« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jao.4:24)
1. RBNIR
(
25/12/2014 00:43)
Faly misera amin'ny namana rehetra hatrany,
Izay mivavaka amin'Andriamanitra dia :
1- Tsy maintsy amin'ny fanahy (Vakio ato)
2- Tsy maintsy amin'ny fahamarinana (miainga amin'ny Marina tsy mahazo manao zavatra diso)
Ilay tapany voalohany dia efa nazavaina tao amin'ilay rohy ery ambony,
Ilay tapany faharoa kosa no tena hidirana eto.
Hitady izay tena marina ary isika ry namana...... (iainga ary ifototra amin'ny zava-nisy marina ary iarahan''izao tontolo izao manaiky ny fahamarinany)
07 Mars 321 :
1- daty tena nisy,
2- Manakaiky ny taona 0
3- Inona ny zavatra nitranga tamin'io fotoana io?nisy décret navoakan'ny emperora romana atao hoe Constantin ka toy izao ny votoatiny " Au jour vénérable du soleil, que les magistrats et les habitants se reposent et que tous les ateliers soient fermés ".
Noterena ny olona rehetra "hanao repos" rehefa tonga ny andro alahady, misy rohy maromaro fa ny tsara dia manaova recherche google ianao dia ho fantatrao fa ny tena "cible" tamin'izany andro izany dia ny kristianina (izay nifikitra tamin'ny fivavahana tamin'ny andro Asabotsy). ho hitanao fa version iray ihany no iombonan'ireo site maro be ireo.
Izay ny amin'iny fa ny zava-nisy aloha dia hoe nisy ilay décret, nisy ilay daty 07 Mars 321 ka handeha mbola hiroso manakaiky kokoa ny taona 0 isika:
Fa naninona marina moa no nisy ilay décret tamin'ny 07 Mars 321? Niainga avy tamin'izany atao hoe Edit de Milan izany io (voarakitra an-tsoratra ny 13 Juin 313) efa miamandroso alohaloha ihany isika ry namana (manakaiky ny taona 0).......Manaova koa recherche fa rehefa mamaky ny tantara koa ianao dia hahita fa najanona ny atao hoe "grande persécution" izay natao tamin'ireo kristianina ary dia nekena io fivavahana io manomboka hatreo dia mbola ilay amperora Constatin ihany no fototr'izany rehetra izany (izy io moa nivadika ho kristianina hoy ny tantara.....
Dia hotohizana RAHA SITRAPONY ry namana isany..... Daty 2 voamarina tsara izay no efa hitan-tsika ary efa miamanakaiky ny 07 Mars 321 , 13 Juin 313 Dia mbola hiroso alohaloha hatrany RAHA SITRAPONY e!
Ny marina , ny marina hatrany satria hoy ny teny hoe "tsy maintsy ......amin'ny fahamarinana"
Samia hotahin'ny Tompo namana!

