Fanaovana RECHERCHE eto aminy serasera.org

1. RBNIR ( 17/05/2011 12:25)
faly miarahaba namana isany,
Ahoana ny fanaovana recherche "mots" eto amin'ny site serasera.org?
Otran'ny tsy mahita option de recherche aho raha tsy diso.

Misaotra mialoha amin'ny fanampiana,

répondu par RBNIR le 24/05/2011 07:29
2. hery ( 17/05/2011 17:18)
Tsy nitady tsara angamba :-p
Itsy aminy havia itsy misy hoe Tadiavo ny lahatsoratra

Andramo dia teneno raha mahafapo
3. RBNIR ( 18/05/2011 05:36)
hery:

Tsy nitady tsara angamba :-p
Itsy aminy havia itsy misy hoe Tadiavo ny lahatsoratra

Andramo dia teneno raha mahafapo

Marina izany hery a! Manao ahoana nareo,
tsy nitady tsara (na mety kamo koa angamba no tena marina e)

Misaotra betsaka,

4. RBNIR ( 18/05/2011 14:34)
hery:

Andramo dia teneno raha mahafapo

ARA DALANA TSARA FA MISAOTRA BETSAKA
5. Arisse ( 24/05/2011 06:19)
Salut daholo ry namana é!
Feno virus be 'lay Ordi. Efa nanao Scan aho,efa "nettoyage" disque C: sy disque D: aho ary efa nanao "défragmenteur de disque" ihany koa. avy eo aho nampiasa" Logiciel BARRTE PE" izay mba ahafahako mi-"suppr" ny virus izay hitako ao. Izao anefa no ilako fanampiana: ireo virus rehetra no "supprimer"-ko dia maty avokoa, ity anakiray ity no "impossible" ny hi-supprime"-na azy dia ny hoe:"Con.@Andrana@.com"
Misaotra mialoha é!
6. RBNIR ( 24/05/2011 06:27)
Arisse:

Faly miarahaba namana,
tsara anaovanao lohahevitra vaovao mihitsy ity anao ity sao takona ato anaty lohahevitra ato.
amin'izay mba mety ho maromaro no hahita sy hamaly namana
7. Arisse ( 24/05/2011 06:52)
ahoana ary no fomba ataoko amin'izany mba hampivelatra bebe kokoa io loha-hevitra iray io,mba tory kely aho namana Hery a!
Tena tiako raha ampidirina amin'io ny fanazavana iony amin'ny fampiasana io "logiciel BARTE PE" io.
8. hery ( 24/05/2011 07:25)
Arisse> Tsy azoko ny tianao lazaina
9. RBNIR ( 24/05/2011 07:29)
Arisse:

ahoana ary no fomba ataoko amin'izany mba hampivelatra bebe kokoa io loha-hevitra iray io,mba tory kely aho namana Hery a!
Tena tiako raha ampidirina amin'io ny fanazavana iony amin'ny fampiasana io "logiciel BARTE PE" io.

Ny tiako ambara dia hoe sujet (lohahevitra) hafa mihitsy ilay anao e, tsaratsara kokoa raha manao lohahevitra vaovao, mora kely, miditra lohahevitra informatika dia hampiditra lohahevitra vaovao dia izay.. tsotra kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2182