Anaram-bolana
1. tibao
(
21/02/2020 16:08)
Miarahaba antsika rehetra,
Inona ny fanoratra amin'ny anaran'ny volana:
- Jiona sa Jona
- Avrily sa Aprily
- May sa Mey
- Marsa sa Martsa
2. Lovsa98
(
06/04/2020 20:20)
Jiona, Aprily, Mey, Martsa????
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.8126