FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

61. tealala ( 05/08/2016 11:04)
Tsy misy amin'ireo lazainao ireo, ary izaho tsy mpampianatra koa, mba rehefa misy adi-hevitra eto dia maneho ny ahy aho fa io koa miankina amin'ny olona handray azy na tsia, ianao izao tsy handray ka dia tsy misy tombony ny hizarako izany aminao (ny tanjoko eto dia tsy handresy lahatra fa hi-confirmer ny fomba fisainanareo eto hoe marina ve ny zavatra hianarako)...
Tsy misy mahamenatra hoy aho, efa niteny angamba aho fa ny ahy dia any amin'y fotony no jereko izany hoe ny olona tokony hampianatra Torah no henoiko fa tsy izao rehetra milaza ny tenany fa mpaminany rehetra izao...
Zavatra tsy ho takatr'i rhajo mihitsy izany ny zavatra hianarako no tena marina, satria amiko i rhajo fruit de l'évolution tsy dans le sens péjoratif io a..
Ny hany mampanontany tena kely ahy fotsiny dia manahoana ny fifandraisan'ny RAD n'i rhajo (ao ny RAD be, ny RAD direct)
62. rhaj0 ( 05/08/2016 11:28)
TSY ho ahy (irery) kosany ny resaka eto ry Tealala aa.. Raha ho ahy irery dia alefaso atsy @ rhaj@hotmail.com. FA aleo aloha averiko eto kely ilay izy fa tafavadika ny pejy..

1- tsy mafy orina ny finoanao ao, ary dia tsy fantatrao hoe, "mpino" inona tokoany moa ianao?

2- sa, voaroboka amina sekta "mahamenatra" ianao, ary dia tsy sahinao aboraka eto izany?

3- sa indray, tsy hitanao izay ho raisina @ ireo "fampianarana" isan'isany, satria hitanao fa dia be dia be loatra ny resaka absurde/aberrrant/ridicule, koa na ianao azany "menatra" fa ilaozanao mitsindrotsindroka izay metimety @ izay "fampianarana" rerenao eo fotsiny, ary mody adala @ "fampianarana" hafa?




Ka ny vali-teninin'i Tealala izany, satria nolavinao ireo ambony ireo, dia "mafy orina" ny finoanao, tsy amina sekta "mahamenatra" ianao, ary tsy mahita fa ridicule ity fatao mitsindrotsindroka "fampianarana" ity. Fa ny an'i Tealala izany dia miorina @ "a la source", dia ny Torah originel mihintsy.

Izay an?


Entre-pa, fa re-phraser-ko araky ny fahatakarako azy ny revinao ry Tealala, ampisehoana hoe, nihaino aho fa tsy bemarenina, ary ahoana ny fahatakarako azy. Ary io ataoko io, dia tsy hoe mampiteny anao ny tsy eritreretinao ao, fa io manontany confirmation io aho. TSy izany ve no fatao rehefa @ communication eee ???
63. tealala ( 05/08/2016 11:33)
Izay indrindra, somary sahirana aho indrayindray miresaka amin'ingahy rhajo, very mihitsy ny tenako hoe ataoko lavalava sa ataoko bref be.. Toizo fa tsara.
64. rhaj0 ( 05/08/2016 17:35)
ka dia raha fehezina izany, dia i Tealala dia @ ilay Torah sy originelle eee... Io izany hono sahala @ hoe, misy mirotsaka ho boudiste, ka dia izay izany, fa tsisy idiran'ny maha-gasy azy izany, ary tsisy idiran'ny maha-avy any India ny boudisma.

ka eto izany dia tsisy idiran'ny maha-gasy an'i Tealala, ary tsisy idiran'ny maha-moyen-orient ny Torah sns io fa izay ilay revin'i Tealala eee....

Dia torak'izany hatramin-dry RBNIR, nisafidy ny hiaraka @ Herinirina sy ny Kristianismany-tsisy-kilema. Tsisy idiran'ny maha-gasy, taranak'i Rafohy sy Rangita ohatra, izay nivavaka t@ Andriamanitra-Andriananahary izany.