novalian'i RBNIR ny 27/12/2014 18:56
2. RBNIR
(
25/12/2014 02:32)
Eny ary fa dia hotohizan-tsika hatrany mba hikarohana "ny tena marina" ry namana isany...
Edit de milan 13 juin 313 no hitan-tsika farany teo izay tsy inona fa fanomezan-dalàna ny olona rehetra hivavaka malalaka (ny tanjona moa dia ny hanafahana ireo kristianina izay nianjadian'ny atao hoe "grande persecution" tamin'izany fotoana izany.
Fa inona moa izany atao hoe "grande persecution" izany? Nambara koa izy io hoe persécution diocletien (nanomboka ny taona 303 ka hatramin'ny 313 (13 juin 313) Tsy inona akory fa fanenjehana nahamaivay nihatra tamin'ireo kristianina tany Roma. Napetraka izany Diocletien izany izay miaramila romana nandray fanjakana
Namoaka ny edit efatra izy ka ireto avy ireo edit ireo (momba ilay fanenjehana mivaivay daholo ireo) :
Premier édit du 24 février 303 :
Destruction des édifices de culte chrétiens et des écrits chrétiens.
Privation des charges, de dignités et de droits pour les aristocrates chrétiens.
Deuxième édit du printemps 303 :
Arrestation du clergé : on s'aperçoit de l'immense densité des chrétiens surtout en Orient.
Troisième édit de l'automne 303 :
Obligation pour les clercs de sacrifier à l'empereur. On les torture et entreprend des mesures très dures.
Quatrième édit du début 304 :
Obligation pour tous les chrétiens de sacrifier. On assiste à des scènes de torture.
Io Dioclétien io koa moa dia nandray fanjakana nanomboka ny 17 Novembre 284 (dia miroso hatrany isika ry namana efa tonga hatramin'ny 17 Novembre 284 isika izao (kely sisa fa mahareta e! ny taona 0 no tanjona!
Famerenana kely fotsiny mba tsy hahavery antsika :
- 17 Novembre 284 (nandray fanjakana i Dioclétien)
- 24 février 303 namoaka ny édit voalohany fanenjehana ny kristianina izy (nanomboka teo ny grande persécution izay natao tamin'ny kristianina)
- 13 juin 313 nivoaka ny édit de milan izay nanome alalana ny olona rehetra hivavaka amin'izay Andriamanitra tiany hivavahana (nifarana hatreo koa ny grande persécution nahazo ireo kristianina)
- 07 Mars 321 namoaka didy ny emperora Constatin fa tsy maintsy ny andro alahady no andro hitsaharan'ny olona rehetra.
Izay ary aloha fa RAHA SITRAPONY dia hotohizana ihany....
Hitahy an-tsika anie IZY ry namana isany...

3. moustaraf
(
25/12/2014 03:42)
Hatreo aloha dia daty efa miparitaka sy fanta poko avokoa ireo rehetra ireo, bravo e!
Fanamarihana :
Ny Apostoly tsy "chretien " fa Meshirhym, izany hoe mpanaradia ny Hamashirha, ary eto dia miseho sahady ny hosoka goavana voalohany.
Ilay fiangonana tany "Atiokia " dia MESHYRHYM fa ny mpandikateny no nanova azy ho kristiana, inona no antony???
Ny teny hebreo "Meshiarh " dia tsy ananan'ny grika sy romana, ka ilay teny "chrestone " midika hoe "ireo mpanaradia an'i Chrestos " no nasolo azy. Manomboka eo dia mibirioka ny tantaara satria ny grika dia efa nanana KRISTOS BE DIA BE EFA NIVAVAHANY.

4. moustaraf
(
25/12/2014 04:11)
Mitovy anefa ve ny dikan'ny "kristi" grika sy "Meshirha" hebreo ?
1. Samy midika hoe "oint" na voahosotra
2.Hosotra ahoana ary ?
-Amn hebreo, ny meshirha dia : Mpanjaka na mpisorona izay mandray hosotra amn alalan'ny mpaminanin'i Avo indrindra. oh :Aaron sy ny zanany, Saoly,...
-Kristi grika
Antsoina hoe kristi ny olona iray rehefa nandalo an'ilay dingana farany amn rituels fandraisana ny hery maha "mpanao ody mahery " ,mpamosavy, na magicien, rehefa avy natory tany ampasana ka NAMPANDROINA TAMN MENAKA.
Noho izany Yeshua dia "tsy kristi fa Meshirha " fa i jesosy (grika ) kosa dia tena kristi, ka ny mpanaradia an'ilay Mpamosavy mahery jesosy kristi no antsoina hoe "Chrestone : chretien : kristiana "
Fa ny mpanaradia an'Yeshua hamashirha dia MESHIRHYM FOANA HATRAMIN'IZAO

