FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....

41. tealala ( 04/08/2016 13:43)
Ny olan'i rhajo dia tsotra, ny zavatra tsy noteneninao no tereny hoe noteneninao izay tsy olana amiko fa olana aminy..
rhajo : "z'afady fa kay i Tealala no nisisika teo, manakapoka ny silamo rehetra ho djihadista na mpanajedaka olona, dia nafangaroko 'nareo mi-tsam eee... "
tealala : "djihadiste rehetra dia silamo" ve aminao midika fa ny silamo rehetra dia djihadiste?
djihadiste ve ilay ray birao aminao?
Inona ilay djihadiste aminao?
42. tealala ( 04/08/2016 13:45)
ireto misy rohy 2 omeko an'i rhajo : http://www.parismatch.com/Actu/Societe/L-imam-de-Nimes-Le-probleme-est-qu-il-n-y-a-pas-d-Islam-de-France-1030603
http://www.slate.fr/story/121621/daech-haine-occident
43. tealala ( 04/08/2016 13:46)
dia rehefa miady hevitra dia takaro ny tenenin'ny olona fa tsy ny zavatra tsy noteneni'ny olona no terenao hoteneniny.
44. tealala ( 04/08/2016 13:52)
Tsy maninona mihitsy ra manontany ny zavatra noteneniko mba hisian'ny précision, fa izay ihany manko no nahatonga ny christianisme efa 2000 taona lasa izay.
45. rhaj0 ( 04/08/2016 16:13)
Aleo atao anaty cadre mihintsy ity, fa ry Tealala mantsy hotrhotrin'ny... an...

tealala:
Sady ny silamo rehefa tsy mitovy fonoana aminy ianao dia ajedany jereo fotsiny ny any siria

46. tealala ( 04/08/2016 16:21)
ho hitatsika eo ny ao frantsa rhajo a hahaha!!!
47. tealala ( 04/08/2016 16:23)
Ny tiako tenenina t@ io dia tsy fantatrao ny ao an-tsain'ireo.. fa ao anaty coran misy teny hoe vonoy ny mécréants, infidèles.. asa alo i rhajo ra fidèle.
48. rhaj0 ( 04/08/2016 16:32)
ny ao anaty Baiboly (sy Torah) koa angaha tsy misy hoe, "vonoy @ tora-bato izay..." maninona maninona izy teo?

Ka dia kOpy ianao izany hoe, ireny Fivavahana/Finoana ireny anie, ka dia imagination-n'izay olona taloha tany, t@ fotoan'androny sy jeogirafiany tany. Ka t@ izany dia normal daholo ireo resaka ireo, fa izao dia efa nivoatra ny Soatoavina.

Fa dia ataovy ao foana ho'a ny milevim-belona ao @ Fivavahana/Finoanao ao eee.. Fa tsindrotsindrohy tsara fotsiny izay "fampianarana" ao, ka:
- misy raiso dia ataovy fiki-matin'adala ao,
- dia misy kosa tonga dia hodio adala fotsiny.
49. tealala ( 04/08/2016 16:37)
misy ao ka, fa lazao eto hoe ilay antony.. ny ao anaty Torah manko tsy niteny izy hoe rehefa tsy jiosy ko fa frantsay dia toray vato (ary io lalàna io tsy mihatra raha tsy efa mitsangana ny 3ème temple izay tsy fantatrareo).
fa ny silamo maty aby ireo frantsay na tsy silamo aza. ampiharina amin'ny hafa finoana ilay izy.
50. rhaj0 ( 04/08/2016 17:09)
Ilay "mamono @ tora-bato" izany no iraisanareo eee... Didy avy any @ any ambony indrindra io. fa ilay ho "vonoina @ tora-bato" fotsiny no samy hafa (na ny antony, na hoe iza)

Ka ianao ao ve ry Tealala,
- manaraka adala ny Didy (hoe vonoy @tora-bato izay maninona maninona),
- sa tena odianao adala fotsiny daholo izany?

