FANDRAVANA AN'I BABILONA LEHIBE (HAFATRY NY ANJELY FAHAROA)

21. RBNIR ( 17/11/2015 07:20)
DEOTERONOMIA 12
« Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony. » (Amosa 3:7)

Misy hatrany olona fidin'Andriamanitra hanambara mialoha izay ataony,
Raha mino ny olona : Avotra, raha tsy mino kosa dia ho faty vokatry ny tsy finoany,

Ny hafatra eto dia tsotra, HISY NY LOZA FITO FARANY!!!
IZAY REHETRA MINO KA MANARAKA ILAY FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA NAMPIANARIN'I JESOSY 2000 TAONA LASA HO AVOTRA....
IZAY REHETRA TSY MINO KOSA NA TIANY NA TSY TIANY DIA TSY MAINTSY HANDRAY MARIKA IZY (satria ireo dia tsy sahy hijoro rehefa hamoaka didy international ny bibidia fa ny olona rehetra tsy mahazo mividy na tsy mahazo mivarotra) tsy hisy choix amin'izany fotoana izany fa na ianao hanaraka ilay tsy misy kilema, na hanaraka an'i bibidia......
KOA IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
22. Strong3 ( 17/11/2015 09:38)
aza mampné hoa... ny bokin'ny Apokalipsy dia efa faminaniana nataon'i Jaona

fa aiza ny anareo ?????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????
23. RBNIR ( 17/11/2015 10:05)

Strong3:

aza mampné hoa... ny bokin'ny Apokalipsy dia efa faminaniana nataon'i Jaona

fa aiza ny anareo ?????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????????

Marina tokoa fa ny fanambarana ny amin'ny loza fito izay ho avy dia nomena ny apostoly Jaona, nefa kosa ny fampahafantarana hoe iza marina ireo ho tratran'ny loza fito (na ireo lazaina hoe miankohoka amin'ny bibidia) dia ny mpanompony irery no mbola nanambarany izany ankehitriny.....ka izay namana strong3 a! afaka tsy mino anie ianao e, saingy raha miziriziry amin'ny alahady ianao ary handoto ny tananao miaraka amin'ny bibidia ka hanenjika ny olon'Andriamanitra dia hampalahelo ihany ny mety ho fiafaranao namana....
24. rhaj0 ( 17/11/2015 11:29)
rhaj0:
Hono ho'a... miresaka ianao hoe taranak'i Jakoba sy izy 12 lahy, na koa ireo foko 12, mba fantatrao ve ry RBNIR toatoa ny ahoana izao tontolo izao t@ izay fotoan'androny izay?

T@ taona 0 sy ny manodidika, mba fantatrao ve toatoa ny ahoana ny population sy ny histoire-ny, any Amazonie, na Mexico, na Azia na Japana, na Madagasikara akoriny azany ???


Raha fantatrao ireo, dia mety mba kOpy @ izay ve ianao, fa tena "tantaran'ny Kanaan" (contes et legendes de Canaan) no andanianao ron-doha sy anankinanao ny fi(s)ainanao ao.. @ izao taona 2015 izao?... aoka ho'a....
RBNIR:

Izao ny zava-nisy, ny olombelona taloha rehetra tena nahafantatra an'Andriamanitra ...

Ka ny Japoney izany hoz'ianao, "taloha", dia "tena nahafantatra an'Andriamanitra"?? Fa izao zareo 0.1% sisa no mahafantatra AZY??

Dia ny Gasy koa hoz'ianao izany toa izany? Tsy hitanao angaha ilay rakitra nitatitra hoe, ny an'ny Gasy - lehilahy Andrmntra - ary vhv Andriananahary. Ntsss... aiza ho aiza @ io ny Andrmntry ny Kanaan???

Fa nareo samy "anaty box" ao moa no mifamokivoky hoe, mety foana io, ary sesefanareo ho ny Andrmntrareo no "tena izy" @ sivilizasiona rehetra...

Fa dia ok fa dia izay izany ny ao @ "imagination"-nareo ho'a... Fa TSY mahakasika ny Japoney sy ny hafa rehetra ho'a izany.

25. RBNIR ( 17/11/2015 12:39)
Tsy maintsy nahafantatra daholo ny Ray aman-dreniny namana rhajo GENESISY 11
26. Strong3 ( 17/11/2015 12:42)
« Ny lalàna sy ny mpaminany dia hatramin'i Jaona; ary hatramin'izany no efa nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra, ary misesika izay rehetra miditra eo. » (Lioka 16:16)

haminany inona intsony hoa ianareo eh????

tsy misy nilaza mihitsy ao amin'io baiboly io hoe hisy apostoly 12 vaovao any amparany any
ary ireo hiany no manana ny marina sy avelan'Atra sy JK ary ny FM hampianatra sy hitarika ary hampiditra ny lanitra ...sns


tena sandoka 100% ny fitarihanareo raha mbola hiziriziry ianao hoe :
ianareo no vala tokana

tsy misy tahotra sy henatra fa manambaka vahoaka :-)
27. RBNIR ( 17/11/2015 12:50)
Ny vala dia tokana hatrany namana strong3 ary ny fanirina dia mba ho isan'izany ny olona rehetra...
28. RBNIR ( 17/11/2015 13:17)
Ity no porofo fa tokana ilay vala....« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jao.3:31)
« koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany. » (Jao.3:32)

« Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko; ary ho tonga andiany iray izy, sady iray ihany ny Mpiandry. » (Jao.10:16)

Angonina ao anaty vala tokana fa tsy mety ny misaratsaraka....

