NY ANDRO NAHAFATESAN'I JESOSY

61. randyrandy ( 09/05/2021 04:17)

RBNIR:


gasy1zay:

Tsy azoko aloha hoe inona no antony mahazavadehibe ny andro nahafatesan'i jesoa hoanareo ry RBNIR

araka ny nampidirako azy ery ambony gasy1zay dia hoe...misy mpitondra fivavahana ankehitriny mampianatra amin'ny olona hoe isika (izahay) dia tsy mivavaka amin'ilay Jesosy maty zoma, fa mivavaka amin'Ilay Jesosy maty alarobia..dia misy koa ny mifanohitra amin'izay...
ka tena zava-dehibe ity lohahevitra ity ho an'ny kristiana satia entina manamarina
voalohany indrindra hoe inona marina moa ny andro nahafatesan'i Jesosy raha araka ny voasoratra anaty aiboly..
izany moa dia mba hahatanteraka ity tenin'Andriamanitra ity....« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24)

Izay mivavaka amin'Andriamanitra araka io teny io dia ......tsy maintsy mivavaka...amin'ny fahamarinana...(teny marina no ampianarina ny olona fa tsy diso....)


fa tsy azo idirana mihitsy ireo video nambaranao Namako e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3216