FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

81. tealala ( 08/08/2016 07:59)
Miala tsiny ary e, marina izay anao izay fa noho ny tsy fahalalàn'i rhajo zavatra be dia be dia hainao ihany fa lasa miodina dia miodina ilay resaka.
82. tealala ( 08/08/2016 08:01)
Fa tiako amafisina kely ihany fa nandray anjara t@ ny lohahevitra izay narosonao ihany aho t@ voalohany fa noho ny hevitra izay diso novoizin'ireto olona sasany efa ho 2000 taona lasa izay dia tsy maintsy nanipy hevitra hafa ihany koa ny tenako..
"Hoy ny jenezy hoe :8,21
L'Éternel aspira la délectable odeur, et il dit en lui-même: "Désormais, je ne maudirai plus la terre à cause de l'homme, car les conceptions du cœur de l'homme sont mauvaises dès son enfance; désormais, je ne frapperai plus tous les vivants, comme je l'ai fait."
Io no hevitra nateriko voalohany teto amin'iny lohahevitrao teto.
83. RBNIR ( 08/08/2016 08:10)

tealala:

Miala tsiny ary e, marina izay anao izay fa noho ny tsy fahalalàn'i rhajo zavatra be dia be dia hainao ihany fa lasa miodina dia miodina ilay resaka.

aretina nitovizana io tealala, ankehitriny dia tena mihezaka ny tsy hamerina intsony mihitsy..
Ny tanjona mba hazava tsara ny tiana havoitra isaky ny lohahevitra....
84. RBNIR ( 08/08/2016 08:15)
tealala:

Fa tiako amafisina kely ihany fa nandray anjara t@ ny lohahevitra izay narosonao ihany aho t@ voalohany fa noho ny hevitra izay diso novoizin'ireto olona sasany efa ho 2000 taona lasa izay dia tsy maintsy nanipy hevitra hafa ihany koa ny tenako..
"Hoy ny jenezy hoe :8,21
L'Éternel aspira la délectable odeur, et il dit en lui-même: "Désormais, je ne maudirai plus la terre à cause de l'homme, car les conceptions du cœur de l'homme sont mauvaises dès son enfance; désormais, je ne frapperai plus tous les vivants, comme je l'ai fait."
Io no hevitra nateriko voalohany teto amin'iny lohahevitrao teto.

Marina fa niteny an'io IZY, nefa dia mbola IZY ihany koa no niteny toy izao tao amin'i zefania....