29. rhaj0 ( 17/11/2015 13:21)
rhaj0:
Hono ho'a... miresaka ianao hoe taranak'i Jakoba sy izy 12 lahy, na koa ireo foko 12, mba fantatrao ve ry RBNIR toatoa ny ahoana izao tontolo izao t@ izay fotoan'androny izay?

T@ taona 0 sy ny manodidika, mba fantatrao ve toatoa ny ahoana ny population sy ny histoire-ny, any Amazonie, na Mexico, na Azia na Japana, na Madagasikara akoriny azany ???


Raha fantatrao ireo, dia mety mba kOpy @ izay ve ianao, fa tena "tantaran'ny Kanaan" (contes et legendes de Canaan) no andanianao ron-doha sy anankinanao ny fi(s)ainanao ao.. @ izao taona 2015 izao?... aoka ho'a....
RBNIR:

Izao ny zava-nisy, ny olombelona taloha rehetra tena nahafantatra an'Andriamanitra ...
rhaj0:
Ka ny Japoney izany hoz'ianao, "taloha", dia "tena nahafantatra an'Andriamanitra"?? Fa izao zareo 0.1% sisa no mahafantatra AZY??
RBNIR:
Tsy maintsy nahafantatra daholo ny Ray aman-dreniny namana rhajo GENESISY 11

firy arivo taona indray moa i Genesisy teo rahefa mampiasa kajy nareo io? 6000 taona???
Mbo 'ndana re ry RBNIR mba manitatra fahalalana eraky ny google, f'aza dia be di-doha mamikitra an'io ao foana eee... aoka ho'a...



Dia izao izao ohatran y tany Sina... dia aiza ho aiza @ izany ny resak'i Genesisy???



Fa ao @ imagination-nao ao moa izany dia "nahafantatra daholo" hono izany, hozy RBNIR io, "nahafantatra ny Andrmntry ny Kanaan", na hatrany Amazonia na hatrany Sina sy Aostralia..

T@ taona firy moa ohatra i Babel, dia izay vao nifindra monina tany Chine io ny kelimaso an... na koa tany Aostralia ny Aborigene Aostraliana an... Mahery anie ny (pseudo-)science-ndry RBNIR eee...
30. RBNIR ( 17/11/2015 13:26)
google: misy marina misy mifototra amin'ny eritreritry ny olona fotsiny ihany....tsy maninonoa raha ny google indray no ataonao bible, kanefa inona marina moa no mba hampanantenain'ny google anao namana???
31. SP-TCA_3 ( 17/11/2015 13:46)
>RBNIR
Ianao v lu Kristiana sa judaïste?
32. RBNIR ( 17/11/2015 13:56)
Aza gaga ry namana vaovao fa izaho dia mpianatr'i Jesosy izay tonga tsy handrava ilay lalàna fa hanantanteraka azy......
« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Matio 5:17)

Saingy amin'ny fanekena vaovao fa tsy amin'ny fanekena taloha....
33. rhaj0 ( 17/11/2015 14:46)
RBNIR:
google: misy marina misy mifototra amin'ny eritreritry ny olona fotsiny ihany....

Tsy "eritreritra" na "imagination" no mivoitra eraky ny interinety fa tena zavatra mivaingana re ry RBNIR aaa... asa ianao raha mba mandehandeha @ ireny musée ireny, fa rahefa mijery mivantana dia lasa saina ianao hoe, inty izany artefacts efa t@ 10.000 taona lasa, ary nampiasain'olb toa ahy sy ianao.. dia misy sary sikotra maneho ny endrik'ireo olona amina 10.000 taona lasana ao... dia hoz'ianao hoe, inona no idiran'i Genesisy sy Madame Eva @ izany...

fa eto mba ampiasao ny teknolozia dia mba mijery virtuellement ianao eee.. Dia ho takatrao ihany ho'a fa dia resaka nampatoriana ankizy tao Kanaan tao ny Genesisinao... Efa 2015 ny taona izao.
http://lmgtfy.com/?q=neolithic+arts+and+crafts+in+america
http://lmgtfy.com/?q=neolithic+arts+and+crafts+in+china

Dia jereo eto eee
https://www.pinterest.com/lectrice79/honest-history-9000-8001-bce/

Ohatra ity tany America, efa ho 10.000 taona lasana

34. rhaj0 ( 17/11/2015 14:50)
Na koa ity izao nofongarina tany Chine indray, ary artefacts efa 9.000 taona lasa



Dia io ho'a rahefa mahalala ianao, ka mba mivoaka @ box-kely ao io, dia tsy vaky vava ve ny sainao hoe:
inona tokoany moa no idiran'i Madame Eva @ izany rehetra izany?

