ARAHO NY FANDAHARANA

1. RBNIR ( 10/09/2013 02:44)
Faly miarahaba an-tsika rehetra indray,

Ho famonjena ny fanahinao ary mba hanananao fanantenana ny amin'ny fiainana mandrakizay (vie eternel) dia araho ny fandaharana Vitao ny Asan'ny Fahamarinana ao amin'ny KOLO TV isa-maraina amin'ny 05 ora sy 15 minitra manomboka ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma.

Samia ho tahin'ny Tompo daholo
répondu par RBNIR le 12/03/2014 02:02
2. bor2lais ( 10/09/2013 11:10)
3. Miharena ( 10/09/2013 15:43)
Tsy efa betsaka ve izay namana RBNIR ny zavatra efa azonao ka mba zarao e!

Izahy manokana ohatra dia tsy afkamanaraka io fandaharana lazainao io satria tsy mahazo ny TV.
4. RBNIR ( 12/03/2014 02:02)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray,

Efa niova kely ny oran'ny fandaharana VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA ao amin'ny KOLO TV:
lasa amin'ny 5ora sy sasany maraina ka hatramin'ny 6ora indray (alatsinainy ka hatramin'ny zoma).

Mahereza daholo,

Samia ho tahin'ny Tompo namana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6828