Fotoana izao handinihan-tena sy hanolorana ny fiainan-tsika amin'Andriamanitra
1. RBNIR
(
08/03/2026 13:17)
Faly mifanerasera amin-tsika hatrany ry namana isany.
Samia mandinika ny zava-misy ankehitriny dia MBA diniho tsara ary fakafakao lalina ity tenin'i Jesosy Kristy ity...
Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an'iza izay zavatra noharinao? — Lio.12 : 20
Tsy misy mahalala ny ampitso isika, eny fa na ny hitranga afaka ora iray aza tsy fantan-tsika...
Manapaha hevitra miverena faingana amin'Andriamanitra. Avelao avokoa izay rehetra tsy mifanaraka @ sitrapony.
Enga anie MBA hiantefa any amin'ny manam-panahy rehetra izao teny izao....

novalian'i midrou ny 16 andro lasa
3. midrou
(
16 andro lasa)
RBNIR:
Faly mifanerasera amin-tsika hatrany ry namana isany.
Samia mandinika ny zava-misy ankehitriny dia MBA diniho tsara ary fakafakao lalina ity tenin'i Jesosy Kristy ity...
Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an'iza izay zavatra noharinao? — Lio.12 : 20
Tsy misy mahalala ny ampitso isika, eny fa na ny hitranga afaka ora iray aza tsy fantan-tsika...
Manapaha hevitra miverena faingana amin'Andriamanitra. Avelao avokoa izay rehetra tsy mifanaraka @ sitrapony.
Enga anie MBA hiantefa any amin'ny manam-panahy rehetra izao teny izao....
Miarahaba namana RBNIR !
Tena marina mitsy zany e, tsis mahafantatra ny ampitso tokoa fa aleo miverina @ Andriamanitra dieny mbola misy ny fotoana , ary mbola tsy tara.
Raha hanontaniana mantsy Izy @ zao dia efa nanaiky hatrany amboalohany Izy
Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Miverena Amiko ianareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
— Zakaria 1 : 3