Izay hono izany eee....

65. tealala ( 05/08/2016 18:06)
Eto izany dia tsisy idiran'ny maha-gasy an'i rhajo, ary tsy misy hidiran'ny maha athée koa.
66. tealala ( 05/08/2016 18:09)
ny maha athée an i rhajo io lazaiko io a.
67. rhaj0 ( 05/08/2016 20:07)
Ekena. Ny finoanao ao izany dia safidinao anao manokana ao. Na ianao nisafidy ny hivavaka @ Andmntry ny Jiosy, na ny an'i Kristiana,... na ianao tsy mivavaka izany.

Dia @ ilay resaka taloha ohatra, hoe, ny mpino dia
"aleo very tsikalakalam-pivaHavanana, toa izay very tsikalakalam-piVavahana"
Ilay didy/fombafomba/fampianarana.. sy izay kortezy manaraka ny fivavahana isan'isany io tsikalakalam-piVavahana io.

Ny anay TSY mpino indray, dia tsisy dikany izany "tsikalakalam-piVavahana" izany; na hoe, izay ilay "ivanitihanay maventy" @ ilay hoe
Bien sur qu'on peut se moquer des religions.

Sa ahoana?
68. tealala ( 06/08/2016 05:42)
-(Dia @ ilay resaka taloha ohatra, hoe, ny mpino dia
"aleo very tsikalakalam-pivaHavanana, toa izay very tsikalakalam-piVavahana")

Aminay ny fianakaviana manana ny toerany ka, tsy hoe misaraka ny hevitra no tsy mitovy ohatra, hitarina aza tahaka izay nandidiana an'i Adama ohatra.

-(Ny anay TSY mpino indray, dia tsisy dikany izany "tsikalakalam-piVavahana") : Ny anao indray ity no mifanohitra amin'izay fa tsy tsapanao tahak'ilay ady hevitra hitako atsy momba ny fiarahan'ny lahy sy lahy sy ny vavy sy ny vavy izay ankatoavinao sy hekenao indrindra angamba (tsy haiko tsara fa tsy nanao ilay ady hevitra aho) fa io ilay manafoana ny fisian'ny olombelona raha hoe hanao toy ireny manko isika olombelona dia mifarana atreo, ny fihavanana manko dia miainga amin'ny ray reny zanaka lahy/vavy, mivohy ny siansa ianao hainao tsara fa tsy hisy ny fihitaran'ny fianakaviana raha tsy lahy sy vavy no miaraka.

-Bien sur qu'on peut se moquer des religions. ie rehefa tsy misy na inona na inona hay mikasika io ve moa tsy ho izay no azo lazaina...Ianao anie ampatsiahiviko fa fruit de l'évolution ianao e, misy ny izao ... dia nandeha daholo ireo processus de l'évolution dia io ianao io, tsy hiteny intsony aho hoe ny singe no nahatonga anao satria ekeko fa diso izany.
69. rhaj0 ( 06/08/2016 17:13)
ILay "tsikalakalam-piVavahana" anie TSY mahatakatra ny tsikalakalam-piHavanana ee... Mba hihavana @ silamo ve i Tealala ity? hi hi hi.. dia tena .. "ozoniko" ny zanakao hanambady moslimo :-)

Ny fiarahan'ny L&L na V&V sy ny fananahana/fiterahana re ry Tealala dia sasanangy roa samy hafa izao a... Hafa ny t@ l'an-zero, tsisy in vitro sns... Efa lazaina foana fa aza ahidy ao @ box-kely ao ilay saina fa eeee... hi hi hi.. FA dia mbola "ozoniko" koa ny zanakao hitia ny mitovy sex aminy eee... :-)

Dia efa hoe koa ho'a hoe, ilay Praiministra quebecquois no niteny an'io "Bien sur qu'on peut se moquer des religions" io. Eny ho'a eee.. i Tealala izany "mahay" be ao an...