Sa ve, mbola hoz'ianao izany hoe, akimpy indray foana ny maso dia mivavaka,
dia mihira miaraka @ ankizy hoe,
"Aleo Matory, C'est Pascaline aaaa..."
35. RBNIR ( 17/11/2015 20:34)
ny zavatra tsy fantatrao namana rhajo dia : « Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro. » (2 Pet.3:8)
36. RBNIR ( 17/11/2015 20:47)
Ho vaky ao ny lohanao raha hanao kaonty ianao satria indraindray mila andro, indraindray milaza taona....

Fa itony tsy voazavan'ny siansa nefa vitan'Andriamanitra rehefa ilainy
« Dia nijanona ny masoandro, ary nijanona* koa ny volana, Mandra-pamalin'ny olona ny fahavalony. Tsy efa voasoratra eo amin'ny Bokin'i Jasara** va izany? Dia nijanona teo afovoan'ny lanitra ny masoandro ka tsy nandroso hilentika tokony ho indray andro maninjitra. [*Heb. mangina][**Jasara = Ilay mahitsy] » (Jos.10:13)

Ka tsotra hoy aho ny teniko e, indraindray isika afaka mamingavinga (noho ilay fahalalana kely bilitiny kely mba hireharehavan-tsika) , fa rehefa tapitra ny fetra ka anjarany amin'izay no miteny dia eo vao samy hisafosafo loha avokoa, nefa mampalahelo anie izany leiretsy e, diso aoriana loatra...

« Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy. » (Mpit.8:11)

Famindram-pon'Andriamanitra sady faharetam-pony no tsy hanantanterahany azy vetivety satria mbola tiany hibebaka ny olona ary tsy maika hamaly IZY.........

Koa tsy sasatra aho ny mikiakiaka hoe TENA MISY IZY ARY VELONA FA TSY LAINGA, MISY ZAVATRA FANTATRO HOY AHO TSY FANTATRAO ARY MISY ZAVATRA IAINAKO TSY HIAINANAO...ianao tsy afaka hiditra ato anatiko ka hatsapa izany fa aza dia ho isan'izay tsy mino re e!!!! Izay fotsiny ihany!!! HAFA NY IMAGINATION ary HAFA NY REEL(EMENT VECU) HOY AHO

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
37. rhaj0 ( 18/11/2015 01:14)
RBNIR:
ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona
Ilay tetiharana miainga avy @ Madame Eva mitohy Abel sns anie, no rehefa mba ampiasaina(reo) matematika no tonga @ io 6000 taona io, fa tsy hoe, ny 1 andro @ fiainan'i Enoka na Lameka no lasa arivo taona e... Io ilay tsindrotsindrohin-dryRBNIR fotsiny i Petera, dia tonga dia hoe, tena izay ilay izy... tsisy fandinihina tsara akory izay petra-kevitra ao...

RBNIR:
Fa itony tsy voazavan'ny siansa nefa vitan'Andriamanitra rehefa ilainy
« Dia nijanona ny masoandro, ary nijanona* koa ny volana..
Io izany ilay arak'ity sary ity ry RBNIR.. Io izany IZY "araka ny endrikao sy tarehinao", ianao rahateo "tahaka ny endriNY sy tarehiNY"... Dia tena rahefa avy napetraka toa io marina ireto masoandro amam-bolana, dia "najanoNY" kely rehefa ilaiNY izany an...


RBNIR:
IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
Marina mafy re ry RBNIR, koa na ny zaza any @ garabola azany ve dia ho voambakan'izany angano izany... aoka ho'a fa mijery anao anie ny Ankizy eeee....
38. rhaj0 ( 18/11/2015 01:23)
Fa sirika ho'a IZY eee... nanambaka zaza dia nitsoaka tsy naharay salaka n'enao...
jereo f'angaha tsy tratran'ny paparazzi foana eee :-)

39. RBNIR ( 18/11/2015 04:31)
Namana rhajo, efa milaza aminao aho fa hoe misy ny andro milaza taona ao amin'ny baiboly fa tsy voatery hoe indray andro ara-bakiteny akory....
40. rhaj0 ( 18/11/2015 04:50)
RBNIR:
ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona

rhaj0:
Ilay tetiharana miainga avy @ Madame Eva mitohy Abel sns anie, no rehefa mba ampiasaina(reo) matematika no tonga @ io 6000 taona io, fa tsy hoe, ny 1 andro @ fiainan'i Enoka na Lameka no lasa arivo taona e..

RBNIR:
efa milaza aminao aho fa hoe misy ny andro milaza taona ao amin'ny baiboly fa tsy voatery hoe indray andro ara-bakiteny akory....

ya ya.. rahefa 100 taona izany hono ry Enoka sy ry Lameka, dia kay velona 1000 taona hono no tian' Andrmntra lazaina, hozy i RBNIR eeee...

ntsss... ilay 100 taona nefa azany @ io efa ridicule-be, fa ny esperansa de vie ny olona taloha ka fohy dia fohy...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1285