Liste des messages

Liste des messages, inserés par RBNIR, par ordre de date
RBNIR ( 16/09/2011 13:28)
INONA NO MARINA?
1- « Hoy Pilato taminy: Inona no marina? ........ » (Jaona 18:38) Valiny ? efa novalian'i Jesosy Tompo : « ............., ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanamba... suite
répondu par RBNIR le 13/10/2011 08:03
RBNIR ( 23/08/2011 11:34)
AMBANY ELATRAO
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xf19i0_ambany-elatrao-jocelyn-ranjarison_music[/dailymotion] ... suite
répondu par RBNIR le 23/08/2011 11:48
RBNIR ( 16/08/2011 11:39)
Problema maintenance
Faly miarahaba an-tsika rehetra, Manana olana toy izaho aho amin'ny ordinateur fampiasako: Mitaky défragmentation ilay machine, nefa rehefa manao ilay défragmentation aho dia milaza rapport ilay izy... suite
répondu par RBNIR le 25/10/2011 04:30
RBNIR ( 26/07/2011 09:09)
HAY TEO FOANA I KRISTY
http://youtu.be/lpTSUHXdkgo ... suite
répondu par RBNIR le 21/09/2011 07:10
RBNIR ( 20/07/2011 14:45)
MAMIKO LOATRA
http://www.youtube.com/watch?v=PNsqxLFwWuw&feature=player_detailpage MAMIKO LOATRA IANAO TOMPO O!... suite
RBNIR ( 15/07/2011 13:43)
TU M'AS DONNE
http://www.youtube.com/watch?v=zM75r96dYec&feature=related MISAOTRA BETSAKA TOMPO! MISAOTRA BETSAKA! VONINAHITRA ANIE HO ANAO IRERY IHANY « Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'And... suite
répondu par rijadolly le 15/07/2011 14:55
RBNIR ( 15/07/2011 13:10)
IZAY IHEVERANY AHY
http://www.youtube.com/watch?v=mpoGhOqRe3A&feature=share ANDEHA HANAIKY DAHOLO E! samy ho tahin'i Jesosy indray... suite
répondu par rijadolly le 15/07/2011 15:00
RBNIR ( 15/07/2011 09:25)
NOMEKO ANAO
http://www.youtube.com/watch?v=cyh6nZ5w4MA&feature=player_embedded MISAOTRA BETSAKA TOMPO O! MISAOTRA BETSAKA ANAO AHO NAMONJY AHY SY NY ANKOHONAKO MISAOTRA BETSAKA, VONINAHITRA ANIE HO ANAO MANDRAK'... suite
répondu par rijadolly le 15/07/2011 15:03
RBNIR ( 13/07/2011 14:04)
HAFATRA MANOKANA HO ANTSIKA KRISTIANINA
Faly miarahaba namana isany, Hafatra manokana ho an-tsika kristianina tokoa izy ity, « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny s... suite
répondu par RBNIR le 27/07/2011 11:16
RBNIR ( 20/06/2011 15:45)
Tiako ianao namana ka tsy hanafenako ny marina
Faly miarahaba namana isany, Hoy i Jesosy Kristy Tompo hoe : « Tsy izay rehetra manao amiko hœ: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay... suite
répondu par madagass le 29/06/2011 15:03
RBNIR ( 26/05/2011 08:24)
AZON-TSIKA ATAO V NY MANGATAKA ANDRO LAVA MANOLONA NY ANTSON'ANDRIAMANITRA
Aleho ny Baiboly no hamaly azy: « Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro. » (Lioka 14:16) « Ary naniraka ny mpanompony izy tamin'ny fo... suite
répondu par rijadolly le 10/06/2011 19:12
RBNIR ( 23/05/2011 14:09)
AOKA TSY VARIANA AMIN'NY ADY HEVITRA TSY MITONDRA FAMONJENA NAMANA ISANY FA
Inty no teny napetrak'i ny Tompo, « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (... suite
répondu par Miharena le 26/05/2011 13:03
RBNIR ( 23/05/2011 11:01)
Raha ny tenin'ny Tompo
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Matio 6:33). Tokony andinin-tena lalina isika sao dia tsy arak'io ny fiainan-tsika, Moa v... suite
répondu par Miharena le 25/05/2011 15:42
RBNIR ( 17/05/2011 12:25)
Fanaovana RECHERCHE eto aminy serasera.org
faly miarahaba namana isany, Ahoana ny fanaovana recherche "mots" eto amin'ny site serasera.org? Otran'ny tsy mahita option de recherche aho raha tsy diso. Misaotra mialoha amin'ny fanampiana, ... suite
répondu par RBNIR le 24/05/2011 07:29
RBNIR ( 17/05/2011 11:04)
Raha ho avy Jesosy Tompo
Efa mba miomana sy miambina marina v isika ???? Samy ho Tahin'ny Tompo... suite
répondu par sarbika le 26/05/2011 16:43
RBNIR ( 13/05/2011 11:47)
O IZANY DIAKO MAHITSY HATRANY RE HO ANY AMINAO RY TOMPO
1. O ! Izany diako mahitsy hatrany re Ho any Aminao (Aminao ry Tompo) Fa ny hany tiako Ka hotompoiko anie dia Ianao. 2. Na hisompatra ahy izay tsy tia Mankahala, manadala Dia tsy mampanahy Tompo ô... suite
RBNIR ( 10/05/2011 16:29)
ILAY MPANJAKA LEHIBE
Faly miarahaba an-tsika rehetra indray, Inty mba misy aingam-panahy kely ry namana isany : Nisy hono Mpanjaka lehibe anankiray (Mpanjakan'ny mpanjaka mihitsy Izy ity satria ny mpanjaka rehetra dia eo ... suite
répondu par RBNIR le 12/05/2011 05:12
RBNIR ( 27/04/2011 14:42)
INONA KAY NY ATAO HOE WORDPRESS?
Dia mbola faly miarahaba an-tsika hatrany, Inona no atao hoe "Wordpress"? Ahoana ny fiasany sy ny fomba fampiasana azy? voalaza fa ahazoana tombontsoa ny fampiasana azy? Inona no atao? Dia manantena... suite
RBNIR ( 27/04/2011 10:19)
Ahoana ny hevitrao mikasika ny travail sur Internet à domicile
Faly miarahaba ny namana rehetra, Vaka dia vaka ny saiko fa betsaka ny offre voaraiko amin'ny internet, rehefa dinihina otran'ny hoe tena mitombona, nefa matahotra ihany koa ny saina sao dia arnaque ... suite
répondu par bainina27 le 17/01/2018 07:12
RBNIR ( 28/03/2011 12:30)
MANASA ANAO HANDRAY NY FAMONJENA ATOLOTR'I JESOSY KRISTY TOMPO HO ANAO.
Manasa an-tsika rehetra mba handray ny famonjena atolotr'i JESOSY KRISTY TOMPO ho an-tsika, Jereo ao amin'ny lohahevitra napetrako ery ambanimbany ery hoe "FA INONA MARINA MOA NY ATAO HOE FAMONJENA?"... suite
répondu par bor2lais le 07/04/2011 11:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.122