« Ny tenin'i Jehovah, izay tonga tamin'i Zefania, zanak'i Kosy, zanak'i Gedalia, zanak'i Amaria, zanak'i Hezekia, tamin'ny andro nanjakan'i Josia, zanak'i Amona, mpanjakan'ny Joda. » (Zefania 1:1)
« [Ny hamaliana ny firenena rehetra noho ny ratsy nataony, indrindra fa ny Joda] Hakifako tokoa ny zavatra rehetra tsy ho eny ambonin'ny tany, hoy Jehovah; » (Zefania 1:2)
« Eny, hakifako ny olona sy ny biby; Hakifako ny vorona eny amin'ny habakabaka sy ny hazandrano any an-dranomasina. Ary ny zavatra mahatafintohina mbamin'ny ratsy fanahy, Haringako tsy ho amin'ny tany ny olona, hoy Jehovah. » (Zefania 1:3)
« Ary hahinjitro ny tanako hamely ny Joda sy ny mponina rehetra any Jerosalema; Dia haringako tsy ho eo amin'ity tany ity ny sisa amin'i Bala, Sy ny anaran'ny mpisorona amin'ny andriamani-tsi-izy mbamin'ny tena mpisorona, » (Zefania 1:4)
« Sy izay mivavaka any an-tampon-trano amin'izay eny amin'ny lanitra,Ary izay miankohoka sy mianiana ho an'i Jehovah Sady mianiana amin'i Malkama*, [*Na: ny mpanjakany] » (Zefania 1:5)
« Ary izay nihemotra niala tamin'i Jehovah, Sy izay tsy nitady an'i Jehovah na nanontany taminy. » (Zefania 1:6)
« Mangina eo anatrehan'i Jehovah Tompo! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah; Fa Jehovah efa niomana hamono zavatra hatao fanatitra Ka efa nanamasina ny olona nasainy. » (Zefania 1:7)
« Ary raha mby amin'ny andro hamonoan'i Jehovah zavatra hatao fanatitra, Dia hovaliako ny lehibe sy ny zanak'andriana Mbamin'izay rehetra mitafy ny fitafin'ny firenena hafa. » (Zefania 1:8)
« Ary amin'izany andro izany dia hovaliako izay rehetra miezaka mihoatra ny tokonana, Dia ireo mameno loza sy fitaka ny tranon'ny tompony. » (Zefania 1:9)
« Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin'ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin'ny havoana. » (Zefania 1:10)
« Midradradradrà, ianareo mponina ao Maktesy*; Fa ringana avokoa ny mpandranto** rehetra, Eny, lany ringana izay rehetra nivesatra volafotsy. [*Maktesy = Laona] [**Na: vahoakan'i Kanana] » (Zefania 1:11)
« Ary amin'izany andro izany dia hotsiloviko amin'ny jiro Jerosalema, Ka hovaliako ny olona izay efa lefy ao amin'ny faikany, Dia izay manao anakampo hoe: Sady tsy hanao soa Jehovah no tsy hanao ratsy. » (Zefania 1:12)
« Ka dia ho tonga babo ny fananan'ireny, Ary ho lao ny tranony; Dia hanao trano izy, nefa tsy hitoetra ao, Hamboly voaloboka izy, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy. » (Zefania 1:13)
« Efa antomotra ny andro lehiben'i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon'ny andron'i Jehovah! Ny lehilahy mahery dia mitomany mafy any. » (Zefania 1:14)
« Andro fahatezerana izany andro izany, Andro fahoriana sy fahalahelovana, Andro fandravana sy fanafoanana, Andro maizina sy manjombona, Andro mandrahona sy maizim-pito. » (Zefania 1:15)
« Andro fahaveloman'ny anjomara sy ny akora, Hamelezana ny tanàna mimanda sy ny tilikambo avo eny amin'ny zorony. » (Zefania 1:16)
« Ary hampahory ny olona Aho, Handehanany toy ny jamba, Satria efa nanota tamin'i Jehovah izy; Ny ràny dia haidina toy ny vovoka, Ary ny nofony ho toy ny zezika. » (Zefania 1:17)
« Na ny volafotsiny na ny volamenany dia samy tsy hahavonjy azy amin'ny andro fahatezeran'i Jehovah, Fa holevonin'ny afon'ny fahasaro-piarony ny tany rehetra; Fa fahafonganana, eny, fahafonganana tampoka* tokoa no hataony amin'ny mponina amin'ny tany. [*Na: mahatsiravina] » (Zefania 1:18)
85. tealala ( 08/08/2016 10:41)
Izay nanao ny "culte du Baal" no tiany tenenina amin'io izay "mitovitovy" ny Kristianisma satria azo lazaina ihany hoe fototry ny kristianisma ilay "culte du Baal" satria misy hevitra hiraisana amin'izao fotoana.
« Ary hahinjitro ny tanako hamely ny Joda sy ny mponina rehetra any Jerosalema; Dia haringako tsy ho eo amin'ity tany ity ny sisa amin'i Bala, Sy ny anaran'ny mpisorona amin'ny andriamani-tsi-izy mbamin'ny tena mpisorona, » (Zefania 1:4)
"Puis j'étendrai la main sur Juda et sur tous les habitants de Jérusalem, et je ferai disparaître de cette ville ce qui reste de Baal, le nom des desservants d'idoles avec les prêtres;"
asohoko ihany fa misy "nuance" kely ilay fandikana teny.
86. RBNIR ( 09/08/2016 12:15)

tealala:

Izay nanao ny "culte du Baal" no tiany tenenina amin'io izay "mitovitovy" ny Kristianisma satria azo lazaina ihany hoe fototry ny kristianisma ilay "culte du Baal" satria misy hevitra hiraisana amin'izao fotoana.
« Ary hahinjitro ny tanako hamely ny Joda sy ny mponina rehetra any Jerosalema; Dia haringako tsy ho eo amin'ity tany ity ny sisa amin'i Bala, Sy ny anaran'ny mpisorona amin'ny andriamani-tsi-izy mbamin'ny tena mpisorona, » (Zefania 1:4)
"Puis j'étendrai la main sur Juda et sur tous les habitants de Jérusalem, et je ferai disparaître de cette ville ce qui reste de Baal, le nom des desservants d'idoles avec les prêtres;"
asohoko ihany fa misy "nuance" kely ilay fandikana teny.

« [Ny hamaliana ny firenena rehetra noho ny ratsy nataony, indrindra fa ny Joda] Hakifako tokoa ny zavatra rehetra tsy ho eny ambonin'ny tany, hoy Jehovah; » (Zefania 1:2)

Tsy manavaka firenena, ary ny joda (izay mpanompo Azy) aza no tena notsindriny mafy mihitsy......vakio ny tohiny Zefania fa mitanisa firenena samihafa Izy avy eo.....