Dia mahonena be koa ho'a i Tealala ity fa manasisisisika resaka "evolution" nefa izy @ io mamomamon'ny dogme "creation" eee... Io ho'a, ity fahazarana mitsindrotsindroka "fampianarana" (Torah) izay mampetimety ny baolina ity, aza ahitatra @ Siansa sy ny fi(s)ainana aman-tsoatoavina 2016 fa vao mainka absurde/aberrant/ridicule eee...
70. tealala ( 06/08/2016 17:42)
hahahaha!! tsy mahazaka ve dia manozona sisa no azo atao?
Mahay be mihitsy ah ato ka.
vao anio zay ny moslimo-nao ito : http://www.lexpress.fr/actualite/monde/europe/charleroi-deux-policieres-belges-attaquees-a-la-machette_1819184.html za tsy niteny hoe aza mihavana aminy, fa izaho ve moa hiavana amin'olona hamono olona, ianao no manatanteraka ny ao anati'ny bible katolika zao amin'ilay hoe "tiavo ny fahavalonao
raha misy mamelaka ny takolakao havia dia omeo azy koa ny havanana ."
Ny zanakao lahy atao in-vitro ary e, dia jereo daholo ko ny risques rehetra amin'io methode io e
"creation" zavatra tsy ho takatrao izany fa tohizo tahaka ny hoe tsy nisy ihany aloha
71. rhaj0 ( 07/08/2016 00:46)
ry Tealala ho'a dia mahonena ee... ao izany ianao sy ny obsession-nao @ molsimo kouh... tsara voasasan'ny Torah ao ianao ka dia ... io maloto saina @ Moslimo io: ny djihadista no manao ny ataony, dia ny moslimo rehetra no TSY ihavanan-dry Tealala.

Fanefany ho'a, ny olona nefa izao variana ny @ Zeus Olaimpika. Na koa hoe, inona indray ny akanjon'i Beyonce r@ fampisehoany manaraka. Fa i Tealala ve k'lou mba nirevy zoma manifika omaly, sa.. sahala @ ireny Jiosy originel ireny, dia couvre-feu manomboka zoma alina, tsy mahazo mampiasa vy hono ho'a, koa na ny lakile azany tsy azo ampiasaina. Izany 'le tena originelle ry Tealala aaa... fa hodio adala ny @ io eee... tsy vao izao ianao no mody adala @ "fampianarana" avy @ Avo Indrindra, fa dia tsisy mahamenatra io fa reveo manja ao ee... :-)
72. tealala ( 07/08/2016 06:08)
"sahala @ ireny Jiosy originel ireny, dia couvre-feu manomboka zoma alina, tsy mahazo mampiasa vy hono ho'a, koa na ny lakile azany tsy azo ampiasaina. Izany 'le tena originelle ry Tealala aaa... fa hodio adala ny @ io eee..." mampikakakaka ny mahita ny tsy fahaizanao n'inona na inona ry rhajo, ny zanakao lahy koa izany tsy foraina mo?
dia hiverenako kely ilay manozona teo nga ianao mino an'ireny hoe vavan'olona indray no miteny dia tanteraka izany daholo no maha basy vava anao mampiomehy ahy eto fotsiny e.
"ry Tealala ho'a dia mahonena ee... ao izany ianao sy ny obsession-nao @ molsimo kouh... tsara voasasan'ny Torah ao ianao ka dia ... io maloto saina @ Moslimo io: ny djihadista no manao ny ataony, dia ny moslimo rehetra no TSY ihavanan-dry Tealala."
Ny coran no mahatonga azy manao an'io sa enao mampiasa an'io?
Hiverenako kely "Ny fiarahan'ny L&L na V&V sy ny fananahana/fiterahana re ry Tealala dia sasanangy roa samy hafa izao a... Hafa ny t@ l'an-zero, tsisy in vitro sns... "
raha ny tantely no manao an izany hoe ny ouvrières te ho faux bourdons dia vis versa
73. rhaj0 ( 07/08/2016 13:05)
ianao ho'a ry Tealala,
1- mivoaha haingana avy tao anaty box-kely tao, haingana mihintsy..
2- ary aza mihaino an'izay be-rebareba mpamahana anao atsanga tsy aman'orana ao,
3- na mihoboka lava ao anaty boky tonta lany andro lany lainga ao,
4- fa sokafy ny saina sy ny maso, sy fo sy fanahy (raha manana io ianao)
5- dia 'ndana mitety izao tontolo izao, na virtuellement fotsiny aza... ampiasao ilay interinety eee..

