AZA MANGATAKA ANDRO, MANAPAHA HEVITRA DIENY IZAO
![](https://avatar.serasera.org/d9b86bf2c5af2ec33d00a025ab6a43fa.jpg)
1. RBNIR
(
18/01/2012 09:28)
Faly miarahaba ny namana rehetra indray:
Vakio ange e! :
« Satria efa niantso Aho, fa nandà ianareo; Efa naninjitra ny tanako Aho, fa tsy nisy nitandrina; » (Ohabolana 1:24)
« Fa nolavinareo ny saina rehetra natolotro, Sady tsy nety nanaiky ny anatro ianareo: » (Ohabolana 1:25)
« Izaho kosa hihomehy, raha tonga ny fandringanana anareo; Handatsa Aho, raha tonga ny mahatahotra anareo. » (Ohabolana 1:26)
« Raha tonga ny zava-mahatahotra anareo tahaka ny rivo-doza Ary ny fandringanana anareo toy ny tadio, Ka manjo anareo ny fahoriana sy ny fangirifiriana, » (Ohabolana 1:27)
« Dia vao hiantso Ahy izy, fa tsy hamaly Aho; Dia vao hitady Ahy fatratra izy, fa tsy ho hitany Aho. » (Ohabolana 1:28)
« Satria nankahala ny fahalalana izy Ary tsy nifidy ny fahatahorana an'i Jehovah, » (Ohabolana 1:29)
Tena misy fetrany ny fiantsoan'Andriamanitra. Rehefa tena tapitra ny fotoana fiantsoany dia tsy mihaino intsony Izy na inona na inona ataon-tsika.
MIBEBAHA DAHOLO DIA MATAHORA AN'ANDRIAMANITRA ARY HOMEO VONINAHITRA IZY.
Manoro hevitra an-tsika aho : Ianaro ny Sitrapony (Mat.7:21) Jereo ny fandaharana ao amin'ny télé Jery isa-maraina (alarobia-Sabotsy) amin'ny 5ora ka hatramin'ny 6ora.
Izao anefa rehefa mibebaka dia aza manao kitoatoa « Raha izaho ary, dia mihazakazaka, nefa tsy toy ny manao kitoatoa; ary mamely totohondry aho, nefa tsy toy ny mamely ny rivotra; » (1 Korintiana 9:26). Fa izay tena takian'Andriamanitra no ataovy.
Koa aza misy mamita-tena fa rehefa fantatrao ny Sitrapony dia tanteraho ity teny ity :« Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. » (Jakoba 1:22).
Mahereza daholo, tena tia an-tsika Andriamanitra.
Avoty ny tenan-tsika sy ny ankohonantsika.
Tahin'i Jesosy daholo

novalian'i RBNIR ny 26/01/2012 06:40
![](https://avatar.serasera.org/d9b86bf2c5af2ec33d00a025ab6a43fa.jpg)
2. RBNIR
(
26/01/2012 06:40)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x5776t_taona-maro-ny-menafify_music[/dailymotion]