5. RBNIR
(
25/12/2014 04:34)
moustaraf:
Hatreo aloha dia daty efa miparitaka sy fanta poko avokoa ireo rehetra ireo, bravo e!
Fanamarihana :
Ny Apostoly tsy "chretien " fa Meshirhym, izany hoe mpanaradia ny Hamashirha, ary eto dia miseho sahady ny hosoka goavana voalohany.
Ilay fiangonana tany "Atiokia " dia MESHYRHYM fa ny mpandikateny no nanova azy ho kristiana, inona no antony???
Ny teny hebreo "Meshiarh " dia tsy ananan'ny grika sy romana, ka ilay teny "chrestone " midika hoe "ireo mpanaradia an'i Chrestos " no nasolo azy. Manomboka eo dia mibirioka ny tantaara satria ny grika dia efa nanana KRISTOS BE DIA BE EFA NIVAVAHANY.
Tsy asiana adi hevitra betsaka e, mbola mitohy ny tantara "Marina" dia ho hitan-tsika eo rehefa tonga any amin'ny taona 0 isika namana.....
6. moustaraf
(
25/12/2014 11:34)
Avy dia asiana fanamarihana dieny vao miainga satria efa fantatra ny fiafaran'ny tantara, tsy vao ianao izao mantsy no nanao tsianjery an'io tantara io, ka rehefa elaela dia ampidirina amn izay ny fafy lainga araka izay maha zana piangonana romana anareo (izay miantso an'i Isus sy christos ) izay efa nahavoky lainga an'izao tontolo izao hatramin'ny voalohany.
Ny tantaran'ny fiagonan'ny apostly Meshirym dia tsy mifampitohy amn'izany kristiana izany velively, sanatria!

7. RBNIR
(
25/12/2014 15:57)
Tsy tao Roma ihany no nahitana fanenjehana ireo kristianina fa na dia taty amin'ny faritr'i Afrika koa aza dia nisy izany,
Ny 18 Juillet 180 ohatra dia nisy 12 ny kristianina notapahin-doha tao carthage.
Ary tsy hoe tamin'ny taona 303 vao nisy fanenjehana tany Roma fa efa taloha ela no nanomboka ny fanenjehana ireo kristianina tao Roma (nanomboka tamin'ilay grande incendie de Rome nitranga ny 18 juillet 64 ny tena Marina.
Ny tiana ahatongavana dia izao: tsy hoe “angano” akory ny fivavahana kristianina fa tena nisy nipoirany, ny taona 0 amin’ny fanisan-taona grégorianina dia tsy inona fa ny taona izay nahaterahan’ny mpamonjy, 30 no nandalovany tety an-tany, noho izany tamin’ny 18 juillet 64 dia telopolo taona teo ho eo taty aorianan’ny nahafatesany.
Ny baiboly dia manambara fa I paoly apostoly no nofidiana mba hitory tany Roma,
Raha kajiana ny fotoana dia mbola vao aingana mihitsy talohan’io daty 18 juillet 64 io no voatory tany Roma ny filazan-tsara.
Ireo apostoly 12, ireo kristianina marobe tany amboalohany, ireo kristianina maty tany Roma, ireo maty tany carthage sns….tsy voatanisa dia nofidin’Andriamanitra mba ho vavolombelona ho antsika taty aoriana.
Fampieritreretana ry namana isany: adala v Andriamanitra no nirahiny ny Zanany lahitokana hijaly mafy tety an-tanyt ety? Adala v izy ka olona marobe otran’izany no tsy maintsy nofidiny mba ho vavolombelona ho antsika aty aoriana?
Sao dia mba hanenina isika raha sanatria ka manao tsinontsinona izany zavatra izany.
Fitiavana no anton’ireny hoy IZY (jao.3:16).
« Mankanesa aty amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. » (Mat.11:28)
« Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo. » (Mat.11:29)
« Fa mora ny ziogako, ary maivana ny entako. » (Mat.11:30)
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!
Hitahy an-tsika anie IZY!