Fehiny : ho an'ny mponina rehetra ambonin'ny tany indrindra (tsy afaka) ny firenena joda......
87. rhaj0 ( 09/08/2016 12:26)
RBNIR:
vakio ny tohiny Zefania fa mitanisa firenena samihafa Izy avy eo

Mbo tanisao eto hoe ry Zefania izany "firenena samihafa" tanisain'i Zefania izany... Ao ve Madagasikara??? :-)
88. tealala ( 09/08/2016 12:44)

RBNIR:

« [Ny hamaliana ny firenena rehetra noho ny ratsy nataony, indrindra fa ny Joda] Hakifako tokoa ny zavatra rehetra tsy ho eny ambonin'ny tany, hoy Jehovah; » (Zefania 1:2)

Tsy manavaka firenena, ary ny joda (izay mpanompo Azy) aza no tena notsindriny mafy mihitsy......vakio ny tohiny Zefania fa mitanisa firenena samihafa Izy avy eo.....

Fehiny : ho an'ny mponina rehetra ambonin'ny tany indrindra (tsy afaka) ny firenena joda......

Izay nanaraka ilay culte de Baal io ry RBNIR a.
89. RBNIR ( 09/08/2016 13:11)

rhaj0:

RBNIR:
vakio ny tohiny Zefania fa mitanisa firenena samihafa Izy avy eo

Mbo tanisao eto hoe ry Zefania izany "firenena samihafa" tanisain'i Zefania izany... Ao ve Madagasikara??? :-)

Na dia tsy voatonona aza ao Madagasikara,

Vao miandoha ny teny dia izao no voasoratra...«

 [Ny hamaliana ny firenena rehetra noho ny ratsy nataony, indrindra fa ny Joda] Hakifako tokoa ny zavatra rehetra tsy ho eny ambonin'ny tany, hoy Jehovah; » (Zef.1:2)

Mazava B angamba io hoe ho an'iza ilay resaka : ho an'izay nanao ratsy indrindra fa ny olony ka tsy nanao ny tsara ary ny zavatra rehetra no hakifiny (tsy manavaka fa hoy Izy hoe ny zavatra rehetra hakifika tsy eny ambonin'ny tany,.....
90. Miharena ( 09/08/2016 13:16)
Miarahaba ny namana mazoto mikaroka isany. Mahita ilay fanontaniana dia liana hamaly ihany. Ny lohahevitra moa dia miresaka ny zavatra ho avy tsy ho ela ary mifototra amin'ny Baiboly ao amin'my Apokalypsy. Ny valiny azo avy amin'ny namana dia resaka Mosilimo sy Bala. Ity farany mampifandray io fomba io amin'ny fomba Kristianina. Ny fahitako azy dia te-hitondra nx adihevitra ivelan'ny Fahefana mitarika sy manatanteraka ny ao anaty Baiboly ianareo ary manana firehana jenesalista tsy mankato loatra ny voalazan'ny wpaminany. Sa diso aho?
91. rhaj0 ( 09/08/2016 13:18)
Dia inona aby hoe ilay "ratsy natao"-n'ireo firenena isan-karazany, hatrany Amazonia ka hatrany Aostralia??

Ny fomba fiainan-dreo any mantsy, dia efa kOpy ianao, fa TSY mitovy @ fiainana tao moyen orient tao. Ohatra hoe, ireo firenena samy hafa ao moyen orient dia miady an-trano mifamono, na mifangalatra.. Nefa ny tribu (kely) tany Amazonia, samy nitokatokana tany, dia tsy sain'ady toa ny tao moyen orient tao. Na koa hoe, manota ary mahatezitra an'Andrmntra (ao Moyen-orient) raha mihinan-kisoa, ohatra, nefa tsisy kisoa akoriny atsy Aostralia.
92. tealala ( 09/08/2016 13:27)
Ka ireo izay nanaraka ilay "culte de Baal" no niharan'io.
Livres des Rois 16,31
Ne se contentant pas d'imiter les péchés de Jéroboam, fils de Nebat, il prit pour femme Jézabel, fille d'Etbaal, roi des Sidoniens, puis s'adonna au culte de Baal et se prosterna devant lui.
16,32
Il érigea un autel en son honneur, dans le temple qu'il lui avait bâti à Samarie.
16,33
Achab fit aussi une Achêra. Bref, il excita, par sa conduite, la colère de l'Eternel, Dieu d'Israël, plus que tous les rois d'Israël, ses prédécesseurs.
16,34
Sous son règne, Hiél, de Béthel, rebâtit Jéricho; la pose des fondations coûta la vie à son fils aîné, Abiram, et celle des portes à Segoub, son plus jeune fils, conformément à la parole de Dieu transmise par l'organe de Josué, fils de Noun.
Noho ilay finoany dia noheveriny fa efa rava ilay hozona nataon'i Josue t@ ireo izay nitetika ny hamerina hanangana an'i Jéricho.
93. RBNIR ( 09/08/2016 13:38)
Baal, symbole fanarahana Andriamanitra tsy izy na koa filazan-tsara hafa (fampianarana hafa) tsy mitovy amin'ilay tsy misy kilema natolotr'Andriamanitra....
Voaray ao daholo izay rehetra ankoatran'ilay fampianarana tsy misy kilema (eny fa na dia izay mivavaka Aminy aza...
94. tealala ( 09/08/2016 13:43)
Ka ianareo aza mivavaka amin'ny "zanank'andriamanitra" ko.
95. rhaj0 ( 09/08/2016 14:02)
tealala:
Ka ireo izay nanaraka ilay "culte de Baal" no niharan'io.

