FANDRAVANA AN'I BABILONA LEHIBE (HAFATRY NY ANJELY FAHAROA)

81. rhaj0 ( 23/11/2015 13:27)
Strong3:
hihihi ... tiany rehefa misy teny latsaka ohatran'io ah :-)

ka nareo anie mihambo sy manandra-tena hoe, "tarihin'ny FM" eee ... "Kristiana tena izy miaina ilay finoana eee"...
ka dia arahina(y) h@ teboka amam-paingo io eee.. koa rahefa tsy miteny sy tsy mizara koa azany nareo, dia hita(nay) koa io fa dia "voninahitra ho AZY" koa izany izany eee....

Dia ho hita eo ho'a, toatoa ny ahoana tokoany izany hoe, "mi(s)aina" ilay Finoana, na koa hoe, ilay FM mpitarika ve no gaigy, sa ianao misavika ny FM no "tena izy" :-)
82. RBNIR ( 23/11/2015 14:04)
Ny faminaniana rehetra ao anaty baiboly tsy maintsy ho tanteraka avokoa, ary Andriamanitra dia mifidy olona hanehoany sy hanambarany ny dikan'ireny faminaniana ireny....
Raha manana saina madio ny olona iray ka mandinika tsara aloha fa tsy avy dia mitsaratsara...
dia ho hitany mazava hoe iza marina no avy amin'Andriamanitra ary iza kosa no tsy avy aminy ....
Raha tena avy amin'Andriamanitra marina, dia tsy hahitanao kiana, ary ho tsapanao fa tsy amboamboarina ny zavatra lazainy ary mazava tsara sy voaporofony araka ny soratra masina...
Raha mpandainga kosa dia ho hita miharihary eo ihany ny laingany.....

P.S: aza atositosika ny ondry botry hoy ny ntaolo....Hoy kosa Jesosy hoe « Ary tamin'izany ora izany dia ravoravo tamin'ny Fanahy Masina Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko ô, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa efa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika; eny, Raiko, fa izany no sitrakao. » (Lioka 10:21)

Any amin'ny tsy eritreretin'ny olona no iantefan'ny safidiny matetika....

Nahita aho ka mizara, nahafatantatra aho ka manambara.....

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
83. tealala ( 23/11/2015 14:34)
Anazavako kely an le vy sy tanimanga mitambatra : fifindramonin ireo silamo any eropa, ary ny fidiran'ireo frantsy mikambana amin'ny vondrona pampiorohoro "daesh"
84. endriny ( 30/11/2015 14:37)

RBNIR:

endriny babylona taloha = fanjakana empire
babylona vaovao = fivavahana lehibe....araho ato http://lesobservateurs.ch/2013/08/02/lislam-est-officiellement-reconnu-comme-la-premiere-religion-du-monde/

Aza afangaro....


Ahitsio amin'izay ahafanahanao mahazo kila ao daholo e. Sarotra ny fiainana fa ny kilaon'ny hena tsy mety midina
85. Strong3 ( 14/01/2016 06:37)

rhaj0:

rhaj0:
Hono ho'a... miresaka ianao hoe taranak'i Jakoba sy izy 12 lahy, na koa ireo foko 12, mba fantatrao ve ry RBNIR toatoa ny ahoana izao tontolo izao t@ izay fotoan'androny izay?

T@ taona 0 sy ny manodidika, mba fantatrao ve toatoa ny ahoana ny population sy ny histoire-ny, any Amazonie, na Mexico, na Azia na Japana, na Madagasikara akoriny azany ???


Raha fantatrao ireo, dia mety mba kOpy @ izay ve ianao, fa tena "tantaran'ny Kanaan" (contes et legendes de Canaan) no andanianao ron-doha sy anankinanao ny fi(s)ainanao ao.. @ izao taona 2015 izao?... aoka ho'a....
RBNIR:

Izao ny zava-nisy, ny olombelona taloha rehetra tena nahafantatra an'Andriamanitra ...
rhaj0:
Ka ny Japoney izany hoz'ianao, "taloha", dia "tena nahafantatra an'Andriamanitra"?? Fa izao zareo 0.1% sisa no mahafantatra AZY??
RBNIR:
Tsy maintsy nahafantatra daholo ny Ray aman-dreniny namana rhajo GENESISY 11

firy arivo taona indray moa i Genesisy teo rahefa mampiasa kajy nareo io? 6000 taona???
Mbo 'ndana re ry RBNIR mba manitatra fahalalana eraky ny google, f'aza dia be di-doha mamikitra an'io ao foana eee... aoka ho'a...



Dia izao izao ohatran y tany Sina... dia aiza ho aiza @ izany ny resak'i Genesisy???



Fa ao @ imagination-nao ao moa izany dia "nahafantatra daholo" hono izany, hozy RBNIR io, "nahafantatra ny Andrmntry ny Kanaan", na hatrany Amazonia na hatrany Sina sy Aostralia..

T@ taona firy moa ohatra i Babel, dia izay vao nifindra monina tany Chine io ny kelimaso an... na koa tany Aostralia ny Aborigene Aostraliana an... Mahery anie ny (pseudo-)science-ndry RBNIR eee...


Izao ve ry rhaj0 no anorenanao ny fahalalanao ny niandohan'izao rehtra izao? hihihi
___ ka raha hita taka io ny fiandohana ,dia inona no antony tsy mbola nampitohy ny fiovana miandalana ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1351