8. RBNIR
(
25/12/2014 16:04)
moustaraf:
Avy dia asiana fanamarihana dieny vao miainga satria efa fantatra ny fiafaran'ny tantara, tsy vao ianao izao mantsy no nanao tsianjery an'io tantara io, ka rehefa elaela dia ampidirina amn izay ny fafy lainga araka izay maha zana piangonana romana anareo (izay miantso an'i Isus sy christos ) izay efa nahavoky lainga an'izao tontolo izao hatramin'ny voalohany.
Ny tantaran'ny fiagonan'ny apostly Meshirym dia tsy mifampitohy amn'izany kristiana izany velively, sanatria!
Mampalahelo fa dia tena takon'ilay Anarana ny masonao namana!
Ary hitako koa fa "tsy azonao" ilay fomba fandikan-teny" satria hitako fa tsy hainao mihitsy ny dikan'ilay hoe "tracduction du mot hebreux".....
Inona intsony moa no azoko anampianao fa dia aleo ngamba Aminy aho no hangataka ka Izy no hanazava aminao mivantana namana!
Samia ho tahin'ny Tompo e!
9. RBNIR
(
25/12/2014 16:16)
Namana moustaraf,
Mahafantatra fiangonana iray koa aho ny azy indray dia miziriziry amin'ilay anarana fototra Yehoshua mihitsy fa tsy ilay "forme abrégée" ampiasainao.
Indrisy anefa fa dia "noravainy ny didy folo", ka dia tsy notandremany hatramin'ny Sabata (na ny andro fahafito)
Io ilay nambarako hoe tsy ny fahafatarana ilay Anarana re no lohalaharana fa ny fahafantarana ny Sitrapony e!.....Mat.7:22 (NAHAFANTATRA TSARA ARY DIA TENA NIASA TAMIN'ILAY ANARANA NEFA TSY NAHALALA NANAO NY SITRAPONY-------->NOLAZAINY FA TSY FANTANY AKORY ARY NOLAZAINY MIHITSY AZA FA MPANAO MELOKA!
TSY ALEO ILAY SITRAPONY NO EZAHINA FANTARINA ALOHA????? DIA REHEFA FANTATRA ILAY SITRAPONY DIA TADIAVINA INDRAY KOA HOE AHOANA ARY NO FOMBA HAHAFAHAKO MANAO IO SITRAPONY IO????? SECRET DAHOLO IZANY!!! ARAHO ILAY FANDAHARANA!!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!
Hitahy an-tsika anie IZY

10. RBNIR
(
25/12/2014 16:22)
Namana moustaraf , ilay fiangonana iray koa nefa izao tena afaka milaza fa mpisandoka ianao (raha ny raisonement nentinao no ampiasaina an) satria ny azy aza ilay anarana fototra mihitsy no ampiasainy fa ny anao dia ilay efa " forme abrégée"....
Izay manana maso aoka hahita dia Izay manana saina aoka hisaina o!!!!

11. moustaraf
(
26/12/2014 08:24)
salama,
"Yehoshua" sy "Yeshua"
Tsy misy calcule be io ry namana a! vakiana fotsiny ny baiboly dia mazava ny rehetra! Ny mpaminany tsy nilaza mihitsy akory hoe "Yehoshua" no anaran'ny Meshyrha, tahaka ny tsy nilazany hoe "jesosy kristy",
Ity izao misy faminaniana iray:
"MA NAVOU AL HEharym ragley mevasher, mashmyah shalom, mashmyah YESHUA OMER LETZION MALAKH ELOHEYKHIR"
"Edrey ny hatsaran'ny tongotr'ilay mitondra teny soa mahafaly, mitory fiadanana, dia YESHUA izay milaza amn Ziona hoe manjaka Elohym nao"
Sokafy ny maso ry namana a! raha soloina RABENIRAINY ilay RBNIR dia ianao ihany ve no mamaly??? sa resaka mokon-doha tsotra izao ilay fivavahana, ka na hita sy fantatra fa tsy izy dia tsy maintsy tohanana hattramin'ny farany!