Ka tena TSISY irahirahiantsika gasy aty @ oseana indiana izany ny karajianareo io, satria ISIKA sy ny RazanTSIKA (nidina avy tany Azia atsimo atsinanana) dia TSISY nanao izany "culte de Baal" izany e...

Koa na i Harry Potter koa azany TSY nanao izany "culte de Baal" izany..
96. tealala ( 09/08/2016 14:55)
Ka ilay "culte de Baal" anie tsy voatery hoe ilay Baal e, fa ilay hendrik'ilay fanompona andriamanin'kafa, azo lazaina izao hoe mba tsy hitenenako foana hoe kristianisma dia aleo hoteneniko hoe islam : "Livres des Rois 16,34 :
Sous son règne, Hiél, de Béthel, rebâtit Jéricho; la pose des fondations coûta la vie à son fils aîné, Abiram, et celle des portes à Segoub, son plus jeune fils, conformément à la parole de Dieu transmise par l'organe de Josué, fils de Noun."
Ampitahako amin'ny Islam satria ny ny silamo mahery fihetsika dia faly ireo renin'jatovo rehefa mahafaty olona maromaro ao eropa ireo zanany lahy dia manao an le "you-you ou you you" zareo, fa eto indray i Hiél natombony ny fanorenany an'i Jéricho dia maty tsikelikely ny zanany noho ilay "culte de Baal".
izany hoe tsy mitovy ilay contexte fa mihevitra daholo zareo hoe ny fanaovany sorona ny zanany lahy dia misy voka-tsoa na tsy aiko.
97. rhaj0 ( 09/08/2016 17:21)
Dia tonga dia mamaritra rambon'osy foana ho'a ry (Mpino) RBNIR, ka hoe, izay hafa firenena rehetra dia Jentilisa; izay tsy manaraka ny tsisy-kilema, dia Baal. Fa maninona ho'a no savisavihanareo dia terenareo hiditra ao @ Tantaran'ny Moyen-Orient ny sivilizaziona sy firenena hafa rehetra ee... TSY takatry ny hoza-dohan'ny tao Moyen-Orient akoriny ho'a ny Tany boribory, mainka fa izay any Amazonia sy Aostralia ary any Japana sy Dago izany.

Raha ianareo moa no misavisavika te-handova ny fanjakan'ny lanitra (jiosy) ao, dia anareo izany, ary tonga dia lazao mihintsy hoe, zafi-kitrokelin'i Zefania nareo ao, fa ny Aborigenes sy Amerindiana ary ny Vazimba ho'a tena TSISY hidirany @ izay fantaisie na fantasme-nareo, na fotsiny imagination-nareo ao eee...
98. tealala ( 11/08/2016 05:31)
Endriky ny hatao hoe "réligion" iray io, ilay hoe Andriamanitra tsy eto an-tany fa any an-danitra any na koa hoe "Rainay zay any an-danitra"
99. RBNIR ( 06/09/2016 12:19)
Noho ny fangatahan'ny namana dia hotohizana ilay izy,

Famerenana : rehefa vita ny asan'ny anjely 3 dia hiraraka amin'izay ny loza ho an'ireo olona izay hiankohoka amin'ilay bibidia.....

Loza 1 ka hatramin'ny fahadimy izay no hitan-tsika teo

Hodinganintsika kely aloha ny loza faha enina satria mila fandalinana manokana mihitsy iny fa aleo avy dia ny loza fahafito indray no hojerentsika avy hatrany....

100. RBNIR ( 11/01/2017 08:17)
Vaovao vao voaray, manomboka manao etude manokana momba ny trou noir ny NASA....

http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/astronomie-x-ixpe-nouvelle-mission-nasa-explorer-trous-noirs-65833/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20170111-%5BACTU-IXPE--la-nouvelle-mission-de-la-Nasa-pour-explorer-les-trous-noirs%5D

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.173