Fotoana izao handinihan-tena sy hanolorana ny fiainan-tsika amin'Andriamanitra
1. RBNIR (
1 andro lasa)
Faly mifanerasera amin-tsika hatrany ry namana isany.
Samia mandinika ny zava-misy ankehitriny dia MBA diniho tsara ary fakafakao lalina ity tenin'i Jesosy Kristy ity...
Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an'iza izay zavatra noharinao? — Lio.12 : 20
Tsy misy mahalala ny ampitso isika, eny fa na ny hitranga afaka ora iray aza tsy fantan-tsika...
Manapaha hevitra miverena faingana amin'Andriamanitra. Avelao avokoa izay rehetra tsy mifanaraka @ sitrapony.
Enga anie MBA hiantefa any amin'ny manam-panahy rehetra izao teny izao....