12. RBNIR
(
26/12/2014 10:23)
moustaraf:
Sokafy ny maso ry namana a! raha soloina RABENIRAINY ilay RBNIR dia ianao ihany ve no mamaly??? sa resaka mokon-doha tsotra izao ilay fivavahana, ka na hita sy fantatra fa tsy izy dia tsy maintsy tohanana hattramin'ny farany!
Aoka hazava namana! tsy dia izaho loatra ny sarotony amin'io fa ny tenin'Andriamanitra no nentiko teto! Ary dia nazava ny teniny (alehony lavitra olona manao ny sitrapony toy izay olona manaja Azy imolotra fotsiny amin'ilay Anarana na amin'ny hoe Tompoko Tompoko!
Fanampiny Izy raha tonga nampianatra tsy niteny Izy hoe Izaho Yeshua fa Izaho Jesosy Kristy hoy Izy (ka Izy aza tsy sarotiny) ka inona moa no hahasarotiny ahy alohan'ny Tompony.
Farany, ny olona tsy nanova araka ny filazanao rehefa "nandalina" aho (fa ianao irery no hitako fa tsy mahay mandika teny) satria izay anarana rehetra nosintomina avy amin'ilay tena anarana dia "traduction du mot hebreux" fa tsy araka ny fanazavanao akory.
Izay no fandalinana nataoko namana! mety ho kely angamba ny fisainako ka tsy mahita ilay hitanao nefa dia tena mazava be ange izany teny izany e "traduction du mot hebreux"
Samia ho tahin'ny Tomppo namana! (ary misaotra amin'ilay fanarabiana fa raha fanasoasoavana hoy aho mety mba ho taitra ihany aho hoe sao diso lalana.....
13. RBNIR
(
26/12/2014 10:41)
Andriamanitra akory tsy adala, raha ampianatra grika Izy tsy teny hebreo no ampiasainy, raha hampianatra frantsay Izy tsy ho teny hebreo akory no ampiasainy..Dia otran'izay daholo!
« Koa raha vory ny mpiangona rehetra, ary ny olona rehetra samy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, ary miditra ny tsy mahay, na ny tsy mino, tsy holazainy va fa very saina ianareo? » (1 Kor.14:23)
« Fa raha samy maminany izy rehetra, ary miditra ny tsy mino, na ny tsy mahay, dia ho voan'ny anatra ataon'izy rehetra izy sady hotsarain'izy rehetra; » (1 Kor.14:24)
« ka dia miseho ny zavatra takona ao am-pony, dia hiankohoka izy ka hivavaka amin'Andriamanitra sady hilaza fa Andriamanitra dia ao aminareo marina tokoa. » (1 Kor.14:25)
I paoly raha nitory ilay hoe Yeshua, tsy maintsy nanazava izay "dikany" tamin'ny tenin'ilay hafa firenena aloha mba ho fantatry ny olona ny tena heviny marina. Dia teo no nipoiran'ireo Anarana hafa rehetra satria "tsy maintsy nadika ilay izy ry namana a!"
Ary izaho mino fa ny manavanana ny olona kokoa dia Ilay dikan-teny amin'ny fitenim-pireneny fa tsy ilay original koa averiko ihany Izy aza tsy sarotiny.
Izay manana maso aoka hahita, Izay manana saina aoka hisaina!

14. moustaraf
(
27/12/2014 04:02)
E e e e!
Ny grika, frantsay, anglisy, comorien, sonoa... samy mahay manonona hoe Yeshua avokoa, ka nahoana no mila ovaina???
Ny olana ao andohanareo dia ny "hiaiky hoe diso ny fanovana anarana ary sampy ilay jesosy kristy."
Aaiza foana ilay dikan'i "jesosy " amn teny grika ???

15. RBNIR
(
27/12/2014 18:56)
moustaraf:
E e e e!
Ny grika, frantsay, anglisy, comorien, sonoa... samy mahay manonona hoe Yeshua avokoa, ka nahoana no mila ovaina???
Tsy resaka fanononona no anontaniako ka! mazava ny fanontaniako : tamin'ny fomba ahoana no namantaran'ilay hafa firenena fa Famonjena ny dikan'ny Yeshua?
Izao miteny hoe tsy maintsy nadika ilay teny, ny valiny avy aminao no andrasako namana.....