/2017 10:52)
MPIANANY HONO NEFA TSY MAHAFEHY NY VAVANY........
Tena mampalahelo fa dia misy mitonona hoe mpianany sns eto nefa ny avoakan'ny vavany dia tena mahamenatra B loatra.... Raha izaho dia aleoko tsy miteny..... Izy ity ange tsy hoe otran'ny any amin'iz... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/04/2017 12:43
RBNIR ( 17/03/2017 11:02)
INONA NO TANJON'NY FORUM???
Amiko manokana dia ity.... « Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamari... tohiny
RBNIR ( 05/12/2016 13:41)
TRANGA IRAY EFA NATAON'ANDRIAMANITRA TALOHA MIVERINA INDRAY ANKEHITRINY
« Aoka isika hidina, ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny, mba tsy hifankahala teny izy. » (Genesisy 11:7) « Dia tao no nampielezan'i Jehovah azy hiala ho eny ambonin'ny tany rehetra; dia nit... tohiny
novalian'i endriny ny 14/02/2017 07:50
RBNIR ( 21/10/2016 23:16)
FANTARO NY ZAVATRA HO AVY TSY HO ELA INTSONY
http://www.dailymail.co.uk/sciencetech/article-3832913/America-Mars-2030s-President-Obama-lays-plan-red-planet-says-ultimate-ambition-long-term-colony.html Manomakomana tetikasa goavana ny Amerikana:... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/05/2017 11:48
RBNIR ( 06/10/2016 07:41)
FA MANINONA NO HOE FIVAVAHANA KRISTIANINA NO TENA MARINA???
Maro ireo antokom-pivavahana misy erak'izao tontolo izao... Saika mitovy avokoa ny zavatra tenenin'izireny : samy mampanantena fiainana mandrakizay ho an'ireo mpino ao aminy.... Anankiray ihany anefa... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/10/2016 10:57
RBNIR ( 12/09/2016 12:41)
TENA MISY V ANDRIAMANITRA???? RAHA MISY IZY DIA IZA ILAY TENA MARINA??? ARY INONA NO TAKIANY AMINTSIKA???
TENA MISY V ANDRIAMANITRA???? RAHA MISY IZY DIA IZA ILAY TENA MARINA??? ARY INONA NO TAKIANY AMINTSIKA???... tohiny
RBNIR ( 29/07/2016 17:50)
FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5704374e35428]Aleo angamba hotohizantsika ato ity lohahevitra ity..... [/url] http://forum.serasera.org/forum/message/m5704374e35428... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/01/2017 08:17
RBNIR ( 08/04/2016 10:53)
Rom.3:1,2
Fanentanana mialoha: aleho mba Rom.3:1,2 1 Koa inona ary no tombony ananan’ ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin’ ny famorana? 2 Be ihany amin’ ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolo... tohiny
novalian'i RBNIR ny 20/04/2016 13:27
RBNIR ( 05/04/2016 22:08)
FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....
Noho ny antony manokana dia averin-tsika eto ity lohahevitra ity..... « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho t... tohiny
novalian'i RBNIR ny 07/07/2016 10:20
RBNIR ( 30/03/2016 11:36)
Misy olana ny serveur??? tsy hita daholo ny valiny...
Misy olana ny serveur??? tsy hita daholo ny valiny nalefako?? :-)... tohiny
RBNIR ( 14/03/2016 06:12)
INONA NO ANDRASAN'ANDRIAMANITRA AMIN-TSIKA AMIN'IZAO ANDRO PASKA IZAO?
Faly misera namana, « Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16) « aloky ny zavatra ho ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/04/2016 05:13
RBNIR ( 24/02/2016 05:44)
FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....
Raha sitrapon'ny Tompo dia holazaina amin-tsika rehetra........ tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/04/2016 12:54
RBNIR ( 12/11/2015 19:25)
FANDRAVANA AN'I BABILONA LEHIBE (HAFATRY NY ANJELY FAHAROA)
« [Ny amin'ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran'izay maty ao amin'ny Tompo, ary ny andro fijinjana] ANJELY VOALOHANY (IO ILAY FITORIANA LEHIBE FARANY IZAY HAMPIANATRA NY OLONA HATAHOTRA AN... tohiny
novalian'i Strong3 ny 14/01/2016 06:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.5816