MIRARY SOA HO AN NY REHETRA.,,..

1. RBNIR ( 02/01/2020 03:49)
Arabaina tratry ny taona vaovao 2020 ary mirary soa sy fanambinana ho an ny rehetra ,.... Ny fahasoavan Andriamanitra anie hirotsaka amintsika sy ny ankohonantsika tsirairay avy,.
novalian'i rhaj0 ny 02/01/2020 15:20
2. gasy1zay ( 02/01/2020 13:39)
Mirary taona feno fitahiana sy fiadanana ho antsika rehetra ary hitombo fahalalana tsara an'i Jesoa Kristy anie isika mpisera eto ary indrindra indrindra hanaiky ho tarihian'ny Fanahiny. Mirary fahendrena ho antsika koa mba ho tena modely eo @ fiarahamonina no sady fitaratra hoan'ny sasany.
3. rhaj0 ( 02/01/2020 15:20)
eny tokoany.. dia mitombo ihany ity ny taona, ary efa samy mitombo taona daholo daholo koa isika rehetra.

Ka dia irariana mba hisoka-tsaina @ izay fa tsy ho mora rebirebena sy domelina ao @ resaka izay kely dia kely tokoa ny fitombenany.

Ary dia irariana koa mba ampiasaina @ tokony ho izy ity internet sy ny coco, fa be dia be no zavatra tokony ianarana sy atao, fa isika izao azany efa tarabe raha miolotra @ hafa.

20/20 :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7185