Zaraiko aminao: izaho ho'a nanana namana Jiosy, ary nitantara ny fataon-dreo tamiko izy. Io "tsy mampiasa vy" rahefa mody masoandro ny azoma, tohizana ny asabotsy manontolo io, dia notantarainy tamiko. Ary nivanitihany (satria izy efa tsy manaraka intsony koa moa), satria dia niara-nahita ilay bainina be-rebareba be-volombava miodikodina teo am-baravarany zahay, satria nihidy lakile ilay varavarana, nefa ilery TSY mahazo mampiasa lakile, hozy hono ny Avo Indrindra, ka dia niandry olona hamoha azy ilaiaka.

74. tealala ( 07/08/2016 15:16)
Ny olona mitsinjo ny fanahy ny ry rhajo fa izy manana a, tsy tahaka anao daholo anie ny olona e, raha tahaka anao tsy nisy olona intsony hoy aho teto ambonin'ny tany, dia ahoana moa no hanarahako ny zavatra lazainao? raha izay resaka fihomezana hahaha..
Fa raha asaina misafidy aza i rhajo dia ny fizotrin'ny fiainana araky ny tokony ho izy ve sa kosa araky ny zavatra ra recherche rehetra izay hataon'ny olombelona na zavatra rehetra foronin'ny olombelona?
75. rhaj0 ( 07/08/2016 21:05)
tealala:
Ny olona mitsinjo ny fanahy ny..

Mbo hazavao, fintino @ paragirafy iray azany hoe izany "fanahy" izany, fa mba te-ahalala aho ry Tealala. Ianao izany sady "mahay" no "manana" no "mitsinjo" izany "fanahy" izany. Paragirafy 1 fotsiny ee... Misaotra mialoha eee .. :-)
76. tealala ( 08/08/2016 06:47)
Tena mandehana ianao amin'ity rohy ity : http://www.fr.chabad.org/library/article_cdo/aid/1570569/jewish/Lme.htm
Misy ao hoe manana âme 2 ny olona fa ianao mahita ny anao ao.
Dia tsy misy fisaorana fa dia mamaky finaritra e.
77. RBNIR ( 08/08/2016 07:39)
Fanamarihana kely fotsiny:
RBNIR: nanokatra ny lohahevitra (ny ampitso izay ho avy tsy ho ela.... 1/2 pages,
Rhajo vs tealala : 4 pages, fanampiny tsy misy resaka momba ilay ampitso izay ho avy tsy ho ela ny resak'izay mirahalahy....fa hafa mihitsy....

Izaho mba niandry hoe hisy ilaza hoe tsy izany ny ampitso fa izao.......
78. RBNIR ( 08/08/2016 07:42)
mihezaka ny tsy hamaly hs intsony mihitsy mba hampahazava tsara ny hevitra tiana ambara....dia mitaona ny namana rehetra koa mba hanao toy izany....
79. tealala ( 08/08/2016 07:44)
Ka ny ampitso aminao anie ho simba ny tany dia lasa any amin'ny afo be izay tsy mibebaka raha fintinina.. Ho ahy efa mazava be efa io mimpoitra io ny fakan'ny silamo ny tany, mbola izay aloha no mitranga hatramin'izao, io efa mifangaro io ny vy sy ny tanimanga, izay sadasada.
80. RBNIR ( 08/08/2016 07:56)
tsy maninona fa hajaina ny hevitrao tealala fa saingy afaka manokatra lohahevitra hafa koa ange ianareo sy rhajo fa tsy tato no niresaka e....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3542