51. tealala ( 04/08/2016 17:10)
(ary io lalàna io tsy mihatra raha tsy efa mitsangana ny 3ème temple izay tsy fantatrareo)
52. tealala ( 04/08/2016 17:13)
Izaho tsy jesosy ka ampahalala hoe mangamanga ny lanitra ho an'ny jamba
Misy hadisoana hataon'ilay olona io ary zareo samy jiosy no manao azy
(ary io lalàna io tsy mihatra raha tsy efa mitsangana ny 3ème temple izay tsy fantatrareo)
fa ny silamo kosa, na tsy silamo aza ianao dia ampiariny aminao ny lalàny (mazava ve?)
53. tealala ( 04/08/2016 17:15)
Tena hitako hoe sarotra be hoan'i rhajo no mamaky ny zavatra soratako, fa na i stahtam aza afangaronao amiko ny farany dia afangaronao daholo ny antoko-pinoana rehetra dia avy eo ny resaka afangaronao daholo ihany koa. Tsikaritro kely io.
54. rhaj0 ( 04/08/2016 17:59)
Ieee... izaho k'lou dia tsy mahay ny tour de passe-passe-nareo ao, ialana @ absurditE eee.. hoe, "vonoy @ tora-bato... rahefa mitsangana ny 3eme temple". hi hi hi.. ka raha vao mitsangana izany ity 3eme temple, dia raikitra @ izay ny fifandripahana an...

Inona moa no maha-samy hafa @ izany @ RBNIR in-1 mandeha.. hoe "tia misotro i Jesoa".. fa ny azy ny divay tsy mahamamo azy.


Fa jereo tsara ilay fandehany eee... misy zavatra iraisanareo Finoana/Fivavahana isan-karazany ao. Ka raha mitifitra ny hafa ianao, dia naman'ny mitifi-tena ihany. Fa ataovy tsara fotsiny ny tour de passe-passe, tsindrotsindrohy tsara foana ny baolina mampetimety ny anao ao, dia mandria ampiadanana... ao @ absurditE sy aberration ao, fa tsy ridicule izany.
55. tealala ( 04/08/2016 18:15)
Aminao izany ny hoe mametraka lalàna(ko) ato an-tranoko aho sy ny hoe mametraka ny lalànako any an-tranon'ny voisin-ko?
56. tealala ( 04/08/2016 18:18)
tsy izaho mihitsy no andeh hoany amin'i rhajo dia hiteny hoe i rhajo mpanota dia tereko i rhajo hihino.. fomban'ny kristianina izany sy ny silamo.. fa io izaho no lazaiko dia iteny zavatra tsy noteneniko indray i rhajo amin'ny fahalalako an'ny toetran'i rhajo, hotenenin'i rhajo eto indray izao ao anaty lohan'i rhajo ao hoe zao no notenenin'i tealala dia miodina indray ilay resaka avy eo.
57. rhaj0 ( 04/08/2016 21:10)
Ka TSY kristiana sady TSY silamo izany i Tealala. Azo (ampatsiahivinao) fantarina ve hoe inona ny fivavahana arahinao?
58. tealala ( 05/08/2016 05:47)
Hahahahaha!!! tsy misy amin'ireo aho, tsy réligieux izany aho no tena marina e.. tsy kristianina, tsy silamo, "TSY JIOSY".. Mijanona ho mpino.
59. tealala ( 05/08/2016 05:48)
Dia inona amin'izay ilay tiana antongavana amin'ilay fanontaniana?
60. rhaj0 ( 05/08/2016 10:42)
tealala:
Dia inona amin'izay ilay tiana antongavana amin'ilay fanontaniana?

Izaho izao Atheista, dia efa kOpy ianao. i RBNIR kristiana. Dia ianao izany "mpino", ka ilay "fampianaran'iza" no tarafinao? Ka mila repere kely aho rahefa miresaka.

Sa moa...

1- tsy mafy orina ny finoanao ao, ary dia tsy fantatrao hoe, "mpino" inona tokoany moa ianao?

2- sa, voaroboka amina sekta "mahamenatra" ianao, ary dia tsy sahinao aboraka eto izany?

3- sa indray, tsy hitanao izay ho raisina @ ireo "fampianarana" isan'isany, satria hitanao fa dia be dia be loatra ny resaka absurde/aberrrant/ridicule, koa na ianao azany "menatra" fa ilaozanao mitsindrotsindroka izay metimety @ izay "fampianarana" rerenao eo fotsiny, ary mody adala @ "fampianarana" hafa?


Mba izarao eto kely ny anao sy ny aminao ry Tealala aaa... tsisy mahamenatra ho'a io :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.445